misôtra!!

21. tess ( 06/06/2008 23:03)
ny tiko lazaina! efa reperé isaky izay miteny i xxx any am dinika rehetra any ohatra ilay diniky orona ats yambadika atsy, nanaovako fanamarihana mitsiny hoe rehefa tsy mitovy hevitra am orona angaha ny nakizy rehetra namaly ilay dinika dia hoe manao tambabe izay....??????
na tsy orona IHANY fa namana hafa satria hitako nisy dinika hafa tany ankizy hafa no nampiditra ny dinika dia tsy mitovy hevitra amin'ilay tompon'ny dinika ny ankizy namaly dia hoe io fa tratran'ny tambabe hoy i xxx zàtra mpiteny an'io.....toa io foana no averimberina matetika eo sa??????
22. kiadi ( 06/06/2008 23:36)
sô de ba orona ihany io xxx io?
23. kiadi ( 07/06/2008 00:14)
Sao dia tokony hofafaina koa:
- Amin'ny fomba malalaka tsisy bedy? Satria efa nisy gidagidra koa tao
- Fifanasana vangy moa? Satria dia gidragidra no ao

Sa rehefa ny sasany no voakitika dia tsy koi fa rehefa ny tena tonga dia hoe fafao fafao?


raha tena nadinika tsara koa ange i hery de i orona ihany no nanao gidragidra tao @ io dinika fanasana vangy io eh! de nony nosakanana iz de io namorona dinika fanopana io de zah no lasibatra satria moa zah no nilany gidragidra voalohany tao!
24. xxx ( 07/06/2008 08:45)
"tess":
matoa kosa atao tambabe dia olona tsy mahay miaina izy izay!
tsy hanao tambabe am tsy antony ny pokona lol!
"tess":
sady tsy nisy nifaranaraka tambabe mitsiny anie tato am forum tato fa ny ankizy mahita ny realité dia maneho ny heviny eo daholo e
"xxx":
ka io izany ilay hoe firaisan-kina koa! rehefa mitsara olona loatra dia manjary voatsara ny hafa rehetra.....
"xxx":
ts ny hafa rehetra f ny clan-nareo e!
"xxx":
[89. Mpandefa : xxx [ Valio ] 31-05-2008 16:23:29
Lohateny : Re : otran'ny tsy tiako
de zayzany!/quote]http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m483db83707016#m484594e0e9d4d

[quote="hery"]Sao dia tokony hofafaina koa:

Fifanasana vangy moa? Satria dia gidragidra no ao
Sa rehefa ny sasany no voakitika dia tsy koi fa rehefa ny tena tonga dia hoe fafao fafao?


tsy fiarovana velively an'orona akory raha milaza an'ireo zah ! fa ny réalité arakin'nomazain'i xxx io ambony io !

dinika tokony handeha tsara ilay izy fa avy ny sasany de >>>>>
Fanontaniana

Hoy i orona:
Otran'ny tsy tiako zany ilay serasera fa izao resaka fitiavana maloto izao foana no matetika.

valiny

Hoy i ratonga:
tampeno ny orona e!


Hoy i kiadi:
rehefa tsy mahazaka mialà


Hoy i tess:
sao feno vovoka sy taindelo lay orona dia mila diovina kely


Hoy i tess:
kou marina zany kou ! misy kroto be ngamba za orona ao izao matoa tsy mahatanty ny onjan'ny forum mpitiavana


Hoy i tess:
alerjikkkkkka acthummmmmm atchummmmmm


ka mahagaga ve raha nanokatra dinika manokana izy ? avy eo angatahina we fafao !
Sa rehefa ny sasany no voakitika dia tsy koi fa rehefa ny tena tonga dia hoe fafao fafao?


mbola averiko fa tsy fiarovana na an'iza na an'iza ny nataoko ary tsy orona koa aho ! fa mpisera mandinika sy manaraka ny dinika.
25. ainaheri ( 07/06/2008 08:46)
hery:

Sao dia tokony hofafaina koa:
- Amin'ny fomba malalaka tsisy bedy? Satria efa nisy gidagidra koa tao
- Fifanasana vangy moa? Satria dia gidragidra no ao

Sa rehefa ny sasany no voakitika dia tsy koi fa rehefa ny tena tonga dia hoe fafao fafao? :-)


Za kosa alou tsy manampy an'ilay namorona dinika"FIFANASANA VANGY"sy "FOMBA MALALAKA TSISY BEDY",asa raha ohatra ouzy hery we mety aminao ny ifamalian'ny mpikambana ao @ dinika rehetra d tsy maninona fa azo esorina io dinika io,fiezahana hampandrindra ny fiaraha-monina @ mahamalagsy no atao ato fa tsy we akory ny an'i ann nofafana d aona kou tsy fafana ny an'ny sasany??
Hevitro za samirery io!!!!!


26. tess ( 07/06/2008 11:53)
xxx: tsy hiady aminao eto aho fa matoa mi reagir ny ankizy de ao raha maza angamba ô :°) ianao mantsy efa hita mande atsy sy eroa manaraka xxx amity resaka tambabe ity, sady mi se plaindre hoe misy clan anefa matoa mahita izany de nareo no mamorona izany clan izany asa clan ny mpanompa angamba ô! :-P
27. xxx ( 07/06/2008 11:55)
sady miverina resaka rabofy indray izy zany an! mitovy eo foana ny olona atao fanamarihana :!: aleo ilamina xxx ah!
28. xxx ( 07/06/2008 11:58)
ny tiana marihina mantsy olona maro no namaly tao dia i ratonga tess kiadi ihany no atao quote ry xxx 8-) :-D
sa tsaroana ilay hoe tamba-be tamin'ny resaka ramatoa be :-D
aleo ilamina hoà fa ianao koa aza mba manimba dinika nampivoana ny diniky orona koa mba oe ahoana eo!
29. ainaheri ( 07/06/2008 12:55)
oudryyyy :roll: :roll: Nivadika vinaigre ndray ty ny resaka klé,aza mifamaly zany ry zareo a,reveo manja fotsiny
30. ratonga ( 07/06/2008 13:18)
:-w marina ny anlah ry vie force, ny sasany ko ngé mandray tsy raisina midikiditra @ zavatra tsy tokony hidirany é! :evil:
31. sakaizakely ( 07/06/2008 13:39)
lasa izao indray ity marina

aleo a alou haka seza lava sy vandro ray kapoka :-D :-D :-D
32. tess ( 07/06/2008 14:57)
ka hita kou
de maninona zao io resaka io no entina eto indray ry xxx????
quote atsy quote arokatra, ary izy tia mandrehitra sy mifanditra an!
de in zao no voasoratry ratonga sy tess ary i kiadi marina, efa hoe nanàla azy ny tao amin'io dinika io fa tsy mety maty volavo ankibo mitsy :-D :-D :-D
sady tsy ireo ihany no namaly tao marina fa dia reo foana no tsy haritra angamba :^) tssssssss...

jereo i salmo refa manao dinika mitapitapy : avy ny ankizy am angado sy arona manàla an'i nedala, nedala kou tsy mety fay, tratran'ny hoe midaina na mifamatottra ny fil, tsy hita izay afitsoky i xxx fa nahoana refa momba io orona io dia entina etsy sy eroa marina izy ity, sady tsy hoe nanompa ny ankizy tao fa nanàla ilay resaka mitapy toa ny mahazàtra
tssssss lian'andy an! :{
33. xxx ( 07/06/2008 15:03)
sady tsy mila miafina ambadiky xxx akory fa efa fantatra amin'ity quote quote lava ity....


de ahoana ho aho ilay sary ary amin'ny madagate RNS e! ilay mikoso-maso iny????? :wink: de efa kopy ianao izany :-D ;-)
34. xxx ( 07/06/2008 15:16)
xxx:


zah mba gaga ! fifanasana vangy nefa fanisiana olona koa ny ao !

hummmm.......de ho avy njay ny sasany hilaza we : "mahatsiaro voadona nga xxx ?"



[/quote]

ianao ihany dia efa mamaly sy milaza ny valiny marina




:P
35. xxx ( 07/06/2008 21:10)
Gie:

izaho zao mbola tsy tafiditra any @ fomba malalaka hatramin'zao ?



fa tsy azoko mihintsy anie ianareo itony e!
nanohana fatratra a'ni orona tatsy amin'ny dinika nosokafany fa hoe tsy tiana ny serasera fa misy resaka fitiavana maloto, ka hatao inona no hidirana any amin'ny dinika malalaka??????????


:?: :roll: sa io ilay hoe clan nolazaina tao amin'ny te hamorona clan fotsiny? 8-) :-@ te hanohitra ny hafa..... ;-) :?:
36. tess ( 07/06/2008 21:22)
xxx:

"tess":
matoa kosa atao tambabe dia olona tsy mahay miaina izy izay!
tsy hanao tambabe am tsy antony ny pokona lol!
"tess":
sady tsy nisy nifaranaraka tambabe mitsiny anie tato am forum tato fa ny ankizy mahita ny realité dia maneho ny heviny eo daholo e
"xxx":
ka io izany ilay hoe firaisan-kina koa! rehefa mitsara olona loatra dia manjary voatsara ny hafa rehetra.....
"xxx":
ts ny hafa rehetra f ny clan-nareo e!
"xxx":
[89. Mpandefa : xxx [ Valio ] 31-05-2008 16:23:29
Lohateny : Re : otran'ny tsy tiako
de zayzany!/quote]http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m483db83707016#m484594e0e9d4d

[quote="hery"]Sao dia tokony hofafaina koa:

Fifanasana vangy moa? Satria dia gidragidra no ao
Sa rehefa ny sasany no voakitika dia tsy koi fa rehefa ny tena tonga dia hoe fafao fafao?


tsy fiarovana velively an'orona akory raha milaza an'ireo zah ! fa ny réalité arakin'nomazain'i xxx io ambony io !

dinika tokony handeha tsara ilay izy fa avy ny sasany de >>>>>
Fanontaniana

Hoy i orona:
Otran'ny tsy tiako zany ilay serasera fa izao resaka fitiavana maloto izao foana no matetika.

valiny

Hoy i ratonga:
tampeno ny orona e!


Hoy i kiadi:
rehefa tsy mahazaka mialà


Hoy i tess:
sao feno vovoka sy taindelo lay orona dia mila diovina kely


Hoy i tess:
kou marina zany kou ! misy kroto be ngamba za orona ao izao matoa tsy mahatanty ny onjan'ny forum mpitiavana


Hoy i tess:
alerjikkkkkka acthummmmmm atchummmmmm


ka mahagaga ve raha nanokatra dinika manokana izy ? avy eo angatahina we fafao !
Sa rehefa ny sasany no voakitika dia tsy koi fa rehefa ny tena tonga dia hoe fafao fafao?


mbola averiko fa tsy fiarovana na an'iza na an'iza ny nataoko ary tsy orona koa aho ! fa mpisera mandinika sy manaraka ny dinika.



tsy i xxx irery no mpisera mandinika sy manaraka ny dinika, fa izaho koa mahadinika tsara ny fihetsiky i xxx rehetra na miafina na tsy miafina ka, ary fantatra tsara hoe iza ianao tsy izaho ihany fa ny ......dia ajanony lay fikan'antitra...... ;-) :^) :wink:


37. tess ( 07/06/2008 21:24)
fa tsy i tess foana indray na ratonga foana indray no atao lasibatra ......! hatrary ka hatraty....
38. xxx ( 07/06/2008 21:30)
za mba gaga, kôpy njy ry tess :wink:
39. xxx ( 07/06/2008 22:09)
ratonga:

:-w marina ny anlah ry vie force, ny sasany ko ngé mandray tsy raisina midikiditra @ zavatra tsy tokony hidirany é! :evil:



Marina mihintsy! mitsaingoka etsy mitsaingoka eroa ny mpidinika no ilàna vaniny dia rehefa valin'ny ankizy eo dia hoe tambabe tambabe....
ARY HADINO sahady anie ilay resaka hoe fohano ny xxx tamin'ny nitaraina ndray mande tamin'i namana naritsimba e! anefa izao toa mivelona sy mampiasa xxx foana indray

:) sa coté xxx ratsy fa coté ps miseho iray io be fitiavana toy ny taloha .... :?: :)
40. ratonga ( 07/06/2008 22:51)
=)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1738