Firaisakina
21. prime
(
06/11/2008 11:34)
rakapy> raha nisy ny ady tany an-danitra dia inona no tena zava-nisy marina? idiro lalina kokoa ny hevitrao satria efa natsidikao...
22. ikaretsaka
(
06/11/2008 19:25)
de naripaka tany anaty afo hono le tsy nilay fa tsy nanangana teny antaninanana na tery @ kartier kely feno olona povra
23. fijo
(
06/11/2008 22:12)
:-D :-D :-D inona marina moa no tena tian alazaina rehefa milaza ny teny hoe"laniatra"????io mangamanga be i oambonin'ny lohantsika io ve???sa toerana iray tsy hay sy tsy mbola nisy nahita?rah aio ambony loha io mantsy dia rivotra io,ka tsy hisy hafak ahiaina any ianareo.
24. ikaretsaka
(
07/11/2008 21:13)
izay kao aloha zavatra manahirana @ io lanitra io..
ny jiolahimboto manao hoe kilaoty izany... ny mpanao sambondanitra manao sambo enyt \....
ny jiolahimboto manao hoe kilaoty izany... ny mpanao sambondanitra manao sambo enyt \....
26. ikaretsaka
(
18/11/2008 19:14)
prime:
Indrisy fa izany no lanitr'ikaretsaka ry havana... :roll:
samihafa ny lanitra sy ny paradisa ry zanako
28. prime
(
20/11/2008 11:58)
Hay lanitra=sky no tian'i rakapy noresahana tamin'io? :lol: :-D tsy mahagaga raha mahita zavatra maro tokoa ianao...
