Mitady adiresy "

1. ramistiana ( 29/05/2008 14:18)
Hafatra alefa ho an'izay mba mahafantatra e!
Manan-kevitra ny hianatra any frantsa ny tenako.
Raha mba misy mahafantatra ny adiresin'ireny "centre d'accueil" na "centre d'hebergement" ireny ianareo mipetraka aty frantsa dia mba handefaso ihany ny namana e!
Raha misy ilay moramora ireny ary indrindra ilay izy ka miankina amin'ny fiangonana na fikambanana kristiana vao maika tena tsara.
Region La madeleine na ao Paris sy ny manodidina koa tsy maninona.
Misaotra mialoha ny hatsarampanahin'izay mamaly.
2. fahamarinana ( 30/05/2008 07:26)
:arrow: sao dia manampy anao ity rohy ity,oh lafolafo fa hijery hafa aho raha mahita,mino aho fa misy namana ao paris mahita tsara kokoa angamabany . (l)
http://www.parisetudiant.com/etudes/article.php?article=118
3. ramistiana ( 30/05/2008 08:02)
fahamarinana>
Misy azo raisina ihany ilay izy ka,misaotra anao namaly ny antsoko.
Raha mbola misy hafa tsy maninona koa.
Tsara fanahy be ianao.Misaotra indrindra.
4. fahamarinana ( 30/05/2008 08:20)
:arrow: tsisy fisaorana fa raha mba manampy moa ve tsy tsara,ngaha za dia mitady karakory fa tonton google eo manome toky.
Ity misy hafa koa
http://www.unme-asso.com/html/frameset.htm
fa oh miha-lafo foana ilay izy aloha oah e! sinon misy foyer gasy ireny koa toa antononony ny vidiny fa tsy haiko na mora ny hidirana ao,je veux dire raha mila mahalala olona na manao insriptiuon amizao fontsiny.
Ao arago ny iray dia ao cachan ny iray: foyers mandray mpianatra malagasy ireo an,an'ny gouvt malagasy (l)
5. ramistiana ( 30/05/2008 14:08)
fahamarinana>
Tena nisahirana ianao.Merci b coup. (l)
6. ni81 ( 31/05/2008 11:46)
Ianao moa izany raha azoko tsara dia any Paris no tia hipetraka e? Mba jereo ihany koa ity fa sao mety ahasoa anao.

http://www.likhome.org/divers/plaquette.pdf
7. ramistiana ( 02/06/2008 13:55)
ni81>Misaotra nizara e!misy hodinihana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3641