Mitady namana

21. ramistiana ( 16/05/2008 10:09)
preeni>
Eto ihany aho ka!
Fa taiza ianao no nanambara tamiko fa vady no tadiavinao?
Ny hoe matotra dia tsy hoe mampiresaka fotsiny manala andro eto amin\'ny serasera,avy eo tsy hita mandiso fanantenana.
Ny dikan\'izany fiarahana maharitra izany dia hoe lamban\'akoho=vady.
tsy maintsy mba mifankalala kely aloha fa tsy tonga dia hoe andao hivady.
Io ange tsy azo hiverenanana intsony raha vao tafiditrao e!
Izay no hilazako hoe matotra be ilay izy.
22. kiadi ( 16/05/2008 10:28)
raha zah nareo tonga de any hafatra mifapikôzy fa efa mitovy zany ny tadydokanga!
ainaher>elah mizara fa zah mihinana
23. ramistiana ( 16/05/2008 10:52)
Kiadi>
Marina zany e!,
zao ary ry preeni a!,raha tena vonona ary ianao amin'ilay resaka fanambadiana;dia aleo ary tohizantsika any ambadika ny resaka ,satria mantsy resaka tsiambaratelo ilay izy.Efa io nataoko eo ambony io ny adiresiko ,dia miandry anao ary aho.
24. preeni ( 16/05/2008 11:53)
ramistiana ny ahy efa misoratra any @ momba ahy,hoe mitady vady iaho :wink:
tohizana any ambadika ny resaka?
misaotranao betsaka @ fandavatenanao,saingy tiako ho fantatrao fa zaho vehivavy.
Na dia mitady vady aza aho dia ianao no tokony handondona ny varavarako,izaho no tokony hiandry anao :D (l)
dia miandry anao ary aho :^) (l) (l) (l)
25. kiadi ( 16/05/2008 12:01)
tssss! nareo aloah de samy tsisy ahazo vady raha izao eh :-D :-D :-D :-D
samy te hividy ny lohany nefa samy matahotra ny masony!!
aza asina an'izany oe zao sy zao zany fa tonga de potsiro eo @ masony!!efa mitovy zo zao ka tsisy oe zah vevavy zany!! raha izany mantsy de tokony oe tsy eto enao fa any antrano,mikarakara trano fa zay mantsy no asan'ny vevavy taloha!!
mitady enao nefa miandry domina!! tonga de domy fa sô lasa eo ko io rangah io =)) =)) =)) =))
lasa manao agence matrimonial zah ty farany :-D :-D
26. preeni ( 16/05/2008 13:22)
marina ny voalazanao ry kiady,nefa sao dia lazainy fa izaho no nikoty azy voalohany rahatrizay miady any aoriana :)
zaho anie tsy hoe ratsy ka mitady vady,tsy misy fotoana aho,sady tsy te hanambady vaza :wink:
ny karamako mahafapo :lol:
27. ramistiana ( 16/05/2008 13:29)
Marina ny an'i kiady.
Ity ange efa samy vonona e!dia mbola misy hoe mampifilika indray.
Preeni>ka aiza ary ilay adiresy e-mail handefasako azy e! sa alefa any amin'ny admi ilay hafatra ,nefa ilay izy resak'isika roa irery.
Alefao amin'io adiresy e-mailako io ny anao dia tonga aho dia manoratra avy hatrany.
28. ramistiana ( 16/05/2008 14:12)
preeni> .....rehefa miady any aoriana ......dia sao dia lazainy hoe izaho no nikaoty azy .
Ny tena aza mbola tsy tafiditra akory dia efa mieritreritra ny fivoahana sahady .
:roll: :roll: :roll:
29. xxx ( 16/05/2008 14:13)
:-D :-D :-D :-D :-D
30. kiadi ( 16/05/2008 14:20)
ory preeni an!! de zany sady ve ny eritreritrao tokoa!!bola tsisy resaka lavitra de oe any @ resaka miady sady :-D :-D :-D !!de manina nefa raha enao no nikôty?anga zany raran'ny lalana na raran'ny fivavahana?de refa miteny anao an'izany io rangah io de alazao aty amiko fa ho teneniko mafy iz! :-D :-D !de azaomena ninin fa todio lamosina fa fay io farany raha may vava aminjy eo! :wink: :wink: :wink:
de efa henonao zany ry ramistiana fa tsy azo atao an'izany iz an!! :-D :-D
( ) ba invité_ho zah @ mariazy klé! ba nanao ze nety ihany! :-D :-D :-D
amizay zah afaka mibizna nem sy sambos :-D :-D
31. yuka ( 16/05/2008 15:17)
misaotra betsaka kiady a!
ary ianao angaha efa manambady? :-P :-*
32. kiadi ( 16/05/2008 15:19)
yuka>euh tantara hafa indray nenah!sady lavitra be japon :-D :-D :-D
33. kiadi ( 16/05/2008 15:22)
anga yuka no preeni? fa manina yuka misotra anah? :roll: :roll: :roll:
34. yuka ( 16/05/2008 15:22)
ra tsy mifanaraka ramis sypee de zah mahita vady ho anareo 2tota :^) :^) :^)
ary kiady ve wouaaaaa! efa manana??????????
35. kiadi ( 16/05/2008 15:23)
efa manana anao zah eh :-D :-D :-D :wink: :wink:
36. yuka ( 16/05/2008 15:27)
Ilay ianao matotra tamin'ity jay mitoraka ity no mahatonga ana hisotra,za efa ramatoa de tsy mitady kah!
mba atovy lavitrinimaso fa aona mou le tohiny :-D
37. yuka ( 16/05/2008 15:30)
Miarahaba antsika isika izany
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
38. kiadi ( 16/05/2008 15:45)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
fa zah ve mpananihany be?
de manin hono le lavitry ny maso?
39. yuka ( 16/05/2008 16:02)
Mamaky ny rsk rehetra ato amin'ny dinika zah 99% ny valteninao
mananiany doly hiiih!
Tohizo wouaaa! le lavitrinimaso :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
40. kiadi ( 16/05/2008 16:05)
lavitry ny maso lavitry ny fo ve?
de in mahatonga io frasy io fa tsy azoko?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2383