Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ramistiana, milahatra araka ny daty
ramistiana ( 28/06/2008 09:14)
fanambaniana ny vhv
ho an'i orona Ilay fanambaniana ny vhv zany dia ohatran'ny hoe tsy mety e! Ny vehivavy mantsy dia olon'ny fo kokoa raha mihoatra ny lhl,mora tohina kokoa raha amin'ny resaka. Izaho koa dia manohitra ... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 22:16
ramistiana ( 30/05/2008 08:40)
Sakafo sy torohevitra ho an'ireo be rarin-tsaina(stress)
Ity mba misy toro-hevitra kely ho anareo be rarin-tsaina na hoe Stress hoy ny vazaha.Fahalalana kely ihany ilay izy fa sao dia mahasoa ny hafa dia mba zaraiko eto.Hitako @ firesaka eto @ serasera fa t... tohiny
ramistiana ( 29/05/2008 14:18)
Mitady adiresy "
Hafatra alefa ho an'izay mba mahafantatra e! Manan-kevitra ny hianatra any frantsa ny tenako. Raha mba misy mahafantatra ny adiresin'ireny "centre d'accueil" na "centre d'hebergement" ireny ianareo ... tohiny
ramistiana ( 20/05/2008 08:26)
Manambady hafa firenena
Tsara ho fantatra(information) Izy ity izany dia hafatra hoan’ireo malagasy manampaniriana hanambady hafa firenena e !. Tsara ihany ny mahalala ny fomban’ilay tany vao mana-pakevitra f... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/06/2008 09:59
ramistiana ( 15/05/2008 15:54)
Mitady namana
Alefa amin'ny zatovovavy matotra sy efa vonona tsara ity hafatra ity an!, mitady namana aho hifanoratana hifampizarana indrindra @lafiny fitiavana;raha mety tsara moa ilay fifandraisana tsy maninon... tohiny
ramistiana ( 12/05/2008 15:16)
hebergement
Slt doly, Mba mitady hebergement gratuit tsara tsy maninona na misy pub kely aza amin'ny net. Sao dia misy mahalala tsara fa ny hitako dia tena manahirana be daholo eo amin'ny transfert ftp. olympe... tohiny
novalian'i xxx ny 06/09/2008 09:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0507