oay

1. kelly13 ( 10/06/2008 19:33)
...kay anniversaire an'i iverrou androany d joyeux anniversaire zany e!
novalian'i endrika01 ny 15/06/2008 15:04
2. tess ( 10/06/2008 20:00)
izanyyyyy??????
verrou! bonaniffffff izany..... :-P :-*
3. vale ( 10/06/2008 20:00)
bon'anniv Ika! mirary soa be de beeeeee, ary aza mandefa fisainana eny an-tendrombohitra intsony aloha fa fetinao anio! ary aza adino ny anjara-mofomamiko!! lollll
happy birthday to u, all ze best!
(l) (l) (l) :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
4. kiadi ( 10/06/2008 20:34)
happy birthday my friend
5. booboo ( 10/06/2008 21:40)
Joyeux anniversaire ny Verrou eeeeeeeeeeeee ! mirary soa booobaka beeeee mihitsy dia hombam-pahasalamana hatrany kounkou

:-*
6. ikaretsaka ( 11/06/2008 01:51)
misaotra anareo rehetra tompoko o.. dia misaotra koa amin'ny firariam-pahasalamana fa izany no tena ilaina izao.. misaotra e
7. ari.malala ( 11/06/2008 06:09)
mino ah fa ts mbola tara an, bonaversera de mirary soa sy fahasalamana zany e! d hahatratra ny maraka hifandimmby oo
8. ratonga ( 11/06/2008 09:15)
bônaniverséra létsy ry ika! mono ko ah fa dé tsy mbôla tara ô! :wink:
mirary kil vraky b sy fahasalamana mlay :-*
konfraternelman 8)
9. mbaliana ( 11/06/2008 12:36)
ika> arabaina fa tratry ny fitsingerenan'ny taonanao ianao tamn'iny :-D :-D :-D :-D .. tsy mety kay le mihira eto.. eritrereto hoe mihira za amin'io e ... dia mahazoa zay mahasoa ehetra e :-*
10. fahamarinana ( 12/06/2008 10:22)
:arrow: misaotra any keliterezy nampahatsiahy dia mirary ny soa sy ny tsara ho an'i ika dia ho tahian'ny Tompo hatrany e... (l)
11. ikaretsaka ( 12/06/2008 15:08)
misaotra aby e
12. endrika01 ( 15/06/2008 15:04)
zah aloha dia tara lava foana e,manarakefa ny be sy ny bobaka ,hi hi hi,
she akoryyyyy,hay moa tsa dia mahita lazana fa dia ,mamerina ny voalazan'ny namana e!ankasitrao na tara azany e!"Bon Anniversaire" :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2093