Mitady namana

41. yuka ( 16/05/2008 16:49)
Lavitriny ny maso fa akaikin'ny fo
Toa ny antsika ndray no raikitra eto kou =)) =)) =)) =)) =)) =))
I ramistiana sy preeni angamba zay efa masaka any ambadika any :-D :-D :-D :-D :-D
42. kiadi ( 16/05/2008 17:14)
mety erfa mifapi je t'aime be reny zao ko! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
43. kiadi ( 16/05/2008 17:15)
andao tenenina ry zareo oe tsika ny temoin eh!
44. yuka ( 16/05/2008 17:51)
Ndao ary e!
de avy eo ry zareo temoin-tsika an! :-P
45. kiadi ( 16/05/2008 17:56)
hummmmmm!raikitra!!andana mi divorce aloha! :-D :-D :-D
46. preeni ( 16/05/2008 18:56)
fa inona koa aza ireto yuka sy kiady ireto tolasanareo indray ny toeranay,sady nareo reo ve tsy samy efa manambady aby :?:
47. kiadi ( 16/05/2008 19:24)
nareo ko efa tafita ry preeni ve de manin aza raha zah sy io tsôngy kely io no ba :^) :^) :^) :^) :-P :-P :-D :-D :-D
48. ramistiana ( 17/05/2008 06:37)
Marina 'zany ry preeni a!
izaho koa aza mba gaga koa.
Yuka>Miarahaba an'i Yuka aho 'zany nahazo tokantrano e!
tamin'ny nahitako anao tato voa-1 mantsy toa mbola tsy nanambady ianao raha tsy diso ao.
Yuka>ra tsy mifanaraka ramis sy pee de zah mahita vady ho anareo 2tota.
Ahoana kosa 'zany e!
Izahay kosa ve rangahy mbola vao eo andalana ny hifanaraka dia ny anareo efa miproposer sahady a!
(ary sao dia izay ary no mahatonga an'i preeni ho mampifilaka kely ;izaho 'zao efa miandry an'ilay adiresy e-mail fa mbola tsy tonga foana)

tokony hoe mba firariantsoa izao ,ny mba ho tanteraka soa aman-tsara no homenareo anay,mba hanaraka ny dianareo.
na koa hoe ary misy mpanjaitra akanjo tsara ;ary ny restaurant no tsara ,
na hoe mba inviteo izahay ,aiza no hatao ny raharaha sns...
49. yuka ( 17/05/2008 08:24)
Misaotra ramistiana a!
Tamin'ny voalohany tato zah mboula tsy nanambady kah!
Ka nareo mifamolaka be de sao de ela lotra kou!
aiza njay ity mbola tsy naharay e mail ity e! tsiakiteniteny njay ve e!
Mba ilazao zah sy kiady refa ots'zay an!
Afaka mifanoro tsara amin'ny robe sy ny restau kah!
zay kou vonona hanao vavolombelona :lol: :^) :-* :D
50. kiadi ( 17/05/2008 10:18)
nenah aloha ry ramistiana de ny minana gatô no tena tiko eh!! de raha any comore no atao ny raharah de alefaso ny billet fa ahita tanana @ zay!!
tonga andfaso hafatra rangah ty fa mapifila ny anao an!!
preeni>in ary ty??? mitady enao nefa mapifila!
ny marina de samy mapifila nareo roa!! aleo zahay sy yuka hifandamina any ambadika any fa tssssss
:-D :-D :-D
51. preeni ( 17/05/2008 12:24)
ramistiana valiko ianao refaveo izaho mantsy zao mbola aty ampiasana :D (l)
52. kiadi ( 17/05/2008 12:29)
de hovina nareo no hifapiseho sary :-D :-D :-D
53. preeni ( 17/05/2008 13:37)
rapitso ngamba :^)
54. kiadi ( 17/05/2008 15:31)
milay kosa zany!! :wink: :wink:
55. preeni ( 17/05/2008 16:55)
lasa aiza ary ramistiana zay no tsy nandalo (l) (l)
56. kiadi ( 17/05/2008 17:03)
andefaso mail iz ko! :wink:
57. xxx ( 17/05/2008 17:12)
preeni:

lasa aiza ary ramistiana zay no tsy nandalo (l) (l)



lasako ny anjiko
58. kiadi ( 17/05/2008 17:21)
zay nenao aza ry preeni!! zao nisy nitsaingoka :-D
59. xxx ( 17/05/2008 17:23)
kiadi:

zay nenao aza ry preeni!! zao nisy nitsaingoka :-D



ka iz tsin ela loatra ry kiadi kou
60. kiadi ( 17/05/2008 17:48)
zah ange efa niteny taria ambony eh!! aza tara fitery ronono wa fa lasa eo io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3071