resaka lava

1. bibidia007 ( 24/10/2008 06:26)
Resaka be fona rangah ity bôlna ity eto an-tanana fa aona mitdsiny eh! Tena mandreraka ny maheno hoe: nadray vola tary hoe ny BAREA, fa aona de aona ny teo-tsaina entina miatrika fifaninana ami'izany. Tena mamalahelo rangah isika raha izany fona no resaka eto an!
2. rafitia ( 24/10/2008 16:52)
ka tsy manaiky hoe tsy mahay baolina ange isika e
3. ravatorano ( 31/10/2008 10:35)
ka vola io kouh
sa nareo hanome azy :-D :-D :-D
ny fanjakana tsy manao izay tokony hataony
ny supporters variana manakiana fotsiny
angah mora ny milalao eny ankianja eny e
ny rafitra mihitsy eto amintsika no mila fanovana

izay vola noraisin-dry zalahy ataoko fa tsy nampiova firy ny laharana misy an'i côte d'ivoire fa isika fotsiny no miakatra tosidrà eto
4. ikaretsaka ( 31/10/2008 19:01)
na aiza na aiza ravato na klioba inona na klioba inona arey na taranja inona na taranja inona dia rehefa tsray misy resultat sy tsy taratara palmares dia tsy maintsy voakiana foana..

tsy mora ny milalao eny an-kianja fa asiana ezaka kao fa tsy miandry tataka foana e
5. tsipolitra ( 01/11/2008 03:55)
:) :o :D ka ny tsy manao ihany no be fanankianana sady ny ministra no sasatry ny miova fa ny federasiona eo ihany
6. kotobekibo ( 27/11/2008 19:06)
Ka raha mbola resaka zanak'i dada sy ny zanaky ny kapiteny tompo-mbaolina ihany no hampanaovina d tsy handresy naoviana naoviana e!
Aza manofy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1761