Mitady namana

61. yuka ( 18/05/2008 05:15)
ndana mahazo ary ramistiana fa efa lasan io ambony io zany ianao,mavitasoa dia mahareta atramin'ny farany :twisted:
62. yuka ( 18/05/2008 05:19)
PREENI=YUKA
Tapitra ny bizna :-D :-D :-D :-D :-D
ramistiana azafady fa mbola tsy matotra e!
kiady :-$
63. yuka ( 18/05/2008 05:21)
ramistiana aza maka lagy an! :lol:
mpinamana fona tsika :D :-* :-* :*
64. xxx ( 18/05/2008 06:24)
yuka:

PREENI=YUKA
Tapitra ny bizna :-D :-D :-D :-D :-D
ramistiana azafady fa mbola tsy matotra e!
kiady :-$


nivoaka ts fidiny ny marina tato,
sangy aza io e, za ts iz zany, lol
:-D :-D :-D
65. yuka ( 18/05/2008 07:52)
tsy hoe tsy fidiny fa tsy mahazo mandainga alahady e! :-D :-D
66. kiadi ( 18/05/2008 11:49)
sô de yuka ihany aza no naka an'i ramis!! :-D :-D :-D
67. preeni ( 19/05/2008 01:43)
kiady tsy izaho ioxxx io ka!
io ihany no nahatonga le ps nifamadika teo kou! :-D
68. xxx ( 19/05/2008 06:48)
preeni:

kiady tsy izaho ioxxx io ka!
io ihany no nahatonga le ps nifamadika teo kou! :-D



aza mikoropaka ôtsan'io wa njy, :-D :-D :-D :-D
69. ramistiana ( 19/05/2008 07:10)
slt dôly
preeni>
Ary izaho miandry azy ary ambadika kay izy aty .
Ary hajanony amin'izay ilay fandefasana hafatra any ambadikambadika any ,fa ny antsika anie efa resaka matotra e!
Izaho aloha tsy mahavita hoe mbola hikaoty izany indray e!
Ny ahy tonga dia resaka fanambadiana no resaka eo.
Aiza ihany ary ilay sary,izaho efa te-ahita anao .

yuka>aza mananihany moa ry yuka a!,.Tena tsy fantatrao marina ny olana manjo an'ireo tsy mbola manambady a!ianao mantsy efa nahazo dia mahafaly anao ny
manao vazivazy anay eto.Ny tokony ataonao izao dia ny manoro hevitra hoe izao no tena mety ,ny an'i kiady izao na manao vazi2 aza izy dia mba misy raisina kely ihany ny zavatra lazainy.Ny anao tena mandiso fanantenana mihintsy,lazainao fa ianao indray no preeni.Loza zany! izaho anefa efa raiki-pitia an'i preeni.
Aleo aloha faranana fa lava loatra.
70. ramistiana ( 19/05/2008 07:29)
Yuka>
Azafady fa ohatran'ny mafy be ilay filazako azy.
Ny ahy izaho ny tiako mba resahina aminao dia hoe manao ahoana ny any japon ,fa ny ahy izao ny mba faniriako dia ny hipetraka any izahay sy preeni .
Tsy fantatro izay heviny fa mba faniriana fotsiny io.
Oomya io ny anaran'ilay tanana tiako hipetrahana , 30 km miala @ garan'ny Tokyo renivohitra.
Misaotra mialoha

71. kiadi ( 19/05/2008 09:56)
rmistiana> ahona rangah ty zany tonga de raikipitia olona bola tsy hita maso zany an?
moramora ihany aloha fa aza maimaika be fa aleo mifapiseho tava @ alalan'ny sary fa amiko aloha sarotra be ny mitia olona nefa ny endriny aza tsy hita eh!!yuka zao tiko fa efa hitako ny endriny :-D :-D
de aza hilaozanareo roa mifapitady eto moa fa voatsorikan'ny sasany eo io!!
jere io xxx zao efa miandry fotsiny!
72. ramistiana ( 19/05/2008 10:12)
Kiadi>
Ny toetrany no maharaikipitia ahy fa tsy ny endriny e!
avy eo ny endriny manaraka fotsiny ,raha tsy mety moa dia hamboarina.
Ohatran'ny olona sasany hoe ny tarehiny no maharaikipitia azy na tsy fantany akory aza ny toetrany.
Zay fotsiny ilay izy e!
73. kiadi ( 19/05/2008 10:31)
zay marina angah!!
zah tsy oe manome importance be resaka tareh fa alohany anombohana fitiavana aloha de mila mifakalala tava!fa refa zay moa ny filôzofianao de tsy manin!
74. preeni ( 19/05/2008 10:39)
ramistiana hipetraka any japs tsika?
faly be za ry kiady a!
kiady koa tongava any @ yuka de fety be nentsika 4 :-D :-D :-D :-D
75. kiadi ( 19/05/2008 10:51)
preeni>ba zarazarao ny mahafaly anao!!
76. yuka ( 19/05/2008 10:56)
yuka anie preeni e!
marina tena marina zany ramistiana,tena tsy laingako :^)
kiady faly be za fa hipetraka aty hono ramistiana :°)
xxxx ka za tsy zatra mandainga dia lasa mikorapaka hoazy kou :-D :-D :-D
77. kiadi ( 19/05/2008 11:03)
tsy azoko tsony!! i preeni no faly sa yuka? :/ :/ :/
78. ari.malala ( 19/05/2008 13:53)
raha nanaraka tsara ah d yuka iany no preeni! maty ramistiana kle:-P
79. ramistiana ( 19/05/2008 14:21)
Yuka>(うそつき。ぼくは怒っているよ。)
Anontanio an'i Yuka ny dikan'io azafady.
80. kiadi ( 19/05/2008 14:47)
ari>zah ko wa mahita an'izany eh! zay ange no tsy azoko @ le iz eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0797