Mitady namana

101. belakely ( 29/05/2008 02:17)
o ry kiadi a, agence matrimonial anga no ataonao any sa agence mampiresaka fotsiny... toa be lazao be :roll:
102. kiadi ( 29/05/2008 08:47)
belakely>odry!! in idirako @ zany? tsy hainao akory le resaka!
103. belakely ( 04/06/2008 02:16)
hay azafady ary e!!!!!!
104. ari.malala ( 04/06/2008 11:22)
ramistiana, in no ilazanao fa falifaly b za? oudry... :roll: za az amba nangoraka we nampiresahan'ilay preeni ftsn enao nefa mba matotra iany nanao ilay resaka ko!
105. kiadi ( 04/06/2008 11:25)
peeni mitapitapy fa ny sariny avy natao mariazy aza vô navôkany teto de zao iz manadala ol fotsiny zao no ataony!
106. ari.malala ( 05/06/2008 05:55)
kiadi, tô tailatsaka 101 ndray klou toi e :-P :-D :-D :-D :-D

ary tena manadala olona ftsn marina le preeni ra zany ko... mampalaelo le olona mba matotra niresaka tsara...:roll:
107. ari.malala ( 05/06/2008 05:57)
:-D :-D :-D :-D azafady ky kiadi fa tafilatsaka no tiko nosoratana d latsaka le f a! miala tsiny cli an :* :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
108. kiadi ( 05/06/2008 10:35)
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
aza ba tratrako ange! :-D :-D
109. ari.malala ( 05/06/2008 12:43)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D eto am serasera nge za tratranao fona e! :-D :-D :-D tsitako akory ze atao eo :-D :-D :-D
110. mbaliana ( 05/06/2008 16:53)
kay poitrine an'i kiadi ve i ari... toa tsy mifanentana izy zany .. imaginer-o ny habean'i kiadi nefa le tratra (ari) kely bilitika :^) :^) :^) :^)
111. Papoose ( 06/06/2008 02:45)
fa mba efa nahita namana v aloha le nitady e! za mantsy mbola libre :-D
112. ramistiana ( 07/06/2008 10:31)
ari.malala:
maty ramistiana klé

Izao fiteninao 'zao ve no hoe mangoraka.+tranga lela.
Tsy fitenin'ny ol mangoraka izany misy klé 'zany.
Oh:
nin fatin klé
marina'zany klé
miseho milay klé.
Fitenin'ny ol mandatsa ireo.
Ny anao izao ny tao antsainao izao dia hoe (nin fatin) maty ramistiana klé.(ah ah ah ah)+ tranga lela. : :-P :-P :-P .io ve dia hoe mangoraka.
Ny fiteni'ny ol mangoraka dia tsy klé fa kosany.
Nampalahelo kosany e!
Tsy mety kosany e!
Izany kosany ve dia metye!
Tapaka indray ilay jiro tsssssssssss.
113. Bibijy ( 10/11/2008 19:29)
Hono wa, ianao ve mahafantatra an'ity olona ity
Nadir Joulette mitana Hotel aty Comore izy io, miraka amin'ny fianankaviananay. Toa Novel Hotel fa tsy sur aho raha io ny tena annaran'ilay hoeltin-dreo
Raha eny dia mba omeo azy ity mailko ity dia lazao izy fa mitady ny hifandray aminy aho, fantany aho.
Mailko krabozy@gmail.com
Misaotra anao batsaka, tena hilaiko io olona io satria momba ny fiainako.
Misaotra tompoko
114. bibidia007 ( 28/11/2008 10:29)
:snif: tena tsy misy tia ana ve nareo ry reto an? Zah nge tsy mitovy @ le anarako eh! Zah tsotra be fona sady sariaka lalandava no tia vazivazy draindray :idea: fa tsy isan'andro kosa an! :-o Manatena anareo amaly oooooooooooooooo!!!!!!!!!!!!!! Alefaso @ ity ny hafatra manokana rakotovaolovaniainadaniel@yahoo.fr Sur daolo eh! :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1782