Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rajoelina ( 11/06/2008 12:38)
President de Mscar...
Sarkozy :?:... tohiny
novalian'i kanota ny 20/06/2008 02:32
xxx ( 11/06/2008 11:58)
prophylaxie palu
Misy riska ve ra tsy minana fanafody na palu (prophylaxie) mankany dago. :( ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/06/2008 21:07
rajoelina ( 11/06/2008 08:40)
<---- diso fanantenana d haleo miverina.
Ny gasy t@ 1960 angamba nitotona t@ tany koa ny lohany ^:^ mitovy amiko zany :lol: Zah ranga frantsay ah, tsy tiako ny mahagasy rery ahy. Izany akory tsy midika we tsy malagasy aho. Fa ra mbola fra... tohiny
novalian'i xxx ny 25/06/2008 03:42
dibbah ( 11/06/2008 08:30)
ny sôsy laninao @ njilaka isan-taona
ra mandany 1l/j enao dia mandany 1 069 200 Ar isan-taona ra mandany 2l/j enao dia mandany 2 138 400 Ar isan-taona ra mandany 600 ar/j @ taxi-be enao dia mandany 216 000 Ar isan-taona ra mandany 1... tohiny
novalian'i dibbah ny 12/06/2008 14:56
rabingogilabanga ( 11/06/2008 08:26)
HERIZO censuré
Tsy misy resaka politika politisianina, ny zava misy no taterina [b]2008: herizo censuré[/b]: http://www.madagascar-tribune.com/Ny-Marina-n-a-pas-eu-lieu,7058.html [b] regime Ratsiraka:[/b] z... tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/06/2008 05:42
tokiniaina ( 11/06/2008 07:59)
Corps des Diplômés de l'IST, aza matory ô
Tsapa tato ho ato fa tena matory miints ny aniens élèves ny Institut Supérieur de Technologie d'Antananarivo, Fa maninona? Maro aza ireo sortant izay tsy mahalala akory ny fisian'io association io... tohiny
rajoelina ( 11/06/2008 07:32)
mitady tonokira an'i Johnny Halliday
http://es.youtube.com/watch?v=ATNRq90niUU [color=blue][b]Allez les bleus!![/b][/color] ;-)... tohiny
nygasysoafifameno ( 10/06/2008 22:39)
48 taona fitondrana lonaka anaty fitaka sandoka mandripaka
tafa dinika hay sy soa serasera fanabeazana ary pedagojia maha olom-pirenena. Fanazavana ny tena olana mandripaka 48 taona 1960 - 2008 fitondrana Tsiranana-pisodia Ratsiraka-arema Ravalomanana-TI... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/06/2008 01:42
xxx ( 10/06/2008 22:19)
Mba asio fanajàna ihany na izany aza ry belami sy kiadi etc.
Maninona kay ianareo no mi-provoké an'i Bozicaline????? iNONA no olana raha mandefa sary marobe izy kanefa tsy miss monde? Amiko izy dia olon-dehibe mety ho ray aman-drenintsika ka azafady aminareo... tohiny
novalian'i xxx ny 12/06/2008 19:06
kelly13 ( 10/06/2008 19:33)
oay
...kay anniversaire an'i iverrou androany d joyeux anniversaire zany e! ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 15/06/2008 15:04
manakana101 ( 10/06/2008 19:09)
Tsy digniko
Mba mangataka ny tononkiran'i North & Center, tsy digniko e!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/06/2008 20:49
Belami ( 10/06/2008 17:44)
Bozy mikopaka lamba
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: ... tohiny
novalian'i Belami ny 12/06/2008 22:20
arkyna ( 10/06/2008 13:27)
fety be
Tongava ety a 67ha sud eo @parking @zoma fa misy fety m'lay be!!invite daholo nareo zay mahita an'ity msg ty!!zoma magnifique io an!!!on va s'eclater d mi tubes ref evojavascript:emoticon(':-P') java... tohiny
Falyfona ( 10/06/2008 13:22)
ataoko AHOANA moa?
:?: ... tohiny
arkyna ( 10/06/2008 13:11)
artiste
Iza lay artiste sady vavy no lahy?... tohiny
novalian'i SHOAN ny 04/08/2008 21:31
karinah ( 10/06/2008 12:36)
Différence d'âge!!!!!!
Bonjour dol, hono oà mba saika te hafantatra za oe awona ny fihevitry ny tsi11 momba ny resaka elanelan-toana amin'ny lhl sy vhv! Ohatra vhv 23 ans miaraka amin'ny lhl 45ans, ohatra i Lorie sy Garou... tohiny
novalian'i karinah ny 30/06/2008 07:52
arkyna ( 10/06/2008 12:30)
ict event
Misy evenement momba ny TIC atao any Fi/soa organisen'ny mpianatra ENI(Ecole Nationale d'Informatique)de ils vou invitent tous a suivre cet evenement de mba ilazalazao hono ny havana @sakaizajavascrip... tohiny
diamondra27 ( 10/06/2008 10:34)
PICNIC Serasera en france
hono wa ry zareo otrany nahafinaritra be le fitsangatsangananareo tam herintaona tany am base de loisir creteil we picnic serasera 30juin ra tsy diso za fa ahoana raha mba asiana revanche e! asio ... tohiny
novalian'i tess ny 13/07/2008 10:33
diamondra27 ( 10/06/2008 10:25)
macaron
efa nandalo teto ve ty dinika ty ka tsy hitako fa mba mangataka fanaovana re7 macaron ze mahalala fa tena tian'i papoozy ko le izy ... tohiny
stephstell ( 10/06/2008 10:04)
mitady tononkira tompoko
Sao mba mety mahita ny tonon i hira : Ho tahiana anie i neny, sa vavaka hoan i neny (tsy fantatro tsara ny lohateny marina) dia : Fahiny indray andro izay... Toa iray no mihira ireo, fa tsy fantatr... tohiny
novalian'i ni81 ny 10/06/2008 11:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8055