Mme JOERG Erika!!! Sao mba misy mahafantatra!

1. karinah ( 07/06/2008 20:11)
Miarahaba ny rehetra!
Izaho hoà mitady izay namako izay, avy any Tuléar manan-janaka lahikely atao oe Wendy, manambady taty France, very ny contact-ko amin'izy reo moa ny anah tsy miova, tsy aiko izay fandeany fa ny anah tsy miova ny num phone farany nomeko anazy, ny adresse-ko farany efa hainy, ka raha mba misy mahafantatra dia manorata aty amiko azafady indrindra!!!
Erika raha mahita an'ity indry dia antsoy zah (raha mbola eto France nareo!!!)dia mba antsoy zah, fa ny adresse-nareo vaovao Tsy mbola nomen-dry anah, dia izay no tsy afahako mandalo any aminareo!
Si Avenue de la République (Arnouville les Gonesse te dis quelques chose et que on étaient les seules malgaches dans les groupes, écris-moi!) . Misaotra mialoha anizay mety mafantatra anazy!!!
karinah
novalian'i ni81 ny 31/08/2008 11:04
2. simplex ( 08/06/2008 12:59)

HS an,

Wendy ve dia lelah lesy? :roll: :)
3. karinah ( 08/06/2008 20:39)
Slt simplex! tsy mety iata le oul anefa hatramin'izao anefa zà mametraka antso n'aiza n'azia! HS ve? tsy hitako izay asiana azy!hihih..lelahy Wendy le izy fa tsy wendy vevavy! lol!
4. ni81 ( 31/08/2008 11:04)
Miarahaba ny rehetra!
Izaho hoà mitady izay namako izay, avy any Tuléar manan-janaka lahikely atao oe Wendy, manambady taty France, very ny contact-ko amin'izy reo moa ny anah tsy miova, tsy aiko izay fandeany fa ny anah tsy miova ny num phone farany nomeko anazy, ny adresse-ko farany efa hainy, ka raha mba misy mahafantatra dia manorata aty amiko azafady indrindra!!!
Erika raha mahita an'ity indry dia antsoy zah (raha mbola eto France nareo!!!)dia mba antsoy zah, fa ny adresse-nareo vaovao Tsy mbola nomen-dry anah, dia izay no tsy afahako mandalo any aminareo!
Si Avenue de la République (Arnouville les Gonesse te dis quelques chose et que on étaient les seules malgaches dans les groupes, écris-moi!) . Misaotra mialoha anizay mety mafantatra anazy!!!
karinah
Sendra hitako tampoka ity hafatra napetrakao ity dia ity misy torohevitra nahasoa ahy.
Nisy namako niara-niasa tamiko t@ taona 1996 tany dago, dia lasa nanambady taty France izy ny 1997; dia nifanoratra in-2 angamba izahay roa. Nony avy eo dia tsy nisy ttasy voaraiko intsony (very tany @ poste) dia tsy nifandray intsony izahay roa. Nony tonga teto France aho dia tadidiko ny département misy azy ary ny commune fa kosa ilay n° rue tsy haiko intsony mihitsy. Dia nandefasako mail ny mairie misy azy dia nolazalazaiko tao ny momba io namako io, ary nanontaniako hoe asa raha mbola ao ry zareo na tsia no mipetraka; fa navahako kosa hoe tsy fantatro ny nom marital-ny. 3j taorian'io dia nahazo valiny t@ io namako io aho.
Ka andramo fa sao mety ho anao koa io nataoko io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1324