misôtra!!
41. kiadi
(
07/06/2008 23:49)
zany oe misy clan xxx de misy clan tess kiadi ratonga de iza ko zany ato?
de iza ko ny hafa?
de iza ko ny hafa?
42. xxx
(
08/06/2008 06:06)
izy no mahita an'izany clan izany ko! rehefa tsy mitovy hevitra dia clan :°)
matoa mahita an'izany dia izy no mamorona ny clan-ny izany du genre mpanompa mpila vaniny :) amin'ny tsy antony :)
matoa mahita an'izany dia izy no mamorona ny clan-ny izany du genre mpanompa mpila vaniny :) amin'ny tsy antony :)
43. xxx
(
08/06/2008 06:25)
tena =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) zah ato klé !
mahavariana nareo kah ! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
mahavariana nareo kah ! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
44. xxx
(
08/06/2008 07:35)
76. Mpandefa : Gie [ Valio ] 31-05-2008 09:59:13
Lohateny : Re : otran'ny tsy tiako
mahavariana ianareo...
42. Mpandefa : xxx [ Valio ] 08-06-2008 08:25:12
Lohateny : Re : misôtra!!
mahavariana nareo kah !
[center]:):):)[/center]
mbetika xxx mbetika ... :) otran'ny taloha ihany tsy miova mitsy ilay fikafika :^) fantatra hoà fa miovà amin'izay :wink: tsy io ihany fa betsaka ny hamantarana anao na niova ps aza.... :) aleo reh mba eviter-na dieny izao ilay taloha ireny sa ahoana hoy i xxx???????? rehefa mba miova ps dia aleo miova amin'izay......
45. xxx
(
08/06/2008 07:38)
Ny tiako lazaina amin'ilay hoe mbetika manao xxx mbetika miseo ps...
:arrow: rehefa miseho ps dia hoe mba tsara loha sy be fitiavana fa rehefa manao xxx dia .....masiaka ratsy loha otran'ny taloha ihany.... :)
dia mbola averiko hoe aoka izay e! :)
:arrow: rehefa miseho ps dia hoe mba tsara loha sy be fitiavana fa rehefa manao xxx dia .....masiaka ratsy loha otran'ny taloha ihany.... :)
dia mbola averiko hoe aoka izay e! :)
46. orona
(
08/06/2008 08:23)
kiadi:
ary hialantsiny koa raha misy tafitohina @ hevitra ampetrako fa fanalana nenah fa tsy filana vanony!
ce qui s'excuse s'accuse -- honteux
kiadi:
ny tsy aiko moa de oe inona no mahazo io rorona io na efa saimbana aratsaina ve iz sa nanin no tady hanao fanaratsiana fotsiny zao!
fanaratsiana???? fa angaha mahana no tonga dia ratsy ny ao an-tsaina --- zavatra mbola tsy nisy na inona na inona tao dia efa torakovitra sahady ny morse :-D :-D :-D :-D
kiadi:
voafafa ny dinika ka mieritrereta @ manaraka fa tsy azo hanaovana zay tiana atao ato!
izany no antsoina hoe test teknika ry zefa ah --- andramana aloha dia jerena hoe mety sa tsia --- tsy raharahiako mihitsy na nesorina iny na tsia --- froussard --- poule mouillée --- poc poc poc
:-D :-D :-D :-D
47. kiadi
(
08/06/2008 08:27)
vavan'ny maty andrano ny an'i be orona lé!! mamorona indray aza vao2 fa tsy nety ny teste teknik eh!
in lesy ny hatahorako zay olona mivika hotran'elah le!! tsy mazaka virtoaly hotran'elah zao va tsssss :-D :-D :-D
tena sembana aratsaina lesy elah ty an!!
in lesy ny hatahorako zay olona mivika hotran'elah le!! tsy mazaka virtoaly hotran'elah zao va tsssss :-D :-D :-D
tena sembana aratsaina lesy elah ty an!!
51. kelly13
(
08/06/2008 18:56)
:-D :-D :-D ôtran'ny zaza mifanarakaraka kou ,ge nareo 2 lahy e! hihihi
52. ainaheri
(
08/06/2008 19:05)
le orona kou tia ady ny tena marina,no sady manao sain-jaza,inn zao idiran'ny fanakana ahy?? Nefa eto @ dinika tsika manao adi-hevitra:!: ? neverin'ny orona andefa hftr any ve za? N'importe nawak :!: :!: Tairo iany lesy fa zay kou ny revin'ny mpiandraikitra ato aa
53. kelly13
(
08/06/2008 19:13)
oay, avy namaky ny nosoratanao za ry vieforce d mba nande nijery fa kay za kou nosakanany! hahahahahaha mampimé b! ka d io mou zany vali-fingika fingàka, nenà une fois manakana ahy d sakanako iany kou, ka na manala ny sakana aza aveo, nenà tsy esoriko! fa za naninn azy? hahahaha! sainjaza marina ny anareo ry kiadi sy ainaheri fa aleo hanohy eo iany.
au fait, poc poc zany vônatsinandrana, ary "qui s'excuse s'accuse" no fiteny fa tsy "ce qui s'accuse"-nao zany
au fait, poc poc zany vônatsinandrana, ary "qui s'excuse s'accuse" no fiteny fa tsy "ce qui s'accuse"-nao zany
54. kiadi
(
08/06/2008 19:24)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
de lazaina fa zah no zazakely nefa debil mental nahazo net nenareo =)) =)) =))
ary averiko fa zah rery no nosakanan'i debil kely :-D
de lazaina fa zah no zazakely nefa debil mental nahazo net nenareo =)) =)) =))
ary averiko fa zah rery no nosakanan'i debil kely :-D
57. ratonga
(
08/06/2008 21:41)
:-D :-D :-D zah dray avy namaky ny nolazain'i kelly13 dé mba nijery izay manaka kay nosakanany ko, ha! ha! ha! ha! ha!!!!! nihevitra anga i orona débil wé anoratra any ah! hafaka miandry eo na tsy nanakana aza
58. kiadi
(
08/06/2008 22:17)
tsy azoko ny pasin'irely in klé!! sakanany doly zao retra zao! =)) =))
59. kelly13
(
09/06/2008 10:55)
fita, nefa nge d nanome invitation pingapinga ery t@ le dinika nosokafany iny! o ry tess a, misy toby fitsaboana saina v any belzik any ho azy fa tô any belzik any mantsy ty b vatak'orona ity :-D :-D
