Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rajoelina ( 10/06/2008 09:25)
leaza!!!
Ao anatiny ray volana izaho angamba mampiditra dinika folo na mihoatra... kanefa ray na roa ihany no hitako rehefa avy eo... na tsy misy!! Tsara fanahy ve i hery? [u]Misokatra ny adihevitra[/u] ... tohiny
novalian'i euh ny 14/06/2008 17:14
Zahoux ( 10/06/2008 09:01)
Jesosy o!Indreto ny olonao
Hiran'ny fifohazana§tena mampahery io hira io an!... tohiny
novalian'i Lejoba ny 06/08/2008 13:09
xxx ( 10/06/2008 08:47)
déverouillage -na phone
Miarahaba! ahoana kay ny atao mi-déverouillé phone, Sony Ericsson , W300i efa ananako ny code de déverouillage, fa tsy haiko oe atao ahoana , efa nataoko le " flèche gauche, ** , flèche gau... tohiny
novalian'i xxx ny 12/06/2008 07:39
yvanot ( 10/06/2008 08:27)
resaka sentiment
Ny olona hono rehefa maketsy sy makeroa, mampirafy be zany, de tsy mahatsiaro intsony zany atao hoe sentiment. Tsy mahatsiaro na tsy mi se sentir intsony ny atao hoe FITIAVANA. Tsy voa mafy ve izany? ... tohiny
einstein ( 10/06/2008 07:31)
Bandy voadona
Slt! Ny ex-ko mataotra ny ho amie-ko fa hiverina oazy eny ono ny fiarahana de oainina be fotsiny izy! Inona no dikan'izany? Tsy mbola ti ve izy miten izay? Inona atao iverenany fa za tena voadona ma... tohiny
novalian'i bafbaf ny 06/06/2012 12:59
dolph ( 10/06/2008 06:12)
angataka tonon-kira
salut, miarahaba antsika rehetra e, mba mangataka le tononkiran' le "ianao no mamin'ny foko,...". kalon'ny fahiny izy io Gaby ao amin'ny kintana telo no mihira azy, tsy fantatro ny lohateniny fa io fi... tohiny
novalian'i hertix ny 11/06/2008 14:06
yvanot ( 10/06/2008 06:12)
Lolo vokatra
Mino ny fisian'ny lolo vokatra ve ianareo? Voalaza mantsy fa any atsimo any de misy an'io lolo vokatra io, izany hoe olona efa maty nefa velona indray, ary impito maty vao tena maty. Ny mahagaga d... tohiny
badboy ( 10/06/2008 06:03)
Ny hevitrao!
Vaovao tsara hoy ny sasany, lainga hoy ny hafa! De moins en moins de pauvres Le président de la République, Marc Ravalomanana a avancé à l'ouverture de la table ronde des partenaires, hier à ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/06/2008 04:13
endrika01 ( 09/06/2008 20:34)
HATSIKANA
Tantarana mpanao hoso-doko malaza ! Nisy rangahy iray tonga mba hitsidika ny fampisehoana nataon\'ity mpanao hoso-doko malaza. Hoy ilay mpitsidika:Hono wa rangahy?Itsy tabilao misy sarina masoandro it... tohiny
niryna ( 09/06/2008 17:49)
Ny tsy te am-piasa saina ihany hono no be mokon-doha ??
Raha natao hono ny fandinihana dia 10% ihany saina am-piasaintsika,kanefa afaka mihitatra hatramin'ny 70-95% mihitsy aza izany. Ireny olona tsy te hivaky saina,toa dondrona ,na manda ny tsy hianatra ... tohiny
novalian'i niryna ny 01/07/2008 00:21
didanz ( 09/06/2008 15:37)
ivangao lambahoany
o^o ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 09/06/2008 17:28
oOo ( 09/06/2008 14:55)
Filozofia
[center]Le test des 3 passoires[/center] Ilay fitsapana mikasika ny sivana 3 i Sokraty, tamin'ny Grika taloha, dia nanana hevitra ambony momba ny fahendrena. Nisy olona iray ary nanontany ity filo... tohiny
novalian'i pseudo38 ny 14/06/2008 18:04
sologose ( 09/06/2008 12:17)
fiaro
[b]Bold text[/b] ny anticorps ntsika rehefa reraka na misy corps hafa tafiditra na ny fiovaovana nytoetr andro dia ity misy torohevitra tsotra , ... tohiny
novalian'i Bola ny 20/07/2008 00:11
Annie2006 ( 09/06/2008 12:09)
Dera sy Laza hoan'izay be lainga
Tena mampalahelo ny manjo ny vahoaka malagasy noho ny afitsok'ity fitondrana ity. Raha tratry ny "crise alimentaire" ny firenena maromaro ka nanosika ny vahoaka tao aminy nirona tety andalambe dia n... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/06/2008 04:56
lemenakely ( 09/06/2008 11:37)
T SHIRT avy ve dia hifamonoana sy hifandratràna!
Araka ny vaovao hita ao @ MADAGASCAR TRIBUNE androany 09 jiona dia nifamono sy nifandratra ireo mpihazakazaka refa vita ny fifaninanana ka hizara ny loka;loka izay inona moa fa tsy T SHIRT! Efa sa... tohiny
novalian'i agoago ny 09/06/2008 13:28
loumjah ( 09/06/2008 10:08)
verivakana aho zavavy
slt! mbô ilaiko kely ny tonon'io hira io zay fe msôtr'e! ... tohiny
novalian'i ni81 ny 09/06/2008 10:56
bor2lais ( 09/06/2008 09:22)
Kristiana sy Fanahy Masina
Eo amin\'ny fanaovam-batisa (amin\'ny Anaran\'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina) no azo ilazana fa lasa Kristiana ny olona iray. Ny fanaovam-batisa dia manamarika ihany koa ny fahateraham-ba... tohiny
novalian'i bor2lais ny 16/06/2008 08:58
deric ( 09/06/2008 08:08)
Anosivolakely sy Rapà
Ahoana marina moa ilay Anosivolakely e! toa hoe nisy niharan-doza indray ny olona avy nanao fitsidihany tany tamin'ny farany teo. Fa dia ho toy izany foana ve? ahoana ihany ny amin'ilay izy fa toa ho... tohiny
kotolita ( 09/06/2008 05:43)
i dada sy neny rehefa miteny; dia tsy maintsy hajaina
mitady ny tononkira an'io hira io aho; izay mahay dia mba handefaso ... tohiny
novalian'i Samoana ny 09/06/2008 15:22
lalab ( 08/06/2008 22:08)
trano hofaina
F3 50 metre carré residence privé Domaine de la pelouse 93390 Clichy sous bois libre 15Aout 2008 christian 06 17 05 31 45 ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6854