prophylaxie palu

61. xxx ( 14/06/2008 11:47)
rush:

tsy mamaly tony XXX tony mihitsy aho fa tsy dia tiako loatra ny olona miafina tony!fa ny tiako ambara aminao ry XXX dia tsotra....................

Zao ve no mpamelona !!!!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
62. xxx ( 14/06/2008 11:59)
:-D :-D :-D :-D mampmiomé be!
63. xxx ( 14/06/2008 12:15)
izaho mba nitetateta nihinana larium, fanafody fiarovana ny palu, hanina herinandro vitsivitsy alohan'ny handehanana any madà hono ouz ny doc....
fa nohaniko isan'andro ilay izy au lieu dia une fois par semaine fa saika maty aho, tena otran'ireny tratran'ny palu ireny mintsy....tonga saina aho hoe! ary tena tratran'ny palu alohan'ny handehanana aza aho izany....novakiko lay
effets non désirés tao anatin'ilay notice fa izay nahazo ahy rehetra no voasoratra tao...najanoko tery ilay fanafody fa kosa tena very 5 kgs be zao aho tanaty ny 5 jours......satria malaikomana be, tsy mahatelikanina fa te handoha foana.....na rano aza.....
fa tsy naninona akory tonga tany dago aloha.....dia isaky ny mande any aho tsy mihinana fanafody na dia matahotra palu otran'ny inona aza....
fa zà kosa mampiasa ireny anti-moustik be ireny refa any an! na ny fandrina aza asiana anlay moustikera be ireny tsy misy avela miditra na ny pitiny aza.....fa possible hoe tratran'ny palu raha voakakitry ny moka be anôfèly :-P
64. ni81 ( 14/06/2008 13:34)
A@ zay izy de manaja olona @ manaraka sady hoan'irush io fa tsy hoanao ny famakiko azy!
Eny tsy ho ahy, fa misy olona hafa manao ILAY ASA ETO (mamaly izany izy ireo eo AMBONY eo) ka tsy I RUSH ihany no ambanianareo fa ireo olona ireo koa./.
65. xxx ( 14/06/2008 13:54)
ni81:

A@ zay izy de manaja olona @ manaraka sady hoan'irush io fa tsy hoanao ny famakiko azy!
Eny tsy ho ahy, fa misy olona hafa manao ILAY ASA ETO (mamaly izany izy ireo eo AMBONY eo) ka tsy I RUSH ihany no ambanianareo fa ireo olona ireo koa./.

Hoan'i rush io izany e, fa ny olona hafa ze manao io asa io dia tsy ambany akory fa ambony de ambony. :D :* :* :* :* :*
66. xxx ( 14/06/2008 14:30)
rush:

......... mpamelona ny asan'ny tena,izay tsy mandray ny toro-hevitra dia mamerina any @ nanome, niaraka niady t@ io palu io ny tenany taloha tany mada,misy ny mahavoa io raha vizana ny ....................

De masahy milaza enao etsy ambony fa tsy misy intsony ny palu any dago! sao mba niady t@ zavatra hafa ary ianao? mpamelona vorotsiloza
67. xxx ( 14/06/2008 15:04)
ary tena tsy nianatra ny xxx eto fa ny" réanimateur" lazaina fa asan'ny" infirmiere "an!tsy maninona fa ao @ corps de la medecine daolo reo ka!sady tena manambany tena milaza zavatra tsy azo an-tsanaina!refa tsy mazaka ny misera dia aodino ny fanondro,ny tokatrano karakaraina tsara.Mahamenatra rey ol a!
68. xxx ( 14/06/2008 15:10)
xxx:

réanimateur-na tarondro sy angidina zany. Palu marina aza tsy hay :-D :-D :-D :-D
69. xxx ( 14/06/2008 15:19)
xxx:

rush:

......... mpamelona ny asan'ny tena,izay tsy mandray ny toro-hevitra dia mamerina any @ nanome, niaraka niady t@ io palu io ny tenany taloha tany mada,misy ny mahavoa io raha vizana ny ....................

De masahy milaza enao etsy ambony fa tsy misy intsony ny palu any dago! sao mba niady t@ zavatra hafa ary ianao? mpamelona vorotsiloza

:-D :-D :-D :-D :-D
70. xxx ( 14/06/2008 15:21)
xxx:

ary tena tsy nianatra ny xxx eto fa ny" réanimateur" lazaina fa asan'ny" infirmiere "an!tsy maninona fa ao @ corps de la medecine daolo reo ka!sady tena manambany tena milaza zavatra tsy azo an-tsanaina!refa tsy mazaka ny misera dia aodino ny fanondro,ny tokatrano karakaraina tsara.Mahamenatra rey ol a!

niova xxx angaha ny mpamelona....????ka hamarino tsara kosa ilay asa hoe mpamelona inona?????

:-D :-D :-D :-D :-D :-D
71. xxx ( 14/06/2008 15:22)

Aza afangaro koa ny "infirmiere" sy ny "aide soignante", tsy nisy niresaka infirmiere teto fa "aide soignante"

mandana manita-tsaina aloha fa mahamenatra. Raha olona milaza azy ho mpamelona no miteny fa tsy misy intsony ny palu any dago de mandana miverina maka cepe, fa na ny ankizy any dago niveau-na cp1 aza mahalala fa mbola misy palu any dago. Mba te hiseho hoe nianatra be sy milay fa vendrana tsy misaina.

:-D
72. xxx ( 14/06/2008 15:24)
xxx:

xxx:

ary tena tsy nianatra ny xxx eto fa ny" réanimateur" lazaina fa asan'ny" infirmiere "an!tsy maninona fa ao @ corps de la medecine daolo reo ka!sady tena manambany tena milaza zavatra tsy azo an-tsanaina!refa tsy mazaka ny misera dia aodino ny fanondro,ny tokatrano karakaraina tsara.Mahamenatra rey ol a!

réanimateur-na tarondro sy angidina zany. Palu marina aza tsy hay :-D :-D :-D :-D

fa hita ko!

:-D :-D :-D

sady angaha tsy police avy any bira indray :-D :-D :-D :-D polyvalanty be kay ny hafana an! :-D :-D :-D
kobo iany na niova xxx njay aza Mme TONY :-D
73. xxx ( 14/06/2008 15:31)
xxx:

xxx:

ary tena tsy nianatra ny xxx eto fa ny" réanimateur" lazaina fa asan'ny" infirmiere "an!tsy maninona fa ao @ corps de la medecine daolo reo ka!sady tena manambany tena milaza zavatra tsy azo an-tsanaina!refa tsy mazaka ny misera dia aodino ny fanondro,ny tokatrano karakaraina tsara.Mahamenatra rey ol a!

niova xxx angaha ny mpamelona....????ka hamarino tsara kosa ilay asa hoe mpamelona inona?????

:-D :-D :-D :-D :-D :-D

Mpamelona tarondro io rise an, na mpamelona fikabe

74. xxx ( 14/06/2008 15:42)
ny fantako hoe mpamelona koa izao dia irony mpanao boushsbosha irony, ohatra hoe ny pompiers :-P ankoatra ny infirmire sy ny aide soignante, :-D
75. xxx ( 15/06/2008 08:21)
xxx:

ary tena tsy nianatra ny xxx eto fa ny" réanimateur" lazaina fa asan'ny" infirmiere "an!tsy maninona fa ao @ corps de la medecine daolo reo ka!sady tena manambany tena milaza zavatra tsy azo an-tsanaina!refa tsy mazaka ny misera dia aodino ny fanondro,ny tokatrano karakaraina tsara.Mahamenatra rey ol a!

lany andro tony nanovo fenarana ho mpamelona "réanimateur". Jereo ny toetsainy tsy mamely!! :-D .
sady to oe polisy vavy no sady mpamelona.Sady mandamina cirkilation zany no manao bousabousa :lol:
76. diamondra27 ( 15/06/2008 18:50)
fanontanianakely ho an'i Gie: namonjy sy nanentana tamin 'itony ady amin'ny tazomoka tony zany ianao ve?

[URL=http://img77.imageshack.us/my.php?image=tshirttazomoka003zk2.jpg][IMG]http://img77.imageshack.us/img77/2996/tshirttazomoka003zk2.th.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://img379.imageshack.us/my.php?image=tshirttazomoka007ik6.jpg][IMG]http://img379.imageshack.us/img379/3044/tshirttazomoka007ik6.th.jpg[/IMG][/URL]

77. xxx ( 15/06/2008 19:14)
=)) =)) =)) =)) itony ady amin'ny tazomoka itony
Aiza i madame TONY hamaly raha tany izy
=))
78. xxx ( 16/06/2008 06:42)
Mme TONY mbola lasa nandamina circulation eny isotsy sy nitsimpona legima bio eny besarety hono e :(

Avoahy eto le CV ry Mme TONY mba ho jerena marina ze mba fianarana vitanao sy ny diploma azonao :x to miseho manambaninmbany olona eto.
79. sipagasy ( 16/06/2008 08:01)
tara train ve aho fa iza kay i MME TONY izany??
80. ari.malala ( 16/06/2008 11:44)
sipagasy, :-D :-D :-D :-D :-Dandefasana TGV v njiko e :-D :-D :-D

fahamarinana sy diamondra, efa tsara aky zao fa misaotra a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3569