Mitady namana

81. ramistiana ( 19/05/2008 15:07)
Ity ilay izy tsy nety nivoaka ilay soratra kely maso.
yuka>Usotsukiiiiiiii,boku wa okotte iru yo.
Anontanio an'i yuka ny dikan'io.
82. ramistiana ( 19/05/2008 15:45)
Omena anareo ny sehatra,aleo anay aty ambadika ny tohiny.
Misaotra ny rehetra tamin'ny fandraisana anjara ny dinika.
83. kiadi ( 19/05/2008 16:37)
tsisy fisôrana eh!
84. xxx ( 22/05/2008 06:40)
le ramistiana to belazao fotsin
85. yonikafopl ( 22/05/2008 07:09)
torohevitra ho an'i ramistiana, i ravaomariakely hono tena sahirana fa tsy mahita olontiana ka so de mba mifandray ny tadindokanganareo????? na de mifanalavitra aza enao vonona ny hifanaraka amin'ny fifanatonana na fifindrana ihany kouu

hevitra ny ahy iny, hevitry ny maro hono manko mahatakadavitra :wink:

De bonne chance eeeeeeeee
86. xxx ( 24/05/2008 09:15)
i ravaomariaka ko be lazao hotran'i preeni ko!
87. xxx ( 26/05/2008 08:35)
ramistiana-ravaomariakely-preeni= belazao=be+laza+ô=malazabe=vedety
88. preeni ( 26/05/2008 11:55)
mapresaka hono zah :cry:
alazako @ mamanay nareo :D
ravaomarikely tanjemo sao alaindry ramistiana an!
raha lasandry izy tonga za de :evil: :evil: :evil: :twisted: :-D :-D :-D
89. kiadi ( 26/05/2008 11:59)
io indray fa ampihesona i preeni
90. xxx ( 27/05/2008 05:31)
kiadi:
io indray fa ampihesona i preeni

tena marina:manadala bandy fotsiny.
Aiza koa hoe mbola kaotiana indray hono izy tssssssssss.
Ato tsy misy an'izany tsotry;sipa Tonga De Manaiky ny ato.
matoa ianao mamaly ny hafatra dia manaiky ianao izany.
preeni=yuka=efa manambady=mampiesona fotsiny.
91. xxx ( 27/05/2008 08:49)
preeni:
faly be za ry kiady a!

yuka:
kiady faly be za ;fa .....

yuka=preeni
porofo mazabe.
yuka koa efa nampiesona ahy tary @ madalove, sy madagate.
Ianao hoa aza manao an'io fa tena tsa mety.

92. kiadi ( 27/05/2008 11:27)
hay ve!!mapalahelo ramistiana zany :-D :-D :-D :-D :-D
93. ramistiana ( 28/05/2008 10:17)
ari.malala:
....maty ramistiana kle

Tsy maty 'zany aho kle,mbola velona mihintsy ka.na elaela aza vao afaka mamaly.Ahoana kosa 'zany e!nareo kosany ohatran'ny hoe falifaly 'zany ny fahitanay anareo rehefa hoe tsy......aleo tsy tohizana.
kiadi:
mapalahelo ramistiana zany

Tsy mapalahelo aho ka.
Zah aza faly be.Fa sahirana fotsiny.
Maro mantsy ny namaly ny hafatra ry kiady a!,dia tena sahirana aho.
Miala tsiny indrindra aloha aho a! ,hoan'ireo 'zay namaly ny antso ka tsy nahazo fahafaham-po e!,ilay izy mantsy iray ihany ny azoko alaina ,ka somary tena akisisika be ilay izy,dia mety misy ireo tsy afa-po ,jereo anie
xxx:
le ramistiana to belazao fotsin

na izany aza azo atao ihany anie ny mijanona na dia hoe @ maha-mpinamana tsotra fotsiny aza e!
yonikafopl:
torohevitra ho an'i ramistiana, i ravaomariakely hono tena sahirana fa tsy mahita olontiana ka so de mba mifandray ny tadindokanganareo????? na de mifanalavitra aza enao vonona ny hifanaraka amin'ny fifanatonana na fifindrana ihany kouu
hevitra ny ahy iny, hevitry ny maro hono manko mahatakadavitra
De bonne chance eeeeeeeee

Yonika+fopla .Mampihomehy koa izany anarana izany an!
Sao dia mba fopla koa ary io lazainao io.Mody hoe i rav..kely nefa ianao no te..
Misaotra ihany amin'ilay sosokevitra e!fa izao aloha mbola tsy misy "liste d'attente" ato,milaza ihany aho raha misy.
Misaotra koa amin'ilay fankaherezana.Bonne chance koa ianao e!
94. kiadi ( 28/05/2008 10:45)
mazotoa ramista an! tandremo fotsiny fa misy be lazao ny ray @ reo niresaka taminao reo :wink:
95. ramistiana ( 28/05/2008 13:17)
kiadi>Misaotra e!efa fantatro ihany fa tsy maninona 'zany e!
Izy ihany no ho voa mafy amin'izany; raha handany andro hampiresaka fotsiny eo.
Miteraka aretina ao anatin'ny tena mantsy izy io fa tsy fantany.
Mbola maro no azo hambara fa aleo aloha faranana.
96. kiadi ( 28/05/2008 13:20)
ramist>na izany aza hotrany tsy de mety ihany milala "sentiment" n'ol!!
enao ba matotra be manotany sy mitady de misy te hanadala anao fotsiny!
97. avana ( 28/05/2008 13:51)
kay zany oul vavao b ato .. tsisy arako tsony :roll:
98. kiadi ( 28/05/2008 13:54)
tongasoa aza enao ry avana de mandrosoa @ lalindalina de arosoy ny resaka
99. ramistiana ( 28/05/2008 14:08)
kiadi>Nisy nanadala koa angamba dia aty no mamaly faty.
Izaho aloha tsy hamaly faty izany na dia nadalaina aza e!
Ny ahy mahitsy foana dia ny mandroso foana,tsy maintsy tonga @ farany.
Avana>Miarahaba anao izany e!ianao izany efa tranainy be tato?
raha izany no marina.
Alefaso ary ny resakao mba ho henoina e!
100. kiadi ( 28/05/2008 14:15)
alefaso marina ba henoina ny resaka ry avana an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2569