Manampy olona mitady sipa...

41. MimiSimply ( 17/06/2008 17:14)
einstein:

MimiSimply:

Manao ahona daholo nareo, mba te anampy rangah italianina mitady sipa gasy ah,izy io efa en pension ka andé hipetraka any a Dago,nefa mitady mafy vevavy serieuse mba ..atao compagnie. Ahona no afaka anampiko anazy? Za ko aty alavitra aty italie! Misaotra betsaka mamela hevitra..



Efa teny tsarlalàna ve ô?






Enao ono ngamba no tena tia an'i tsarlalàna? :-p =))
42. MimiSimply ( 17/06/2008 17:15)
einstein:

MimiSimply:

Manao ahona daholo nareo, mba te anampy rangah italianina mitady sipa gasy ah,izy io efa en pension ka andé hipetraka any a Dago,nefa mitady mafy vevavy serieuse mba ..atao compagnie. Ahona no afaka anampiko anazy? Za ko aty alavitra aty italie! Misaotra betsaka mamela hevitra..



Efa teny tsarlalàna ve ô?






43. MimiSimply ( 17/06/2008 17:18)
ftlozy:

No money No honey!! sóde ravina pantaloa sisa no entina mody any italy eeeee!!! :-D :-D :-D



enganie mba tsia!!! =))
44. MimiSimply ( 19/06/2008 21:03)
fasaly:

tsy ilay bainina kely niaraka naka sary tam tlay iny ve ky zany, lay fohy kely iny hihihihi

MimiSimply:

hi hi hi hi! Ra izy no namaky an'io nosoratanjy io de tezitra be izy de efa tsy naints niteny zay oe "ampidino ny slip fa hiresaka @nao ah de hita eo oe fohy kely sa tsia!" ah ah tena marina e! Mlay izy mbola matanjaka plus que moi -na de za aza tsy azo atao oe matanjaka- mbola nisauty vavahady otrany boaikely aky farany teo a! (ah ah tlay) sady mahafinaritra toetra be!
iny aky un des miliardaires teto a jesi jusqu'aux années 90 de zao ko ny zanany manana an'y pizzerie malaza ndrindra ao Ancona! :) ny sary tena tsisy mints!

ainaheri:

F'aona ny tokony ahatezitra azy @ zany mimi,ra zay ny zava-misy ngah azo atao aona tsony :) :roll:


Tsy mora2 ny manazàva ny toetrany anareo fa mamanihany b izy io e! Ka àlany mints oe lazaina oe fohy izy! Ah ah! ;)

45. ramistiana ( 27/06/2008 06:24)
Miarahaba an'i MimiSimply.
Izay aho vao namaky ity hafatra nalefanao ity .Tsy fantatro raha efa nahita namana ilay vazaha italiana lazainao io ,fa izaho dia manana namana vehivavy gasy koa ,tena mitady vazaha ho vadiana koa izy ,indrindra ireny efa zokinjokiny ireny fa ireny hono no tena matotra.Izy mantsy efa nanambady malagasy ,ary tena nahatsiaro nijaly tao amin'ny tokantranony ka izay no nahatapakevitra azy hanambady vazaha.
Izay zany fa dia miandry ny vao2 avy any aminao.
46. juanito ( 27/06/2008 08:31)
47. ramistiana ( 27/06/2008 09:30)
juanito>
48. ramistiana ( 04/07/2008 10:10)
Tena tsy nasian'ilay Mimisimply iny sira mihintsy ilay hafatra nalefako.
Sa efa nahita namana ilay vazahabeany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0857