Corps des Diplômés de l'IST, aza matory ô

1. tokiniaina ( 11/06/2008 07:59)
Tsapa tato ho ato fa tena matory miints ny aniens élèves ny Institut Supérieur de Technologie d'Antananarivo, Fa maninona?
Maro aza ireo sortant izay tsy mahalala akory ny fisian'io association io, inona no hetsika azo atao hanentanana azy ireo mba hiditra membre?
Ary mba firy isanjaton'ireo anciens an'i Ist marina moa izao no membre ao @ CDIST?
2. HESHA ( 11/06/2008 10:27)
za zao "ancienne" fa tena tsy haiko io CDIST io. Mba lazao anay eto oe iza no afaka antsoina d efa mis hetsika karakarainareo ve ary e.
Misaotra mialoha.
3. tokiniaina ( 12/06/2008 07:04)
enao kosa e! any @ sekoly hafa dia association des anciens no fiantsoana azy, fa ho an'ny Ist dia corps des diplômés de l'Ist no iantsoana azy, efa nisy foana izy io hatramin'izay saingy mitsipozipozy.
4. volamena1 ( 12/06/2008 08:41)
Bonjour daholo!

efa hitako tary à MOOV tary ko ty forum ty. Marina zany, tokony hisy fanetsiketsehana indray izy ty fa mangigina. Fa iza marina moa ny mitantana an'azy io ? De inona no tena ataony ?
:D :D :!:
5. tokiniaina ( 27/06/2008 08:30)
Efa misokatra izao ny blog natao ifaneraseran'ny mpianatra eto @ ist ka intsy ny adiresy:
www.cdist.moonfruit.fr
miandry ny fandalovanao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3411