Manampy olona mitady sipa...

1. MimiSimply ( 08/06/2008 20:35)
Manao ahona daholo nareo, mba te anampy rangah italianina mitady sipa gasy ah,izy io efa en pension ka andé hipetraka any a Dago,nefa mitady mafy vevavy serieuse mba ..atao compagnie. Ahona no afaka anampiko anazy? Za ko aty alavitra aty italie! Misaotra betsaka mamela hevitra..
2. kiadi ( 08/06/2008 20:57)
tsy omeko nenah!
3. MimiSimply ( 08/06/2008 23:18)
kiadi:

tsy omeko nenah!

ka vevavy libre mintsiny no tadiavina ka :)
4. ainaheri ( 09/06/2008 04:41)
Otrany sarotra beuuu iany,... Le vev gasy zao mba te hiady varotra we ndao ipetraka any Italie,d lery ndray we any dago lol,Mety serieuse iany angamba alou ee,ary sao lery kosa mba te ahazo paps fotsiny kou??
5. tess ( 09/06/2008 04:52)
he he he heu mimi! raha mande any dago ve izy tsy ahita ho azy aky!
6. diamondra27 ( 09/06/2008 07:34)
zany hono akia ry ari malala sy ny namana retra any dago a :-D :-D sao de misy namanareo na cousine de resaho i mmsply
7. diamondra27 ( 09/06/2008 07:35)
mmsmply kosa nanalava volombava de tsy tian le italien tsony tssssssss

raser o haingana akia io de modia miaraka aminy ndry a :wink:
8. kiadi ( 09/06/2008 07:36)
nenah wa tsy omeko! :-D :-D
9. MimiSimply ( 09/06/2008 07:47)
ainaheri:

Otrany sarotra beuuu iany,... Le vev gasy zao mba te hiady varotra we ndao ipetraka any Italie,d lery ndray we any dago lol,Mety serieuse iany angamba alou ee,ary sao lery kosa mba te ahazo paps fotsiny kou??

Non tsy resaka paps zany:) ka na mijanona any a dago aza zareo, izy anie mandray pension en euro ka mety o tsara ihany ny fiainany le sipa e!na de tsy tokony resaka vola alou fa resaka fitiavana



10. MimiSimply ( 09/06/2008 07:52)
tess:

he he he heu mimi! raha mande any dago ve izy tsy ahita ho azy aky!


marina zany fa ny tsy tiny dia ny sipa manambaka anazy..izy mants efa tany de fatany oe feno sipa2mitady vola fotsiny de lasa prostitution zany,fa ny tadiaviny dia,na sipa,na ramatoa,vonina y tia...
11. xxx ( 09/06/2008 07:52)
ka manino moa no tsy idiran'i toi zany e,sa mou efa engage @ tlay ?
12. MimiSimply ( 09/06/2008 07:58)
diamondra27:

zany hono akia ry ari malala sy ny namana retra any dago a :-D :-D sao de misy namanareo na cousine de resaho i mmsply



ie andefaso hafatra ah ze
te alala anazy... Fa ny tena
Fanontaniko koa de oe misy chat ve na sites de rencontres mety efa misy vevavy gasy mitady?
13. MimiSimply ( 09/06/2008 08:29)
diamondra27:

mmsmply kosa nanalava volombava de tsy tian le italien tsony tssssssss

raser o haingana akia io de modia miaraka aminy ndry a :wink:



c comme un père pour moi kosa e:) efa 60ans mahery. Ny tena fanontaniko tsy de oe mitady sipa ato @ serasera,fa ra amenareo hevitra ah oe aiza, @site inona,no mety ahitana vevavy gasy miarak @presentation sy ny sariny zareo?
14. kiadi ( 09/06/2008 09:57)
efa oe mimi wa tsy omeko :-D :-D :-D
15. MimiSimply ( 09/06/2008 11:03)
xxx:

ka manino moa no tsy idiran'i toi zany e,sa mou efa engage @ tlay ?

tsisy engagé @ tlay zany fa efa antitra wa io rngah io ko!!!!!

:lol: :lol: :lol: :lol:
16. MimiSimply ( 09/06/2008 11:05)
kiadi:

efa oe mimi wa tsy omeko :-D :-D :-D


hahahahahahahahahahahahahahahahahahahahhahah enao ty wa tsss


=)) =)) =)) =)) ^:^ =D>
17. kiadi ( 09/06/2008 11:10)
ka zany ko! mimi tsy omeko italien zany na tanora na antsitsa :-D :-D :-D :p :p =))
18. xxx ( 09/06/2008 12:53)
Midira ao @ forum @ http//www.moov.mg/ de manaova annonce ao @ fitiavana fa ao tena be vevavy gasy mi-forum
19. tess ( 09/06/2008 12:56)
MimiSimply:

tess:

he he he heu mimi! raha mande any dago ve izy tsy ahita ho azy aky!


marina zany fa ny tsy tiny dia ny sipa manambaka anazy..izy mants efa tany de fatany oe feno sipa2mitady vola fotsiny de lasa prostitution zany,fa ny tadiaviny dia,na sipa,na ramatoa,vonina y tia...




ka sao de izy ndray no manambaka sipa kely

:wink: :-D :-D :-D
20. tess ( 09/06/2008 12:58)
mimisimply: way! ekany tokotrany, misy ramatoa izay any nampitady vady vazà ahy vao tam semaine izy no niantso ahy fa mananjanaka vavy ray efa lehibe hono de vazà efa lehibe no tiny :°) fa mety tsy miady ny fitenenana knou! kalou anntaniko izy....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7881