Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
MimiSimply ( 08/06/2008 20:35)
Manampy olona mitady sipa...
Manao ahona daholo nareo, mba te anampy rangah italianina mitady sipa gasy ah,izy io efa en pension ka andé hipetraka any a Dago,nefa mitady mafy vevavy serieuse mba ..atao compagnie. Ahona no afaka ... tohiny
rabingogilabanga ( 08/06/2008 16:15)
HERINANDRO POLITIKA
[u]Voalazan'i ronaldo:voandalan'ny filoha:hitarina Ivato Aeroport[/u]ronaldo:miasa ny filoha [b]annie2006:[/b]inona ny takalony? [b]fijo:[/b] na misy na tsy misy ny takalony , tsy misy firenena tsy ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/06/2008 16:48
lazounet ( 08/06/2008 15:59)
Azafady fa handray fitenenana.
Miala tsiny tompoko miala fondro raha manoloana anareo eto satria ny tsiny hono harana avo ary ny fondro vato malama. Tsy zoky hananatra aho fa zandry ahitsy koa miala salohy fito eto anatr... tohiny
novalian'i Veloo ny 19/06/2008 17:46
orona ( 08/06/2008 09:08)
inona ary izany???
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img252.imageshack.us/img252/7965/kiadibi1.jpg[/IMG][/URL] =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i oliviah ny 12/06/2008 14:45
727 ( 08/06/2008 08:13)
mozambika (mahaleo)
izaho ry zareo mba omeo ny tononkirany mozambika(mahaleo ) misaotra mialoha ! ... tohiny
novalian'i Gie ny 08/06/2008 09:45
rajoelina ( 08/06/2008 07:43)
Mila toro hevitra..
Ahoana koa ity [b]TFI[/b] tapatapaka ity fa tsy azoko?? a+ le TV tara 2 segondra noho ilay Radio ^:^ Mba omeo torohevitra zay mahay ;) ;-)... tohiny
novalian'i xxx ny 08/06/2008 19:39
rajoelina ( 08/06/2008 07:19)
EURO'08
Enjana be koa iny But matiny Republica Checa iny ah... le baolina nankavanana le mpiandry tsatokazo nankavy :-p Suiza [b]0 - 1[/b] R. Checa Portugal [b]2 - 0[/b] Turquia ............. [b] ... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 14/06/2008 06:55
Von ( 08/06/2008 06:37)
Mitady tonon-kira
Miarahaba! mba mitady ny tonon-kira afindrafindrao an'ny Tompokolahy Clo Mahajanga ô? Misaotra e!... tohiny
novalian'i ni81 ny 11/06/2008 21:01
Jeankely ( 08/06/2008 03:11)
Mpitondra azo Ompaina, haratsiana fa ny manompa hajaina ve?
Ao ny milaza hoe tsy mety ny ataon'ny mpitondra ary milaza izay ara-dalana. Ataoko fa [b]rariny izany ary fitiavana ny tanindrazana ny fanehoana ny tsy mety[/b]. Ny sasany kosa avy dia manambanimbany ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/06/2008 00:08
ni81 ( 07/06/2008 21:44)
RANDRIANTSEHENO Charles sy RANDRIANARISON Lovasoa
Araka ny efa fantatsika dia nodimandry t@ Talata 18 marsa 2008 noho ny hain-trano nahazo azy ireo ny malagasy namantsika RANDRIANTSEHENO Charles sy RANDRIANARISON Lovasoa. Ho tonga any dago @ alatsi... tohiny
karinah ( 07/06/2008 20:11)
Mme JOERG Erika!!! Sao mba misy mahafantatra!
Miarahaba ny rehetra! Izaho hoà mitady izay namako izay, avy any Tuléar manan-janaka lahikely atao oe Wendy, manambady taty France, very ny contact-ko amin'izy reo moa ny anah tsy miova, tsy aiko i... tohiny
novalian'i ni81 ny 31/08/2008 11:04
vonjiaina ( 07/06/2008 18:31)
Mtady appartement meublè maika!
Ho any namana eto amin`ny serasera! Mba miangavy izay mety hahafantatra na mahita trano hipetrahana efa [b] [list=1] [*][color=red][quote]meublè misy rano mafana sy frigo eto an-Tananarive [u][/qu... tohiny
novalian'i tslem ny 14/06/2008 06:46
niryna ( 07/06/2008 17:56)
Fialonana:Avy amin'ny teny inona? Ny antony?
Avy amin'ny teny inona tokoa ny hoe [b] Fialonana[/b] ary inona no mahatonga ny olona hialona? harena,fahaizana,fahalalana,fahantsarantarehy,fialonana fotsiny izao,toetra,firazanana sns mbola misy ve... tohiny
novalian'i niryna ny 13/06/2008 04:15
rvoulah ( 07/06/2008 17:44)
Rebika ao Nanterre
Sao de misy afaka manome info bb kokoa momba an'ilay Rebika ao Nanterre? Prix d'entrée ohatra ? Ora fanombohana? Misaotra mialoha ... tohiny
badboy ( 07/06/2008 16:31)
Ny famadihan'i jodasy : tsy maintsy sa safidy???
Raha hamadika an'i Jeso jodasy dia efa fantatry ny rôle mialoha hoe hamadika azy lery! Tanteraka ary ilay teny voalaza ary @ antsipirihany mihintsy! Dia 1 @ ireto ny fanazavana azo hoentina @ io tr... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 16/04/2013 13:04
nenipita ( 07/06/2008 11:40)
sakafo fataonareo ho an'ny zanakareo
hevitra ity ny anah an : Maninona moa isika raha mba samy milazalaza hoe inona no sakafo fataontsika ho an'ireo zaza refa WE e: Nena oh : izao de : mbola hanao godrogodro e tongava ary ny re... tohiny
novalian'i pseudo38 ny 14/06/2008 16:08
rakotoline ( 07/06/2008 09:47)
mila vonjy e
:idea: salama dol zareo a,misy havako iray any dago,mikasa hanao stage any nouvelle-caledonie,na noumea ,efa misy ny stage fa lafo bé ny hebergement sao sendra misy aminareo afaka manoro toerana hip... tohiny
veromahefa ( 07/06/2008 09:17)
Inona avy no lafitsaran'ny fipetrahana aty an-dafy?
Inona avy no lafitsaran'ny fipetrahana aty an-dafy r'ireto ? Ny ahy zao ny tsapako dia hoe : - afaka matory tsara amin'ny alina fa tsy mieritreritra mpams sy mpangalatra ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 10/07/2008 16:28
zizi ( 07/06/2008 08:48)
Sao dia mba misy mahalala
Hono ho'aho, sao dia mba misy mahafantatra ny mpihira ity, tsy tadidiko loatra ny fanombohany, fa misy izao teny izao " O ry........., izy hono hoe ka tia anao, satriny foana e eo anilanao(2 fois).. O... tohiny
novalian'i xxx ny 07/06/2008 20:23
xxx ( 07/06/2008 07:58)
visa alaina eny Ivato
Manahoana daholo, Hoany dago @ faran'ny volana ny tenako dia hijanona any 1 volana. Mbola afaka mividy visa eny ivato ve? dia otrinona kay Misotra... tohiny
novalian'i niryna ny 19/06/2008 16:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7944