prophylaxie palu

1. xxx ( 11/06/2008 11:58)
Misy riska ve ra tsy minana fanafody na palu (prophylaxie) mankany dago. :(
novalian'i xxx ny 20/06/2008 21:07
2. xxx ( 11/06/2008 12:16)
Arakaraky ny toerana haleha sy ny fotoana handehanana any
raha ao Tana fotsiny toa tsy dia maninona , fa raha mankany @ côtes dia be koka ny risques
3. booboo ( 11/06/2008 12:34)
Ny tsara raha tena tsy mandry ny saina na misalasala dia aleo manao izay raha aby azo atao hitandrovana ny fahasalamana dieny izao....Tsara foana ny malina ...dia bôny voyazy ê
4. xxx ( 11/06/2008 14:50)
efa nisy nihinana le doxycycline ve nareo? de misy effets secondaires ve?

merci boobo an! merci xxx

5. fahamarinana ( 11/06/2008 14:58)
:arrow: aleo mihinana ihany fa tsy hay zay mety hitranga,na mihinana anie mety voa fa mba tsy be mangovitra be angambany.Fanafody vaovao ndray ve lay doxycycline lazainao io,paludrina dia lariam no efa nohaniko fa tsy haiko ndray io.Dia bon voyage marina e (l)
6. xxx ( 11/06/2008 15:17)
arakaraka ilay olona io ! raha sensible dia aleo manao izay azo atao mba hisorohana, izaho isaky izay mande tsy manao ninon'inona mihitsy fa tsy tratran'ny palu.....
7. ari.malala ( 12/06/2008 12:05)
:-D :-D :-D :-D :-D toa resaka palu marina dia lasa resaka bio sy trop fraiche :-D :-D :-D :-D

Hoan'i xxx, tena tsara raha miaro tena ianao raha hoaty amin'izao fa tena henjana be ny gripa sy ny tazo ary ny aretin-tenda aty amin'izao fotoana izao!! dia bon voyage e!
8. diamondra27 ( 12/06/2008 12:23)
inon ary tony ry tony aoka isika samy ho tony :-D :-D :-D

le resaka palu aloha raha efa nanana crise de palu enao dans ta vie de aleo mitandrina e, araho tsara ze lazain ny dr

9. xxx ( 12/06/2008 12:59)
ari.malala, diamondra27>merci bcp! (l) (l)
10. ari.malala ( 12/06/2008 13:46)
xxx, momba ilay doxycicline, za efa ninana fa ts haikona za no ts mahazaka fa tena mankandoa b le izy ko! antibiotik izy io d tamin'nya ndron'ny kolera reny no tena nampalaza azy fa nenà ndray zavatra hafa no nasaina ninanako azy fa ts zakako e! mila hioka isak'izay avy minana sady le fofony e, dain beurkk tavela ela be ao anaty orona ao fona tena mh raha azoko atao no tsy minana an'io fa tonga d nitsindrona d tena naleoko nitsindrona tamizay!!!
11. xxx ( 12/06/2008 14:09)
ari.malala:

misaotra anky ari.malala an, le doxy anky prophylaxie na palu koa, ka zany no antony nanontaniako sao de efa nisy nihinana an'io. Fa misaotra betsaka t@ valiteny sy ny fanazavana(l)
12. xxx ( 12/06/2008 14:51)
fa oviana no mande? raha fiarovana mantsy no ilaina dia tsara ny mhihinana azy mialoha.....
13. ikaretsaka ( 12/06/2008 15:13)
inona tokao no idiran'ny sira sy ny tazomoka kay ?
moramora ihany fa io mi rush io anie maha HS e :wink:
14. Gie ( 12/06/2008 15:15)
xxx:

fa oviana no mande? raha fiarovana mantsy no ilaina dia tsara ny mhihinana azy mialoha.....
tena marina io !
http://www.impact-malaria.com/FR/GP/Pour%5Ftout%5Fconnaitre%5Fsur%5Fle%5Fpaludisme/Traitements%5Fet%5Fprevention/Prophylaxie/

15. Gie ( 12/06/2008 15:18)
http://www.caducee.net/dossierspecialises/infection/paludisme/dossier-paludisme.asp#traitement
16. diamondra27 ( 12/06/2008 15:42)
avant voyage de tsy maintsy atao a jour ny resaka sante e
17. diamondra27 ( 13/06/2008 07:09)
efa tony ve nareo ry tony e sa mbola mitadi an'i TONY (BANDY)

tony aiza lesy elah fa misy mitady ato a :-D :-D :-D :-D
18. xxx ( 13/06/2008 10:59)
diamondra27:

efa tony ve nareo ry tony e sa mbola mitadi an'i TONY (BANDY)

tony aiza lesy elah fa misy mitady ato a :-D :-D :-D :-D

njy ko! mbola lasa nanasa lamba eny andavamamba anky TONY an:-D :-D :-D
19. rush ( 13/06/2008 12:16)
mahavariana ny mpamaly eto, ho tadidinao ry XXX zay nolazaiko fa fanampiana anao ela tsy nadalo tany mada no nilazako ireo,anisan'ny fitandremana tokony atao ireo ka refa tsy azoazonao avereno aty amiko, ikaretsaka moa tsy magaga ra milaza ahy ho mpanao HS, izy no tena tandremana fa mpanao angaredona eto @ serasera,tohizo fa sahaza anao io,ny palu tsy dia misy intsony any mada,indrindra zao ririnina zao,nefa manatona ny dokoteranao alohany andehananao, na vao tonga ianao dia manatona mpitsabo oe matahotra sao voa, kofona b koa XXX fa ianao no mahatsiaro ambany saina ngamba, toro-hevitra no nomena ka ny saina no naninona?
20. vahiny2004 ( 13/06/2008 12:22)
rush:

ka itony kosa anie milaza fa tsy tia mamay n'itony xxx itony nefa mamaly ihany dia gaga ry itony sasany hoe ahoana ary izany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2545