Mitady namana

1. ramistiana ( 15/05/2008 15:54)

Alefa amin'ny zatovovavy matotra sy efa vonona tsara ity hafatra ity an!,
mitady namana aho hifanoratana hifampizarana indrindra @lafiny fitiavana;raha mety tsara moa ilay fifandraisana tsy maninona raha hotohizana hatramin'ny farany ilay izy;
izaho dia mipetraka sy miasa aty Comores aloha izao.
Afaka mifindra eto aho araka izay hifanarahana.
Izay ihany aloha no azo hambara,fa ity ny adiresiko raha misy liana aminareo.
E-mail:raisikozao01@yahoo.fr
Misaotra mialoha ho an'izay mamaly


2. xxx ( 15/05/2008 15:56)
misy conccurence ny bizna ko le :-D :-D :-D
3. xxx ( 15/05/2008 15:58)
bonne chance
za alou tsy mahay raha resaka hifampizarana fitiavana zany :wink:
4. ramistiana ( 15/05/2008 16:06)
Ilay izy aloha resak'olondroa e!samy tsy ampy fitiavana dia mitady ny famenony.Tena tsy hitako izay havaly anareo sady ianareo koa toa tsy miseho fa xx,fa na izany aza misaotra ihany namaly ny hafatra e!
5. xxx ( 15/05/2008 16:08)
Ilay izy aloha resak'olondroa e!samy tsy ampy fitiavana dia mitady ny famenony.Tena tsy hitako izay havaly anareo sady ianareo koa toa tsy miseho fa xx,fa na izany aza misaotra ihany namaly ny hafatra e!

ka efa tsy ao anatin'le tadiavinao tsinona matoa tsy miseho e :wink:
6. ramistiana ( 15/05/2008 16:24)
Ka maninona anefa raha miseho na tsy ao anatiny aza e!
mba fantra koa hoe lahy na vavy ilay namaly.
Mba tsara koa anie ny mifankalala e!
amin'izay mba miezaka koa aho ny hamaly anao ;indrindra raha manakambara aho amin'izay hafatra apetrakao.
lasa mieritreritra aho hoe robot angamba ilay namaly.
Azafady fa eritreritra fotsiny io an!
7. xxx ( 15/05/2008 16:30)
Ka maninona anefa raha miseho na tsy ao anatiny aza e!
mba fantra koa hoe lahy na vavy ilay namaly.
Mba tsara koa anie ny mifankalala e!
amin'izay mba miezaka koa aho ny hamaly anao ;indrindra raha manakambara aho amin'izay hafatra apetrakao.
lasa mieritreritra aho hoe robot angamba ilay namaly.
Azafady fa eritreritra fotsiny io an!

aleo ihany ho anonyme fa manjary lasa mihitatra ke fifankahalalana
Nanaitra ahy fotsiny le ps de zany no namaliako fa tsy misy in akory :wink:
8. tlay ( 15/05/2008 17:23)
mba toro evitra iany nihahiko, maninona raha mba asina sary mba jerenireo sipa zay mety lina @nio resakao io e! mandrary sairana anie ny sipa ato rahotra ka tsy mahalala ny endrik-toi e! mba toro evitra iany ny ahiko iny fa mba samy bady tsika, mazoto de mahazo zay ilaina rahala a! :-* :-* :-*
9. Aino ( 15/05/2008 18:00)
tlay ko nga kosa voatery ho izany??

ao ambadika ao ry zareo no mifanolotra raha tiany;)


ramistiana dia mahita ny anjaranao hoe!! mirary anao mba ahita ilay nohirina. :-* :-* :-*
10. preeni ( 16/05/2008 03:10)
ramistiana ka inona no manakana anao tsy hamaly ahy?
fa izaho aloha tsy hipetraka any comores :{
ianao no makaty amiko,izaho no miantoka ny lany rehetra :lol: (l)
11. ainaheri ( 16/05/2008 04:38)
D bon kourazy lesy zany ramistiana aa
12. ramistiana ( 16/05/2008 05:37)
Slt dôly,
Tlay> sary ,io moa'zany efa novaliany Aino ka tsy ampiako intsony,
misaotra an'i Aino sy ainahery koa @ ilay fankaherezana .Izaho koa mirary anareo mba ahita 'zay tadiavina e!
preeni>Tsy misy manakana ahy tsy hamaly anao ka!
Ilay hoe tsy hipetraka any Comores ve?
Izaho anie tsy miteny hoe ndao hipetraka aty Comores e!na hoe izaho handeha any aminao ,ny anao tonga dia maika be ery.Mbola tsy tonga any ny resaka.Resaka hafa aloha no hanombohana azy,ohatra hoe fifankalalàna,@toetra ,@ny tianao sy ny tsy tianao,fihetsempo sns e!,avy eo vao manapakevitra amin'izay ho tohiny.
13. preeni ( 16/05/2008 08:33)
ramistiana eny ary,manaiky ny voalazanao aho ka atomboy ary ny resaka
fa liana dia liana aho :D (l)
14. kiadi ( 16/05/2008 08:37)
aza ela lotra @ zany na de izany aza ramistiana fa ny vevavy ange halaina fa tsy maka eh!! enao varina @ zany oe andao zao sy zao fa iz mahita olona afa de adino eo enao!! voatsorikan'ny ol eo io! :wink:
15. ramistiana ( 16/05/2008 08:46)
Preeni;Alohan'ny hanombohan'ny resaka aloha,dia efa novakianao tsara aloha ve ilay hafatra voasoratra ery ambony.
...zatovovavy matotra sy efa vonona tsara.
Raha mahatsiaro tena ianao fa ao anatin'io dia mahafaly ahy ny miresaka aminao.
16. ramistiana ( 16/05/2008 08:55)
kiadi>izaho aloha tsy maimaika e!ny ahy mantsy tsy resaka hoe sipasipa dia avy eo hisarahana fa resaka fiarahana maharitra.Ka raha ohatra hoe maika be izy dia homendalana fa tsy maninona.
Miandry ny anjarako eny aho.
17. preeni ( 16/05/2008 09:07)
aiza ary ianao zany,raikitra dray ve vao torakovitra?
ianao izany hitady olona hiarahana maharitra? :roll:
ny ahy efa voalazako fa vady no tadiaviko,mitovy tsika fa tsy sahala :D
milaza ianao fa tovovavy matotra sy efa vonona tsara,no tadiavinao kanefa mbola hiaraka maharitra :-D :-D
sao dia ianao ary no tsy matotra 8O
18. tlay ( 16/05/2008 09:39)
ramistina, aza atao anizany mbola iaraka aharitra zany tsony fa nian' PREENI anie tonga de vady zany tedaviny e! mihetse enao fa vototra endray ny baola :-* :-* :-* :-*
19. kiadi ( 16/05/2008 09:51)
reto ko tô samy be ambo doly :-D :-D :-D :-D tairo ze tairina fa ze rovitra zairina! lasan'i tlay eo io an! :-D :-D :-D
te hividy ny lohany nefa matahotra ny masony!raiso aloha de hita eo ihany fa tsy eto no be sentimaka fa mety efa anjaranareo io! :wink:
20. ainaheri ( 16/05/2008 09:54)
Humm ho raikitra iany ty afera ty klé,antsoy iany zay refa izara gatô an lol:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4219