Firaisakina

1. bibidia007 ( 24/10/2008 04:40)
Tena mampalahelo ray olona ny mahita ny fiangonana mizarazara be dia be nefa nge Andriamanitra iray ihany e! :x :cry: Tena tsy rar(iny kosa eh! Jereo fotsiny fiangonana iray nefa mizara 03 be izao. Toko tsary mety!
novalian'i prime ny 20/11/2008 11:58
2. cutie ( 24/10/2008 17:05)
ny fiangonana sa ny finoana no tiana resahina eto?
3. rakaroka ( 24/10/2008 20:30)
Ka 'zay ny vokatr'ilay "minoa ftsn ihany" dia samy maka zè tandrifiny.
Dé lé "samy ambany ny fahasoavana" koa dia tsy misy manaiky gisitra.
Dia samy mitondra ny finoany, tsy notezaina loatra hihevitra ny hafa fa ny "azy ihany!". => Lojika raha izao no vokany!
Io anie no 'zary nampasiaka resaka ahy hoe "io fomba fitory sy fampianatra io lahy, mbô saino tsara !". 8O 8O 8O :wink:
4. cutie ( 24/10/2008 20:42)
ka efa misy nge zao ny firaisam-pinoana ka in ny olana lol
5. rafitia ( 25/10/2008 03:36)
ka samy te haka 19 @ ANDRIAMANITRA daholo e
6. rakaroka ( 25/10/2008 08:03)
rafitia:

ka samy te haka 19 @ ANDRIAMANITRA daholo e

Marina izany

:-D :-D :-D ^:^ ^:^ ^:^
7. rakaroka ( 25/10/2008 08:06)
cutie:

ka efa misy nge zao ny firaisam-pinoana ka in ny olana lol


Hafa anie Cutie ilay firaisam-pinoana. Hafa ilay fivakian'ny fiangonana.
Ary ny hoe "Firaisam-pinoana" akory aza no taloha ! Ary efa ela aza !
8O
8. ikaretsaka ( 27/10/2008 18:44)
Io anie no 'zary nampasiaka resaka ahy hoe "io fomba fitory sy fampianatra io lahy, mbô saino tsara !".

izay mantsy
9. prime ( 28/10/2008 09:50)
Inona no vahaolana ry bbd7? (dia fiangonana iza ilay nizara 3?)
10. fijo ( 28/10/2008 21:33)
raha mba henon'andriamanitra moa le fakana 19 ko maninona.
11. rakapy ( 29/10/2008 00:46)
Ka na i A/tra sy ny anjeliny aza hono toa efa nizara tsy hiaraka intsony ka dia izay fiangonan'olombelona ve no tsy hisaraka ?
12. rijadolly ( 29/10/2008 19:32)
Ety antany marina ilay mpandrava,lozatsika ety,tsy misy afatsy ilay mitazona ny satro-boninahitra ts'hisy aka,izay ny tsara,aleo hizara izay izara.Aleo hilaza izay hilaza hoe aty IZY fa tsy any,fa tazomy foana ilay satroboninahitrao tsy hisy aka.
Ny tombon-dalana azonao havako ô! be mpandrafy e!be mpandrafy aaa! ozy izay hira iray zay.
13. ikaretsaka ( 29/10/2008 19:57)
ka ny satro boninahitra tazomina fa ny tongotra ny tanana ny loha sns efa misamaka koa.. :-D
14. rakaroka ( 29/10/2008 21:00)
ikaretsaka:

ka ny satro boninahitra tazomina fa ny tongotra ny tanana ny loha sns efa misamaka koa.. :-D



=)) =)) =)) Ary tsy azon-drizareo mitsy ny maha-clown ny fihetsiky rizareo an
:-D :-D :-D =)) =)) =))
15. ikaretsaka ( 29/10/2008 21:48)
izay manko!
Andramo hoe mitazona couronne ianao dia milingilingy eo ambony seza 2 tsy mitovy ny tongony...
de tazony mafy ny couronne nao...


izay le point tiako hotsipihina :wink:
16. fijo ( 29/10/2008 22:00)
sarotra amin'ny mahita letsy ny manazava sonema amin'ny jamba an.
17. ikaretsaka ( 29/10/2008 22:10)
iny indray no tsy hitako :wink:
18. fijo ( 29/10/2008 22:11)
kozy e
19. rakapy ( 29/10/2008 22:55)
Rijadoly> Tsy ety an-tany ihany ilay mpandrava sy faharavana na mpandrafy fa na tany an-danitra aza hono hoy ny baiboly dia efa nisamaka ry zareo tany taloha ela tany. Mbola tsy nisy hono ny olombelona dia efa niady an-trano ry zareo tany ary mbola tsy mety mifandefitra sy mifanaraka hono hatramin'izao fotoana izao. ka asa na mendrika satro-boninahitra ry zareo @ izany toetra izany na tsia?
20. fijo ( 30/10/2008 20:59)
kayyyyy,mazava be izany marina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.058