Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 07/06/2008 07:53)
Assurance auto
Hono ho aho, ho an'ny olona eto France.Raha misy mpivady manana fiara,ny fiara n°1=misoratra @ ilay rangahy,ny assurance koa @ anarany.Ny fiara n°2=misoratra @ ramatoa dia ny assurance ve azo sorata... tohiny
novalian'i kelly13 ny 19/08/2008 21:45
rajoelina ( 07/06/2008 06:10)
le ble & barea.
[i][b][color=blue]Allez les bleus!![/color][/b][/i] Barea kaka! Barea kaka! Barea!... tohizo ;-)... tohiny
novalian'i kiadi ny 07/06/2008 23:40
niryna ( 06/06/2008 20:45)
Kambana nifandiso,efa lehibe vao fantatra
Mitandrema ihany,tonga angamba dia asiana marika ny zaza fa tena maro ihany izay tantara ,mangala -jaza any amin'ny hopitaly e,ny zaza nifandiso e. Nisy mirahavavy izy samy kambana avokoa ka taty aor... tohiny
novalian'i niryna ny 24/06/2008 23:59
Solitikabe ( 06/06/2008 19:21)
Mada mihoatra amin'i Sina
Nahoana i Sina no lasa lavitra? Dia satria ny Sinoa sy ny Fanjakany tsy mamela mihintsy ny hoe olona na kaompania vahiny no mitrandraka ny hareny. Ary nahoana ny Malagasy no mahantra foana nefa lazai... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/06/2008 16:42
tess ( 06/06/2008 18:35)
Misara-trano
Manja ihany aloha ilay hoe misara-trano e! i namana serasera sy i dinika forum no tiko lazaina satria mbola misara-trano foana ireo izao, mety tsy avotra tsony ve ny menage????? :) fa ny ilazàko a... tohiny
novalian'i tess ny 14/06/2008 08:35
rlj ( 06/06/2008 14:27)
MORSA mamono lolo na valin'ny famonoana lolo
Za manana adversaire mpanao taim-bava be izay ka io resaka famonoana lolo io no tena base-ny. Ka mba ataovy ato daôlo hoe ny fomba famonoanareo lolo, na ahôna no avaly raha misy mamono lolo, indrain... tohiny
xxx ( 06/06/2008 13:54)
misôtra!!
nanome halala anah ny mpiandraikitra hanana fahefana hanalana ny dinika fanopana! ka hisaorako manokana eto!! izay no antony nanokafako ty dinika ity fa naheno ny fitaraina natako sy nataon'i mpikamba... tohiny
hery ( 06/06/2008 12:02)
26 Jiona Frantsa: Hafatra t@ Ambasady
FILAZANA Noho ny Fitsigerenan’ny Fetim-Pirenena Malagasy dia hafaliana lehibe ho an’Andriamatoa Lehiben’ny Masoivohon’i Madagasikara eto Frantsa sy Ramatoa NARISOA, Ramatoa Irène RABENORO, S... tohiny
novalian'i antihery ny 09/07/2008 14:44
rajoelina ( 06/06/2008 10:59)
Frantsa ve Mscar
???????????? ;-)... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/06/2008 00:17
rijavoara ( 06/06/2008 08:53)
MANGATAKA HIRAN'I MIRADO T@ IZY MBOLA KELY INY
MIARAHABA NY REHETRA! MANGATAKA HIRAN'I MIRADO T@ IZY MBOLA KELY INY . IZA MOA NO TENA TOMPON'INY HIRA INY? MISAOTRA MIALOHA. ... tohiny
novalian'i hertix ny 07/06/2008 07:56
xxx ( 06/06/2008 06:47)
tsy mety tafiditra serasera
f'ahona etena tsy azoko, tsy nisy tenindratsy nataoko, tsy nanao ratsy olona za nefa tsy mety tafiditra serasera ... tohiny
novalian'i orona ny 08/06/2008 15:05
Gie ( 06/06/2008 06:16)
La Vérité: Un nouveau journal est né 16/05/2008 | 10:51:59
[b]Selon La Vérité, «Toute vérité est bonne à dire», [/b] La presse écrite malgache continue de s'épanouir. Une nouvelle publication est sur le marché: La Vérité. Selon La Vér... tohiny
Gie ( 06/06/2008 06:14)
2ème Messe ''CATHOLIQUES MALGACHES & ZANATANY D ' EVRY''
dia manasa antsika rehetra zany hanatrika ny fotoam-pivavahana hiarahan'gasy sy vazaha (zanatany) [img]http://img527.imageshack.us/img527/3494/uneevrybl7.jpg[/img] [i]C.M.Z.E. "CATHOLIQUES MA... tohiny
novalian'i jeso ny 07/07/2008 16:47
bavy ( 06/06/2008 06:06)
soupe van tan mine
Manaona daolo ry reto a! asa ianareo raha mba efa nihinana ny lasopy tao Tamatave, tsara zany a! indrindra fa ny ao @ le restaurant hoe LONGO, eny Itaosy koa zao efa misy io resto LONGO io fa mbola ... tohiny
novalian'i soly ny 10/11/2008 14:17
rajoelina ( 06/06/2008 03:55)
bracelet adidas le coq sportif
[img]http://static.flickr.com/63/170536504_6f116e3293.jpg[/img] [b]Sôde mba mahita site web hazahoana hividianana [u]bracelet[/u] ( angamba no anarany amin'ny teny frantsay) mitovy amin'ny tanana ... tohiny
novalian'i rajoelina ny 08/06/2008 07:02
niryna ( 06/06/2008 03:53)
Tena raha misy lalana angamba aoka fotsiny
Ny fiara rehefa tsy tiana na manomboka ho ratsy dia sarotra be no mitazona azy,tsy mba toy ny any amintsika,azo ampiasaina hatramin'ny fanaovana fatam-pera. Ny aty ny tena indray no miantso izao rehet... tohiny
novalian'i niryna ny 28/08/2008 21:33
nenina ( 05/06/2008 19:43)
Zoera milalao ivelany
Manaj e !De tena mahagaga tokoa fa de mbola miverina faoan satria aiza ve ka andro 2 na telo alohan'ny match vao tonga ireo baréens mialao any ivelan'ny Mada. Fa tsis vahaoloan v sa hatahoran ho resy... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 06/06/2008 05:47
zinga ( 05/06/2008 18:44)
tretrika: kiiady
faly miarahaba e! Mba mitady ny tonon-kiran'ny tarika kiady mitondra ny lohateny hoe "TRETRIKA" e! Dia misaotra mialoha anareo !... tohiny
novalian'i picanex ny 18/06/2008 04:36
xxx ( 05/06/2008 18:37)
REVY VE SA DITRA ?
Tena gagagaga mihitsy aho indray mande zay raha sendra nilazan'ilay olo-tiako hoe ianao hoy izy tsy tia ahy satria tsy voaporofonao amiko ny fitiavanao ahy .Niteraka gidragidra taminay roa anefa izany... tohiny
novalian'i kiadi ny 12/06/2008 16:30
rabingogilabanga ( 05/06/2008 17:32)
Ivato aeroport: Hitarina hoe?
Tsara sa ratsy? asa tsy mbola fotoana hilazana izany izao, raha vola azo t@ trosa no anamboarana azy, dia andrasontsika aloha na hisy na tsy hisy ny retour sur investissement, ny mpitondra tsy tokony ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2008 00:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.8018