misôtra!!

61. tess ( 09/06/2008 13:02)
kelly: ka izy aza hono aty belgium kou!
misy eto etsy am commune ampitanay etsy aky an!

hihihi! mbo nanao otranareo kou zà de nosakanany fa ngah zà nieritreritra ny hifandray amin'i orona.....tsy de mahalina ahy lotra ny olona otran'ireny :-P
62. kelly13 ( 09/06/2008 16:11)
fa ze no inviter-ny rehetra nge zany no nosakanany finalement e! tena mila fitsaboana le izy ka tsy vazivazy tsony io, mba marina e 8)
63. tess ( 09/06/2008 16:25)
ka norme kou ve mou ny olona mi reagir ainsi 8) :P :wink: :^)
64. kiadi ( 09/06/2008 23:10)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
tess,ainahery,ratonga,kelly13,zah........!!de iza ko no voasakana tao ankotranay aloha? =)) =)) =))
asio dinika fiantsoina ze no sakanan'i be orona debil eh! =)) =))
65. xxx ( 12/06/2008 15:20)
nareo mpiray club ihany reo ko inona no mahagaga :°)
66. kiadi ( 12/06/2008 19:26)
tsisy clan zany eo fa zao io!!
ao ny miala vanony satria tsy ampy dozy !hotranao io xxx sy ry jk sy ry orona sns...
de ao ny manala azy maka fafinaretana @ tafa milamina sy dinika mafinaritra!!
raha izay de tsy manin fa misy ny clan ny olona mahay manala azy de misy ny clan ny debil!! arty le xxx reny matetika no debil :wink:
67. kelly13 ( 12/06/2008 20:43)


kiadi, tess, ratonga, ainaheri>kay v tsika nanana club e? ary tsy mba fantatro zany, misaotra an'i xxx64 nampilaza :-D :-D :°)
68. tess ( 12/06/2008 20:52)
kelly13: club hoe eeeeeee! :-D :-D :-D
69. ainaheri ( 14/06/2008 06:30)
kelly13:



kiadi, tess, ratonga, ainaheri>kay v tsika nanana club e? ary tsy mba fantatro zany, misaotra an'i xxx64 nampilaza :-D :-D :°)

Club'orona io eee
:-D :-D :-D :-D
70. yonikafopl ( 14/06/2008 07:40)
andrenestoooooo, za kou nahita ny voasoratrareo de mba nande nijery , hay kou voasakana hihihihihihiihih , mampme beeeeeeee

de i Kingstar77 kou azany nanakana ana hihihihihih mbo looooooozzzzzaaaaaaaaaaaaaaaaaa hihihihih miporiporina doly wa le oll eeeeee
71. tess ( 14/06/2008 07:56)
mety azo hatao izany ny manakana ny namana retra raha izany :-P
72. diamondra27 ( 14/06/2008 08:16)
ka nareo tsy club ny maso sy orona sy vava de voasakana
:lol:
73. yonikafopl ( 14/06/2008 08:32)
tess hihihihih
diams kou ra we efa nanoratra tany aminy zah de amzay no tokony sakanany ra oll ampy saina tsara izy, fa le oll tsy nanoratra sry tsy mieritreritra ny hifandray aminjareo akory nefa de tonga de sakanana kou,
74. kiadi ( 15/06/2008 00:14)
yonika>zah ko nosakanan'i kingstar fa nelery indray koboko fa tsy tiny asina tsikera ny sariny no hanakananany anah!!
de i cutie ko nanakana anah nefa tsy hanoratra anazy mintsy zah na indray mandeh aza!!
finalement le fanakanana zany fampisehoina oe tsy tiko enao!! :-D :-D
angah koa moa misy mitady ho tiavina eo eh!!
75. kiadi ( 15/06/2008 18:57)
hery:

Sao dia tokony hofafaina koa:
- Amin'ny fomba malalaka tsisy bedy? Satria efa nisy gidagidra koa tao
- Fifanasana vangy moa? Satria dia gidragidra no ao

Sa rehefa ny sasany no voakitika dia tsy koi fa rehefa ny tena tonga dia hoe fafao fafao? :-)



- Momban'ny serasera
- Eritreritra mandalo
- Politika
- Fety sy ny fihaonana
- Vavolombelona..........
misy hafa fa tsy voatanisako!!........... tokony hofafaina ko zany ry hery reo dinika reo fa reo ko efa nisy gidragidra!ka tsy aiko na mitombona io lazainao io na tsia!!
sa ve ze tsy tina ihany ko no tokony hofafaina?
76. ainaheri ( 16/06/2008 18:16)
Kiadi>Marina fa voasoratry hery reo,amiko tsy zay ilay izy satria tsy i hery no namafa azy fa ny tompon'ny ribrik,otran-dry Lazounet zany vô nolazana fotsiny d rain'ny tetaka namafa tsssss,tsy azony le izy ,fa reo ribrik reetra reo d misy mifamaly sy manompa doli ( 'afatsy ny sakafo lol) Ianao tompon'andraikitra fotsiny no mamafa izay resaka tsy mamely,fa tsy we fafana akory ny rubrik ry Lazounet aa
77. xxx ( 16/06/2008 20:19)
ainaheri:

Kiadi>Marina fa voasoratry hery reo,amiko tsy zay ilay izy satria tsy i hery no namafa azy fa ny tompon'ny ribrik,otran-dry Lazounet zany vô nolazana fotsiny d rain'ny tetaka namafa tsssss,tsy azony le izy ,fa reo ribrik reetra reo d misy mifamaly sy manompa doli ( 'afatsy ny sakafo lol) Ianao tompon'andraikitra fotsiny no mamafa izay resaka tsy mamely,fa tsy we fafana akory ny rubrik ry Lazounet aa



lazounet izany bandy rain'ny tetaka mora mipararetra
=)) =))
78. yonikafopl ( 16/06/2008 21:16)
kiadi mety hitombona le rezoniman we filazana ankolaka we tsy tiako enao ilay fanakanana a :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0701