hitady namana fa tsy mahita

1. bibidia007 ( 28/11/2008 10:08)
Miarahaba ry reto an. Tena tsy manana namana mitsiny na dia efa ela aza no tato @ serasera eh! Tena mapalahelo be mo za ry reto fa mba valio an!
novalian'i tolipy ny 24/01/2009 22:41
2. haritianah ( 28/11/2008 10:17)
Normale be ianao raha ts mety hahita namana ka.Mandositra dolony olona fa bibidia io.
hihihihihhi
3. bibidia007 ( 28/11/2008 10:35)
Misotra haritianah fa zah ange tsi miinanana olona fa vary iany no oniko eh!!!!!!!!!!!! :twisted: Misotra manoratra na de zany aza :-*
4. Lejoba ( 28/11/2008 10:41)
Mitovy hevitra tanteraka @ i haritianah. Ilay PS-nareo tena mampatahotra be ka le. Makà PS iray hafa dia @ izay indray mitady namana eh. Mbô ataovy manintona kokoa noho io.
OK lol :-* :-* :-*
5. ni81 ( 28/11/2008 10:46)
Mitovy hevitra tanteraka @ i haritianah. Ilay PS-nareo tena mampatahotra be ka le. Makà PS iray hafa dia @ izay indray mitady namana eh. Mbô ataovy manintona kokoa noho io.
OK lol
izay ange ilay nanaovako tany @ dinika tany ambadika tany hoe: "misy manapa-tsinay mihitsy ny ps e". Angamba ny olona matahotra ka! Hifanerasera ve izy dia @ bibidia? :-D :-D Somary asio sary ho jereny dia hitany fa tsy biby e! :lol: :lol:
6. haritianah ( 28/11/2008 11:10)
ka lé izy kou anie ts vitany owé bibi fa mbola nasiana dia kou de ehé ts hahita namana eto alou é!
Miandrasa ihany alou fa mety ho avy eo ry kakana sy ry bibilava sy ry gidro
7. ni81 ( 28/11/2008 11:30)
Miandrasa ihany alou fa mety ho avy eo ry kakana sy ry bibilava sy ry gidro
=)) =)) =)) =)) misy hoe kankana ao ka!
8. andrywui ( 28/11/2008 14:04)
ataov oe bibidia manja ndray ary e d amzay gato misy sira i bibidia kely ho!ho!ho!hi!hi!hi!
9. andrywui ( 28/11/2008 14:08)
an!an!an atov oe bibidiamisy creme ko tsara ra tsy tiana esorina zany le oe bibidia,na tonga ranga de oe bibimola a!!!!!!
10. ibotity ( 28/11/2008 14:29)
za zany tarzan d lasa mpinamana sika
11. vale ( 28/11/2008 17:58)
Mbô ataovy manintona kokoa noho io
marina izany fa maninn koa moa anefa raha enao mihintsy no mitady eee, ao amin'ilay hoe hitady namana sady afaka mifantina tsara araka izay tinao enao, raha hiandry fotsiny ange tsy hanana chance firy ahitàna namana enao eee, mila manao premier pas, izay tsy hita ny maharatsy anazy!!!!!!!!!!!!!Sinon, mila miditra matetika eto enao na mampiasa bebe kokoa ny PS-nao am alalany forum na tsy haiko eee, rah tsy izany moa aiza ny hafantarana fa misy an'izany bibidia :lol: :P izany ny ato??, à moins que le oul mande any am "hitady namana" angah!
izay de mahereza, de mazotoa manoratra fa izay no aingana injinja!!!! :P :-* :-*
12. arialy ( 29/11/2008 07:48)
:-D :-D :-D
13. rurik ( 29/11/2008 11:39)
manapatsinay mintsy nareo ka za ko indray andro zay niditra t@ chat malagasy fa tsy teto an teniratsy no ataony ps de ahoana no iresahako amizany la....... hono no anarany =)) =)) =)) =)) raha mba ataonao mba normal ny ps de mba manitona ny olona ny mandefa afatra na mamaly ny afatra izay alefanao.
fa andramo ihany ny manoratra @ izay tianao anoratana fa ho hitanao fa ahazo namana ianao.
14. Papoose ( 29/11/2008 20:04)
ka raha olona mangetaheta an'io ne ry rurik mety hahazo namana ihany izy fa heveriny fa any no tena misy ny jackpot eee :-P
15. kotobekibo ( 30/11/2008 09:18)
ngô d msiaka b zany bibidia izany klé . Lanin'izany any zahay kouh!
:-D :-D :-D
16. Papoose ( 04/12/2008 02:48)
isaory ny ao ambony raha mba ny kibonao be no laniny kooo!! tsy mila miasa mafy tsony nefa beautser! :-P :-D
17. andrywui ( 05/12/2008 15:32)
le antsondrabibidia ko ane ho anareo sipa f ts ho an bandy e ka sur fa halefak lery rah sipa no eo aloany,,fa so kos de lava be le bibinareo any zany rabibdia ka miainga daoul ndray n sipa a!!! ampatorio alou le biby nty zany
fa athorn firenen kle an
18. xxx ( 09/12/2008 16:25)
biby?? ampatoriana??!
19. bibidia007 ( 12/12/2008 10:37)
ibotity:

za zany tarzan d lasa mpinamana sika


Tena marina zany fa mpinamana zany sika manomboka eto


:evil: fa za kosa aloha tsy azo ailika eh!!!!!!!!!!! famanjary manao an'izao za zaf zah nge mbola zanany eh!!!!!!!!!! :p
20. bibidia007 ( 12/12/2008 10:52)
haritianah:

ka lé izy kou anie ts vitany owé bibi fa mbola nasiana dia kou de ehé ts hahita namana eto alou é!
Miandrasa ihany alou fa mety ho avy eo ry kakana sy ry bibilava sy ry gidro



(l) enoa kosa rangah masiaka lotra fa zah enie hoa tsy manaikitra sady mbola biby kely :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5164