Manampy olona mitady sipa...

21. xxx ( 09/06/2008 13:10)
Zany ve tsy efa hotezaina sisa. Rah vevav mbola mila otrôrina ve hiditra @zany? :-D :-D :-D :-D :-D
22. salopard ( 09/06/2008 13:35)
ary raha izay bebe-ny akamako 80 taona izay no ampivadiana aminy, mety ho tafa ve? le italianina moa mitady gasy , ity bebe fantatro ity koa, tsy vitan'ny y hoe gasy , fa ady gasy koa ny azy rehefa tena hanao match, sady eny ambony tsihy...

tsy ampy dôzy aloha e!
sniff, sniff...
tchouff...
23. RATOVOARY ( 09/06/2008 13:52)
Zany ve lesy tsy efa maina be! =)) =)) =)) =)) =)) =)) Sa mbola mahatanty 90mn miampy prolongation; tir au but sns... :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
24. salopard ( 09/06/2008 14:19)
oay! ny taona ihany no hoe 80 taona, fa izany mbola vierge, tsy atahorana ny annulation na mariage, na ho entina ho tsaraian any @ tribunal ny lille aza.

ka ahoana, ry mimisimply, efa faly be le bebe-ny le namako, fa ampitao le hafatra, antitra mampiady kalo ny azy roa eto sa ahoana hoy ianao,

fa raha misy boay kely gasy sahy koa aloha, na tsy antidahy italianina dia vonona koa ra-bebe, fitiavana feno sy azo antoka fa tsy le hanandrakandrana a! le lambanakoho re ry zareo a!
viagra mâle sy femelle fotsiny atao betsaka an...
tsy ampy dôzy aloha e!
sniff
tchouff...
25. MimiSimply ( 09/06/2008 16:54)
kiadi:

ka zany ko! mimi tsy omeko italien zany na tanora na antsitsa :-D :-D :-D :p :p =))


ieny e! Y Mimi o an'y kiadi ary o anao rery :-p
26. MimiSimply ( 09/06/2008 17:01)
tess:

mimisimply: way! ekany tokotrany, misy ramatoa izay any nampitady vady vazà ahy vao tam semaine izy no niantso ahy fa mananjanaka vavy ray efa lehibe hono de vazà efa lehibe no tiny :°) fa mety tsy miady ny fitenenana knou! kalou anntaniko izy....


non tsy manambaka izy ka! Ra mety le resaka @zany ramatoa zany de mba amevo ny contact'ny ah tess an?merci!
27. MimiSimply ( 09/06/2008 17:04)
xxx:

Zany ve tsy efa hotezaina sisa. Rah vevav mbola mila otrôrina ve hiditra @zany? :-D :-D :-D :-D :-D


iza no hotezaina lesy? :) merci pour le site de andé andramako!!
28. MimiSimply ( 09/06/2008 17:12)
salopard:

oay! ny taona ihany no hoe 80 taona, fa izany mbola vierge, tsy atahorana ny annulation na mariage, na ho entina ho tsaraian any @ tribunal ny lille aza.

ka ahoana, ry mimisimply, efa faly be le bebe-ny le namako, fa ampitao le hafatra, antitra mampiady kalo ny azy roa eto sa ahoana hoy ianao,

fa raha misy boay kely gasy sahy koa aloha, na tsy antidahy italianina dia vonona koa ra-bebe, fitiavana feno sy azo antoka fa tsy le hanandrakandrana a! le lambanakoho re ry zareo a!
viagra mâle sy femelle fotsiny atao betsaka an...
tsy ampy dôzy aloha e!
sniff
tchouff...


nampimé be ny namaky any zany tantaranao zany sady tsara kosa zany bebe mbola vonona be zany fa efa hantitra laotra!!
29. tess ( 09/06/2008 18:34)
mimisimply: ik alefako any aminjy ny mail-ny e! :wink:
30. MimiSimply ( 09/06/2008 19:25)
tess:

mimisimply: ik alefako any aminjy ny mail-ny e! :wink:


misaotra betsaka!:) :)
31. fasaly ( 09/06/2008 20:16)
tsy ilay bainina kely niaraka naska sary tam tlay iny ve ky zany, lay fohy kely iny hihihihi
32. MimiSimply ( 09/06/2008 22:02)
fasaly:

tsy ilay bainina kely niaraka naka sary tam tlay iny ve ky zany, lay fohy kely iny hihihihi

hi hi hi hi! Ra izy no namaky an'io nosoratanjy io de tezitra be izy de efa tsy naints niteny zay oe "ampidino ny slip fa hiresaka @nao ah de hita eo oe fohy kely sa tsia!" ah ah tena marina e! Mlay izy mbola matanjaka plus que moi -na de za aza tsy azo atao oe matanjaka- mbola nisauty vavahady otrany boaikely aky farany teo a! (ah ah tlay) sady mahafinaritra toetra be!
iny aky un des miliardaires teto a jesi jusqu'aux années 90 de zao ko ny zanany manana an'y pizzerie malaza ndrindra ao Ancona! :) ny sary tena tsisy mints!

33. tess ( 10/06/2008 05:32)
mimi: hihihih hay ve iny e! :wink: efa hitako niaraka sary tam tlay mantsy :-P :-D
fangah kosa atao fantany hoe niresaka anzany hehehe!
34. einstein ( 10/06/2008 07:24)
MimiSimply:

ainaheri:

Otrany sarotra beuuu iany,... Le vev gasy zao mba te hiady varotra we ndao ipetraka any Italie,d lery ndray we any dago lol,Mety serieuse iany angamba alou ee,ary sao lery kosa mba te ahazo paps fotsiny kou??

Non tsy resaka paps zany:) ka na mijanona any a dago aza zareo, izy anie mandray pension en euro ka mety o tsara ihany ny fiainany le sipa e!na de tsy tokony resaka vola alou fa resaka fitiavana

ko ra tsy lany kofa eto dago ko dadabe
Shocked zany no idiran'ny sipa. anambany ny sipa gasy ko alou zany e. eny tsarlalana bedabe sady misy hisafidianana! OK!





35. MimiSimply ( 10/06/2008 09:46)
einstein:

ko ra tsy lany kofa eto dago ko dadabe
Shocked zany no idiran'ny sipa. anambany ny sipa gasy ko alou zany e. eny tsarlalana bedabe sady misy hisafidianana! OK!


ah ah ah namakiko an'ity hevitranao ty le oul de ozy izy oe ra vevavy, na 90taona misy rarakivy aza de namaly izy fa enao ono bandy de tsy rarahina!:lol:
36. ari.malala ( 11/06/2008 11:36)
diamondra, fa manin no tonga d za no voateny volou???:-w:-w otran mahavarina b ana zany le reaction:-D:-D:-D:-D efa misy izay any am tess zay fa sad za kou ts mahita fa raha nahita ah tonga d nanoratra hoe ary mis e! bonne chance pour le monsieur
37. einstein ( 11/06/2008 12:26)
MimiSimply:

Manao ahona daholo nareo, mba te anampy rangah italianina mitady sipa gasy ah,izy io efa en pension ka andé hipetraka any a Dago,nefa mitady mafy vevavy serieuse mba ..atao compagnie. Ahona no afaka anampiko anazy? Za ko aty alavitra aty italie! Misaotra betsaka mamela hevitra..



Efa teny tsarlalàna ve ô?


38. ftlozy ( 11/06/2008 22:14)
No money No honey!! sóde ravina pantaloa sisa no entina mody any italy eeeee!!! :-D :-D :-D
39. ainaheri ( 12/06/2008 05:00)

fasaly:

tsy ilay bainina kely niaraka naka sary tam tlay iny ve ky zany, lay fohy kely iny hihihihi

MimiSimply:

hi hi hi hi! Ra izy no namaky an'io nosoratanjy io de tezitra be izy de efa tsy naints niteny zay oe "ampidino ny slip fa hiresaka @nao ah de hita eo oe fohy kely sa tsia!" ah ah tena marina e! Mlay izy mbola matanjaka plus que moi -na de za aza tsy azo atao oe matanjaka- mbola nisauty vavahady otrany boaikely aky farany teo a! (ah ah tlay) sady mahafinaritra toetra be!
iny aky un des miliardaires teto a jesi jusqu'aux années 90 de zao ko ny zanany manana an'y pizzerie malaza ndrindra ao Ancona! :) ny sary tena tsisy mints!


F'aona ny tokony ahatezitra azy @ zany mimi,ra zay ny zava-misy ngah azo atao aona tsony :) :roll:





40. ari.malala ( 12/06/2008 05:51)
fa otrann'y mahavariana b ana le fomba famaly an, jereo anie e,
ampidino ny slip fa hiresaka @nao ah de hita eo oe fohy kely sa tsia
tsy maintsy hoe tonga d any v no resaka volou??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7929