Zoera milalao ivelany

1. nenina ( 05/06/2008 19:43)
Manaj e !De tena mahagaga tokoa fa de mbola miverina faoan satria aiza ve ka andro 2 na telo alohan'ny match vao tonga ireo baréens mialao any ivelan'ny Mada. Fa tsis vahaoloan v sa hatahoran ho resy foana ny Barea raha ireo bady mpikitra eo an-toerana daholo no antsoina hanatevin-daharana ny Barea?
Mba ho azo antoka kosa ny fandresena amin'ity 1 mitorak ity sa ahoana hoy ... fa tsy milalao i Droga ?
novalian'i RATOVOARY ny 06/06/2008 05:47
2. RATOVOARY ( 06/06/2008 05:47)
Zah aloha manantena sady mino
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4141