mozambika (mahaleo)

1. 727 ( 08/06/2008 08:13)
izaho ry zareo mba omeo ny tononkirany mozambika(mahaleo ) misaotra mialoha !
novalian'i Gie ny 08/06/2008 09:45
2. Gie ( 08/06/2008 09:45)
Mozambika e, mitabataba lalandava e (2)
Tanana andrefana ao izy e (2)
Manakoako i Mozambika e
Tanàna andrefana ao izy e (2)
Ny basy no mihirahira e !

Mozambika e !
Ny adiny tsy mbola vita e (2)
Tanàna andrefana ao izy e (2)
Masiaka i Mozambika e

Mozambika e !
Miady hoan’ny tanindrazana e !
Tanàna andrefana ao izy e ! (2)
Tsy mahita andro miratra e !
Tanàna andrefana ao izy e ! (2)
Mbola hamirapiratra e !

Gasikara, Gasikara ndeha ho aiza e !
Tanàna misy antsika izy e ! (2)
Nolokoina menamena
Tanàna misy antsika izy e ! (2)
Feno trano mangamanga

http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=1010
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0506