fanambaniana ny vhv
1. ramistiana
(
28/06/2008 09:14)
ho an'i orona
Ilay fanambaniana ny vhv zany dia ohatran'ny hoe tsy mety e! Ny vehivavy mantsy dia olon'ny fo kokoa raha mihoatra ny lhl,mora tohina kokoa raha amin'ny resaka. Izaho koa dia manohitra an'i orona amin'ity lazainy hoe vhv kely loha sy tsy misy saina ity, tahaka an'i Gie sy kapistra koa.
Ary toa lasa vehivavy tampoka teo ilay orona,nefa lehilahy nisy sary no hitako tamin'izaho nijery azy.Ary izay mihintsy angamba no manamarina ny haratsiampanahiny.Ary sao dia misy alahelony manokana @ mpisera ary dia manao valifaty izy,.Indraindray koa aloha ny mpisera tena mamely mafy e!;ka izay no mahatonga ny sasany hanao valifaty fotsiny ny ao antsainy.Mba diniho ihany ny momba an'io.Nefa na izany aza no zava misy mba tsy mety kosa ilay manao valifatye!.

kapistra:
Orona>vehivavy dia kely loha -tsy mahay-malemy ara-tsaina.
Mba lanjalanjao ihany ny zavatra soratana e!,ary izay izany no mahatonga ny maro hanenjika anao.Milaza ianao fa tsy tia miresaka fitiavana maloto nefa ny zavatra soratanao aza resaka mandratra fo sy fanambaniana ny vehivavy tsotra izao.Aza atao kitapo iray fonosana rehefa miteny.Fa raha io zavatra soratanao io angamba no hoe andramana ka ny tenanao mivantana no manambara an'io @ télé e! Raha tsy tsapanao izany hoe misangy voay anaty rano dia andramo.
Ny reny rehetra izao dia vhv;dia midika izany fa ny reny rehetra dia malemy ara-tsaina.
Izao anefa ;raha jerena ny statistika dia ny lhl no maro mamono tena,izay lazainao fa mafy ara-tsaina araka io filazanao azy io.
Ekentsika fa ny zavatra tian'andriamanitra atao dia ny mifanohitra amin'iny foana ny ataon'ny devoly.
Hoy Andriamanitra :1petera 3.7 "Homeo voninahitra ny vehivavy tahaka ny mety atao @ fanaka malemy".
# devoly :"hambanio ny vevhivavy tahaka ny ol tsy misy vidiny"
hoy i orona:vehivavy kely saina tsy mahay
hoy Andriamanitra :1petera 2.17 "Manaja ny olona rehetra "
#devoly:"vingavingao ny olona rehetra"
hoy i orona:ny tanivo mandevo tay atsalaka ;ny tanindrana ratsy tarehy.
Ary ireo fomban'i orona ireo angamba ny manamarina ny tenin'i kiadi hoe orona= debil=devoly.Ary somary nohamafisiny mihintsy aza ilay izy.Tokony mba nanova toetra i orona taorian'ny nilazan'i kiadi azy hoe debil .
Ary izaho koa aza somary nalahelo ihany tahaka ny maro taorian'ilay filazana
ny hoe mety ho fanesorana an'i kiadi.Ny an'i kiadi mantsy dia hitako hoe misy fahazarana izay mety tsy ho zakan'ny sasany fotsiny indrindra ny vao2,dia io no mila amboarina kely,fa ny an'i orona toa tena misy haratsiam-panahy ao ambadik'ilay izy rehefa tena dinihana ny firesany
Ary toa lasa vehivavy tampoka teo ilay orona,nefa lehilahy nisy sary no hitako tamin'izaho nijery azy.Ary izay mihintsy angamba no manamarina ny haratsiampanahiny.Ary sao dia misy alahelony manokana @ mpisera ary dia manao valifaty izy,.Indraindray koa aloha ny mpisera tena mamely mafy e!;ka izay no mahatonga ny sasany hanao valifaty fotsiny ny ao antsainy.Mba diniho ihany ny momba an'io.Nefa na izany aza no zava misy mba tsy mety kosa ilay manao valifatye!.
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 22:16
2. rabingogilabanga
(
28/06/2008 11:17)
Ny vehivavy manantsaina sy lehibe ka afaka miaro tena, tsy izaho no hiaro azy ireo eto, saingy aza manompa raha hametraka fanontaniana (tout est dans la forme):
1-)tsy mitovy ny hoe: Ahoana ny hevitrareo @ fanambaniana vehivavy?
sy ny hoe:
2-)Ny vehivavy kely atidoha, sa ahoana?(voir : Orona)
Ny voalohany resaka discutable!
Ny faharoa ompa tsotra izao!
Tsy izay rehetra teny avoaka akory, dia mila discuter-na daholo. Misy ny tsy discutable. Ny ompa toin'ny: Immigré mpangalatra, merina tsy misasa, tanindrana Bado, vehivavy kely loha etc... dia ompa,
ny famalianao izany dia vao maika mahafaly an'nilay provocateur, satria hi-provoquer ny azy no tanjona
N'empêche que l'insulte aussi blesse, le cliché et l'à priori violent aussi blesse, fussent-ils fausses (ou moins vrai) ,
ny ompa koa mandratra...

3. ramistiana
(
28/06/2008 11:32)
rabingogilabanga>
Tena marina ireo voalazanao ireo,ilay fiteny anie raha vao miova kely fotsiny ny filaza azy dia efa manova zavatra bdb e!,izay no nahatonga ny ntaolo hanao hoe
avadio impito aloha ny lela vao miteny.
Fa ny tena tsy azoko dia lasa vehivavy tampoka teo i orona.
Tamin'izy lehilahy mantsy (nisy sary mihintsy ilay izy ; soa ihany fa efa voatahiry ilay sary) no namoaka an'io fanambaniana vhv io izy.

4. diamondra27
(
28/06/2008 12:32)
:-D :-D :-D
zany no atao we manala ay de refa voajono de anaty harato atao barbecue avy eo
kobo i orona de niova vevavy tampoka
zany hono no atao we virtuel e
fa na zany aza tsy mety le fanambaniana e
fanontaniana ho an'i admin:
rehefa ohatran'io moa izany dia ilay sary taloha ihany ve no considere-nareo sa ny momba azy vaovao we lasa vavy izy dia sary vavy no asehony ohatra de accepter-nareo ve

5. orona
(
01/07/2008 06:04)
hay ve diamondra27 mbola jeune fille e -- sa mitady :-D :-D
ho an'i rabingogilabanga
misotra @ fanokafana dinika ho ahy manokana -- suis flaté merci -- saingy
nahoana??? tsy noho ny atidohany kelikely kokoa ??? :-D :-D
tsy efa miteny aho?
=)) =)) =))
ho an'i rabingogilabanga
misotra @ fanokafana dinika ho ahy manokana -- suis flaté merci -- saingy
rabingogilabanga:
Ny vehivavy mantsy dia olon'ny fo kokoa raha mihoatra ny lhl
nahoana??? tsy noho ny atidohany kelikely kokoa ??? :-D :-D
rabingogilabanga:
mora tohina kokoa
tsy efa miteny aho?
=)) =)) =))
6. nikah
(
01/07/2008 11:17)
Marina kosa ny voalaza tetsy ambony e!Amboary ny fomba fiteny fa manjary manova ny hevitry ny dinika iray manotolo.satria tonga dia lasa fanaratsiana tsotra zao ny vehivavy ilay izy.Raha tsy hoe zay mihitsy angamba ny dinika tian'i orona hatao.
"Ny vehivavy no vonikazo endriky ny saha,ravaky ny tokatrano"
:D :D :D
"Ny vehivavy no vonikazo endriky ny saha,ravaky ny tokatrano"
:D :D :D
7. sipagasy
(
01/07/2008 18:00)
diamondra 27 ny resaka sary aloha dia somary sarotra e!!! ao ny milaza azy ho vavy nefa sarin-dahy no ao, nefa indray dia misy koa ny mifamadika @ izany, ao moa ny misandoka sary tsotra izao, ka dia arakaraky ny tranga miseho io e!
8. xxx
(
02/07/2008 05:08)
dejà i orona = silto, jereo fotsiny ny sarin'ilay ps roa ireo raha mitovy....
donc fanalàna azy tanteraka sy provok foana ny azy. Ca en vaut pas la peine ny mi discuter
rabingobilabanga
donc fanalàna azy tanteraka sy provok foana ny azy. Ca en vaut pas la peine ny mi discuter
rabingobilabanga
9. sipagasy
(
02/07/2008 06:34)
aza valiana hoa rehefa misy mi-provok izany, tsapany eo ihany dia hangina izy avy eo!
10. orona
(
02/07/2008 06:58)
efa injato zay xxx no niteny an'izay :-D :-D :-D mbola coup fourré foana -- efa napoziko hoe hisy iady @zay eo -- mbola eo iany -- za ndray no lazaina fa miprovok =)) =)) -- iza moa le oul efa nitairy ny sariko -- :-D :-D
11. xxx
(
02/07/2008 10:21)
sipagasy:
aza valiana hoa rehefa misy mi-provok izany, tsapany eo ihany dia hangina izy avy eo!
ka izany anie ho aho e!
efa fombany io! raha tsy provok dia miady antsena sy manompa rehefa kobo
:^)
hay ve ka misy lehilahy sarim-bavy maivava sy mpiady antsena e!
horera be! mba sipa toa inona koa no hety hiaraka amin'izany bandy baso-vava izany raha tsy tena efa vehivavy :{
13. ari.malala
(
07/07/2008 08:42)
raha olona mba misy saina na d faran'izay kely ftsn aza ts hanao toetra ohatrizao ataon'le orona izao mintsy! na olona ts nandia fianarana aza mants mahay miaina kokoa noho izy! dondrona marikoriko na ny mahita ilay ps aza d'efa marikoriko! soa alou za fa ts admin fa franchement ra za mints no admin efa ela on banni io ps io e! tsisy atao afats ny hampiady sy hila ady aman'olona lava izao no atao raharaha eto am serasera eto! refa ts maita atao ts ndeha mitanina andro any fa!! :evil: :evil: :evil: afabaraka fona izay fianarana nolalovany fa d dondrona ts mahay miaina k! fotana e!
15. xxx
(
07/07/2008 11:48)
orona:
efa injato zay xxx no niteny an'izay :-D :-D :-D mbola coup fourré foana -- efa napoziko hoe hisy iady @zay eo -- mbola eo iany -- za ndray no lazaina fa miprovok =)) =)) -- iza moa le oul efa nitairy ny sariko -- :-D :-D
ka homboina foana satria mbola betsaka ny tsy mahalala ka!
tà hanao aminy eo...nefa teo ginagina sy surpri be fa kobo tamin'ny vinavina-nay
:-D odoyé!
20. orona
(
10/07/2008 06:51)
ari.malala:
raha olona mba misy saina na d faran'izay kely ftsn aza ts hanao toetra ohatrizao ataon'le orona izao mintsy! na olona ts nandia fianarana aza mants mahay miaina kokoa noho izy! dondrona marikoriko na ny mahita ilay ps aza d'efa marikoriko! soa alou za fa ts admin fa franchement ra za mints no admin efa ela on banni io ps io e! tsisy atao afats ny hampiady sy hila ady aman'olona lava izao no atao raharaha eto am serasera eto! refa ts maita atao ts ndeha mitanina andro any fa!! :evil: :evil: :evil: afabaraka fona izay fianarana nolalovany fa d dondrona ts mahay miaina k! fotana e!
wawwawwaa zany vava
ndeha mitanina andro :-D :-D :-D --- dia lasa maintimainty ve??? :-D :-D