misôtra!!

1. xxx ( 06/06/2008 13:54)
nanome halala anah ny mpiandraikitra hanana fahefana hanalana ny dinika fanopana! ka hisaorako manokana eto!! izay no antony nanokafako ty dinika ity fa naheno ny fitaraina natako sy nataon'i mpikambana sasany ny mpandrindra sy ny mpiandraikitra (admin),tsy aiko aloha oe iza ilay iz fa de hisôrako manokana izany!
nenah ny hidirako eto de fanalana @ halalan'ny vazivazy sy tsikitsiky!fifandraisana amin'ny namana!
misy ihany nefa indraindray ny zavatra tsy mety ataon'ny mpikambana sasany ka mahatonga fahasorenana nefa tsy izany no tadiavina eto!
ary hialantsiny koa raha misy tafitohina @ hevitra ampetrako fa fanalana nenah fa tsy filana vanony!
ny tsy aiko moa de oe inona no mahazo io rorona io na efa saimbana aratsaina ve iz sa nanin no tady hanao fanaratsiana fotsiny zao!
voafafa ny dinika ka mieritrereta @ manaraka fa tsy azo hanaovana zay tiana atao ato!
nanao xxx aho satria tsy tiko atao pub be eny @ "acceuil" ny dinika nosokafako!!ireo zay naharaka ny zava-nitranga de mahalala oe iza aho!! :wink:
2. tess ( 06/06/2008 15:11)
:roll: :roll: :roll: :^) ôh kel annonce!!!!!!! :-P
3. kiadi ( 06/06/2008 15:27)
manina io ry tess?
4. tess ( 06/06/2008 18:30)
kiali: ka neveriko fa oul mampiresaka fotsiny ndray! ny ato anie tsy hay tsotry e! :wink: :-D :-D :-D aza tsiny e! efa mailo :-D :^)
5. kiadi ( 06/06/2008 18:33)
:-D :-D :-D :-D :-D
6. tess ( 06/06/2008 18:38)
:-D :-D :-D ka betsaka ny manao dinika fahatàny mampiresaka fotsiny kou! de raofin'ny kamiô ny voari rehefa avy teo :-D
7. kiadi ( 06/06/2008 18:40)
=)) =)) =))
tô tsy de masika ny mpiasan'ny voirie ko! :-D
8. Gie ( 06/06/2008 18:51)
izaho zao mbola tsy tafiditra any @ fomba malalaka hatramin'zao ?
9. kiadi ( 06/06/2008 20:22)
gie>efa nanao fangatahana ve nefa?
10. Gie ( 06/06/2008 20:53)
ié ! efa nanao fangatahana ary efa mihoatra ny herinandro zay !
11. kiadi ( 06/06/2008 21:05)
gie>bizard zany!! avereno angatahana indray!
sefo hery oohh!! ba avelao hiditra dinika manokana hono i gie eh!! :wink:
12. hery ( 06/06/2008 21:16)
Sao dia tokony hofafaina koa:
- Amin'ny fomba malalaka tsisy bedy? Satria efa nisy gidagidra koa tao
- Fifanasana vangy moa? Satria dia gidragidra no ao

Sa rehefa ny sasany no voakitika dia tsy koi fa rehefa ny tena tonga dia hoe fafao fafao? :-)
13. kiadi ( 06/06/2008 21:30)
zah aza efa tsy miditra ao tsony fa aleoko miala gidragidra fa tsy zay ny but andehanako eto!!
fa tsy mitovy ange angamba ilay iz ny fijeriko azy eh!!le dinika nofafana de dinika tena fifosana sy fanopana olona!!
le fanasana vangy tô fanalana azy !! zay aloha no nandraisako azy eh!! fa bon!
raha misy mitaraina ve moa tsy hofafana fa tô tsy nisy nitaraina kosa ange eh!!
fa ny an'i orona tonga de nitaraina doly ny olona !! :wink: :wink:
14. xxx ( 06/06/2008 21:33)
hery:

Sao dia tokony hofafaina koa:
- Amin'ny fomba malalaka tsisy bedy? Satria efa nisy gidagidra koa tao
- Fifanasana vangy moa? Satria dia gidragidra no ao

Sa rehefa ny sasany no voakitika dia tsy koi fa rehefa ny tena tonga dia hoe fafao fafao? :-)
zah mba gaga ! fifanasana vangy nefa fanisiana olona koa ny ao !

hummmm.......de ho avy njay ny sasany hilaza we : "mahatsiaro voadona nga xxx ?"


15. kiadi ( 06/06/2008 21:35)
iza ny olona efa voa tao? :-D
xxx ve?
16. xxx ( 06/06/2008 21:38)
kiadi:

zah aza efa tsy miditra ao tsony fa aleoko miala gidragidra fa tsy zay ny but andehanako eto!!
fa tsy mitovy ange angamba ilay iz ny fijeriko azy eh!!le dinika nofafana de dinika tena fifosana sy fanopana olona!!
le fanasana vangy tô fanalana azy !!
hafahafa kosa raha ny zavatra voalaza ao no atao we "fanalana azy eh " !
zah kalou de tena miombon-kevitra we tokony fafaina koa io ! ny an'hafa avy de mitaraina ny sasany nefa tsy mijery ny zavatra ataon'hafa akory...

(tsy blèm mintss fa fantako fa ahazo tambabe eto ndra zao zah) :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w


17. kiadi ( 06/06/2008 21:42)
nenah io fanalana azy fa zay andraizsanao azy!! de afaka mitaraina ange enao oe fafao io eh!! tsy olona zany!! io ny deba de andana mitaraina any oe fafao io!!
18. tess ( 06/06/2008 22:24)
matoa kosa atao tambabe dia olona tsy mahay miaina izy izay!
tsy hanao tambabe am tsy antony ny pokona lol! :°)
19. kiadi ( 06/06/2008 22:31)
hita ko!!
20. tess ( 06/06/2008 22:45)
sady tsy nisy nifaranaraka tambabe mitsiny anie tato am forum tato fa ny ankizy mahita ny realité dia maneho ny heviny eo daholo e! aleo hazava ny resaka fa misy mitady hanakorotana mi influence zvtr hafa ndray zany.
inona ary ity mandray tsy raisina otran'ny tsipolitra ity ry xxx :°)
rehefa tsy mahatsiaro vodona dia tsy hivaky loha hiteny an'io ...isaky izay mihetsika :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.176