Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna ( 05/06/2008 17:10)
Omenao azy ve ny zanany sa
Nalefako tany amin'ny dinika manokana"Fanambadiana izay nosoratako izy ity" saingy amin'ny maha dinika manokana azy dia mety misy tsy tafiditra ka dia naverika eto indray e .... Mety daholo izany i... tohiny
endrika01 ( 05/06/2008 16:19)
HATSIKANA
Tantarana mpivady indray izy ity!Ry zareo moa \'lay tsy dia mifanaraka loatra fa fiadiana lava hatramin\'ny nivadiany! Tamim-boalohany aloha tsy dia olana be loatra zay,fa tato aoriana kosa dia hatram... tohiny
novalian'i endrika01 ny 24/06/2008 10:51
naritsimba ( 05/06/2008 14:14)
FIHATSARAMBELATSIHY
Miarahaba antsika namana indray. Tantara tsotra no ho lazaiko nefa tantara marina. Nisy olona vehivavy iray niaraka t@ lehilahy iray, ilay lehilahy dia efa manan-janaka mianadahy 15 ans sy 12ans. R... tohiny
Belami ( 05/06/2008 12:37)
Mots d'amour
Tiako ianao, Je t'aime, I love you, Ich liebe dich, ..... teny mitovy ny dikany fa ny lanjany samihafa arakarak ilay mpiteny azy. Raha malagasy no miteny hoe "Tiako ianao" mavesatra sy manandanja kok... tohiny
novalian'i mangidy ny 04/07/2008 13:16
ari.malala ( 05/06/2008 12:21)
Les aventures de Lavagirl et Sharkboy
http://www.commeaucinema.com/film=les-aventures-de-sharkboy-et-lavagirl,40336.html Sao dia mba misy maihta io film io azafady fa mafinaritra be izy io, mitady aho fa tsy mahita! Azon'ny rehetra jer... tohiny
ni81 ( 05/06/2008 11:02)
Ahoana no tena fandehan'ireny mpihira ireny?
Mba misy fanontaniana manitikitika ity. Ireo mpihira izay mindrana hiran'olona ao dago ve @ zao fotoana izao dia mbola mandoa vola any @ OMDA sa afaka mindrana @ zao fotsiny? Dia misaotra sahady an'ir... tohiny
novalian'i hertix ny 11/06/2008 14:00
zizi ( 05/06/2008 09:46)
Sakafo mampihena tosi-drà(tension)
Hono ho aho, mba misy namako izay te hahalala ny sakafo mampihena tension fa tsy dia mahalala loatra aho(ny papay no mba fantatro fa tsy haiko koa na tena mandaitra io). Sao ianareo mahalala ankoatr'i... tohiny
novalian'i xxx ny 17/06/2008 08:33
nenipita ( 05/06/2008 08:56)
godrogodro
mba omeo recette na godrogodro izay mahaay o; Misaotra ... tohiny
novalian'i annidise ny 04/07/2017 07:13
barykely ( 05/06/2008 05:15)
radio gasy
manahoana daholo! hono hoà!inn kay le site hahenoana ny rado tanà sy rta @ internet fa te hihaino kidaona maraina aho aty ivelany? merci e... tohiny
novalian'i chrislyd2 ny 12/06/2008 07:13
satanarindra ( 05/06/2008 05:09)
vady atolotra
ahoana ny hevitrareo ny amin'ny vady atolotra amin'izao vanim-potoana izao? ... tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/06/2008 06:13
lazounet ( 04/06/2008 23:04)
Mahaleo tao Toulouse
http://gasytsyvery.sup.fr :* :-* (l) ... tohiny
novalian'i lazounet ny 07/06/2008 10:01
niryna ( 04/06/2008 17:45)
Izao no ahafantaranareo ny Fanahin'Andriamanitra.Hmmm!!!
[b]2 Izao no ahafantaranareo ny Fanahin'Andriamanitra: Ny fanahy rehetra izay manaiky fa efa tonga tamin'ny nofo Jesosy Kristy no avy amin'Andriamanitra;[/b] 3 ary ny fanahy rehetra izay tsy manaik... tohiny
novalian'i niryna ny 08/06/2008 05:18
rabingogilabanga ( 04/06/2008 14:36)
OBAMA et ZAFY
hoy i Obama, raha nadray fitenenana t@ maha candidat ofisialy democrate azy: "je connais mes limites, mais je fais confiance au peuple americain", @ detail dia hoe: "[u][b]La route sera longue. Je... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2008 00:33
mila ( 04/06/2008 13:47)
pillule
bonjour nareo e! aona kay ny fandehan'ireny pillule reny e! tsizany mantsy fa efa norplan aho de tsy zakako le izy de novaiko pil ndray de aona?... tohiny
mila ( 04/06/2008 13:42)
saropiaro be aho @ rafivaviko
za saropiaro be fa miseho @ tele fona ny rafivaviko fa journaliste de inona ny ataoko, satria isaky ny mande ny vao2 de mijery azy ny vadiko de tsy misy miteny zahay roa......tena tsssss!!!!... tohiny
novalian'i niry2007 ny 17/07/2008 12:35
ravatorano ( 04/06/2008 12:31)
barea-botswana en differé anio alina
mandeha ao amin'ny MBS en differé ilay match izay nikatrohan'ny BAREA-BOTWANA farany teo iny anio alina amin'ny folo ora na 22h00 mazotoa ary miari tory e :D ... tohiny
novalian'i ratonga ny 04/06/2008 13:46
mila ( 04/06/2008 12:21)
bonjour
bonjour, mahafinaritra ve ny ato e! za mantsy vao2 be!... tohiny
novalian'i kiadi ny 11/06/2008 17:31
mila ( 04/06/2008 12:01)
bonjour!
bonjour, tsara ve ny ato @ sera2? za mantsy vao2 e! ... tohiny
novalian'i niryna ny 06/06/2008 03:49
xxx ( 04/06/2008 10:59)
manimba charma
misy sipa hitanao hoe tena manja be ,kotinao ary ty sipa ity ,any ka zakanao , mangetotra tampoka lay sipa ,mahagaga ihany re zany a! tena manimba charma ny sipa mangetotra ,ny cousinako ko niteny an... tohiny
novalian'i mbaliana ny 05/06/2008 16:35
adler ( 04/06/2008 09:36)
Fête de l'internet : Fizarana logiciels
Amin'ny 28 sy 29 jona 2008 dia hisy ny hetsika Fête de l'internet eto Antananarivo, ao amin'ny Hotel Carlton. Handray anjara ao ny infogasy, ka hisy fizarana logiciels amin'izany. Mila famandrihana i... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.5823