salut, miarahaba antsika rehetra e, mba mangataka le tononkiran' le "ianao no mamin'ny foko,...". kalon'ny fahiny izy io Gaby ao amin'ny kintana telo no mihira azy, tsy fantatro ny lohateniny fa io fiantombohan'ny refrain. dia misaotra mialoha ze mandefa azy.