hebergement

1. ramistiana ( 12/05/2008 15:16)
Slt doly,
Mba mitady hebergement gratuit tsara tsy maninona na misy pub kely aza amin'ny net.
Sao dia misy mahalala tsara fa ny hitako dia tena manahirana be daholo eo amin'ny transfert ftp.
olympe-network;freeheberger;site voila;lycos;
sao dia misy mahalala tsara ankoatran'ireo.
Misaotra antsika mialoha izay mamaly.
novalian'i xxx ny 06/09/2008 09:14
2. Veloo ( 12/05/2008 16:13)
Tsy nisokatra ilay pejy, ary aiza mo ilay tany agantahinao hebergement?
3. Fiffi ( 12/05/2008 16:26)
http://orilla.net/liste.php

sao mba misy mahasoa...
4. Veloo ( 12/05/2008 16:31)
tongasoa fiffi fa inona aky ireo hebergement ireo?
5. hery ( 12/05/2008 18:55)
Veloo> hébergement-na site :-) eto @ resaka informatika isika.

Jereo koa sao dia tsara ho anao ny http://pages.google.com
6. ni81 ( 12/05/2008 19:42)
Tsy nisokatra ilay pejy, ary aiza mo ilay tany agantahinao hebergement?
:-D :-D :-D
Tsy hita fa nifangaro ny fahazoana ny resaka :)
7. Veloo ( 13/05/2008 01:55)
ao @ informatika angaha ry reto misy hebergement? :-D :{ :-D :-D :-D
loza ty tsy mahay informatika kle hihihihih
8. ramistiana ( 13/05/2008 05:50)
Misaotra an'i Fiffi sy Hery nanome an'ireo adiresy ireo,tena misy maro sy azo isafidianana tsara ilay izy.Ny olana kely fotsiny dia ny safidy satria efa maro no nandramana fa misy tsy fetezany foana ilay izy indrindra rehefa manokatra ilay page web ianao,angamba izay no maha-gratuit azy tsy fantatro.
Ny fanontaniana izany dia hoe efa nisy nanao an'ireny hebergement gratuit ireny ve dia nisokatra tsara ilay site avy eo inona ilay adiresy nampiasainy,sao mantsy dia mampiresaka ilay gratuit ,manao izay hidiranao ao aminy fotsiny.
Misaotra ny hatsarampanahin'ny rehetra nandray anjara namaly ny fanontaniako.
9. xxx ( 13/05/2008 06:47)
idago.net koa jereo, gasy no mpiandraikitra azy io ary azo iresahana soa aman-tsara amin'ny teny gasy raha misy olana. Tsara ny service omeny raha ny fahitako azy.
10. hery ( 13/05/2008 13:24)
ary milay marina ilay idago.net

Tokony atao pub :-)
11. simplex ( 13/05/2008 15:17)

le 100Mb no indro kely :P

tokony atao pub :)
12. xxx ( 13/05/2008 15:42)
simplex:


le 100Mb no indro kely :P


Azo iainana ihany kosa e : heberge-na any an-kafa fotsiny ny sary (flickr), mp3 (supload) sy ny video (youtube)
13. xxx ( 06/09/2008 09:14)
simplex:

le 100Mb no indro kely :P Tokony atao pub :)
Efa tsy te hiomehy zahf a dia teren'i Simp foana :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1303