Mila toro hevitra..

1. rajoelina ( 08/06/2008 07:43)
Ahoana koa ity TFI tapatapaka ity fa tsy azoko?? a+ le TV tara 2 segondra noho ilay Radio ^:^

Mba omeo torohevitra zay mahay ;)

;-)
novalian'i xxx ny 08/06/2008 19:39
2. ainaheri ( 08/06/2008 10:17)
Mety ny any @ elà any tsy mahazo tsara zany!!
Le fahatarana 2sec lazain'elà ndray avy @ le transmission numérique ngambany mahatonga an'zay ra tsy diso aho
3. xxx ( 08/06/2008 19:39)
tapatapaka otran'ny ao anaty lohanelah ihany =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2861