Fikambanana gasy oniversite erantany taloha sy ankehitriny

1. saho ( 01/06/2008 16:51)
Andao ry reto hanao fikambanana malagasy mpianatra universite erantany teo aloha sy ankehitriny.
Misy mahafantatra moa ato hoe taiza no nisy universite voalohany teto europe? Tsy iza izany fa Paris sy Bologna no voalohany nisy universite voalohany...

Ny ahy no mba tena tiako dia mba hampivoatra na hanisy kokoa ny efficacite fanampiana universite malagasy e. Izany hoe fanampiana virituel no tiako lazaina fa misy ny azo atao @ fifandraisana electonic e

Miandry valiny ireo malagasy erantany nandalina fianarana ambaratonga ambony na teo aloha na ankehitriny

NY FAHAIZANA NO FAHATOKISANA SY MANDIDY HATRAIZATRAIZA!!!!
NA MANAMBOLA AZA IANAO KA TSY MISY FAHAIZANA DIA MANDEHA ILA!!!

Saho namana hatrany, tsy manavakavaka
:lol:
novalian'i tywa68 ny 04/06/2008 13:27
2. simplex ( 01/06/2008 18:32)
fantatrao ve ny telomiova?

http://telomiova.org/ :P

;-)
3. tywa68 ( 04/06/2008 13:27)
simplex : telomiova ho an'ny rehetra fa ny an'i saho ho an'izay nianatra teny @ oniversite hono (tsy manavakavaka :-P )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5385