Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bibidia007, milahatra araka ny daty
bibidia007 ( 28/11/2008 10:08)
hitady namana fa tsy mahita
Miarahaba ry reto an. Tena tsy manana namana mitsiny na dia efa ela aza no tato @ serasera eh! Tena mapalahelo be mo za ry reto fa mba valio an! ... tohiny
novalian'i tolipy ny 24/01/2009 22:41
bibidia007 ( 24/10/2008 06:26)
resaka lava
Resaka be fona rangah ity bĂ´lna ity eto an-tanana fa aona mitdsiny eh! Tena mandreraka ny maheno hoe: nadray vola tary hoe ny BAREA, fa aona de aona ny teo-tsaina entina miatrika fifaninana ami'izany... tohiny
bibidia007 ( 24/10/2008 04:40)
Firaisakina
Tena mampalahelo ray olona ny mahita ny fiangonana mizarazara be dia be nefa nge Andriamanitra iray ihany e! :x :cry: Tena tsy rar(iny kosa eh! Jereo fotsiny fiangonana iray nefa mizara 03 be izao. T... tohiny
novalian'i prime ny 20/11/2008 11:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067