prophylaxie palu

21. xxx ( 13/06/2008 13:06)
rush:

mahavariana ny mpamaly eto, ho tadidinao ry XXX zay nolazaiko fa fanampiana anao ela tsy nadalo tany mada no nilazako ireo,anisan'ny fitandremana tokony atao ireo ka refa tsy azoazonao avereno aty amiko, ikaretsaka moa tsy magaga ra milaza ahy ho mpanao HS, izy no tena tandremana fa mpanao angaredona eto @ serasera,tohizo fa sahaza anao io,ny palu tsy dia misy intsony any mada,indrindra zao ririnina zao,nefa manatona ny dokoteranao alohany andehananao, na vao tonga ianao dia manatona mpitsabo oe matahotra sao voa, kofona b koa XXX fa ianao no mahatsiaro ambany saina ngamba, toro-hevitra no nomena ka ny saina no naninona?




tsy mila ny torohevitr'itony olona itony intsony e! mandana misavir vol eny isotry eny mitady legima bio sy viande fraiche . Aza mamingavinga olona kalatonaka ity.
Manokafa lohahevitra iray de ao ikalatonka mamingavinga olona sy miresaka legima bio. Ary aza miseho milay. Matoa ikalatonaka manao TONY TONY olona de tsy misy saina avereno vakiana ny zavatra nosoratan'ikalatonaka. Tsy votery mamaly akory ikalatonaka, mirush rush amintsy antony, mandana mikisaka any fa manirikiry efa oe tsy mila mamaly ka mbola miraikitra tahakin'ny dita tony. Tsy mahalala tsy tina izany


:{ :{ :-P
22. xxx ( 13/06/2008 13:20)
rush:

ny palu tsy dia misy intsony any mada,



oudryyyy fa olona tsy mba nianatra angaha tony!


:oops: :oops: :oops:
23. fahamarinana ( 13/06/2008 13:46)
rush:
ny palu tsy dia misy intsony any mada,indrindra zao ririnina zao

:arrow: inona koa ary ity manao affirmation gratuite be ity,tena mampihorohoro be maka hevitra avy aminao.Mbola misy ary tokony hiaro tena tokoa na ririnina io na mafana indrindra moa raha olona efa voa no ho any.Mba manontania DR koa aloha ianao fa aza manome hevi-diso e....
Tsara ny manome hevitra olona ry rush fa tsara kokoa raha en rapport amin'ilay zavatra anontanian'ilay olona.Ny tiako lazaina sy ny antony nahazoanao tsiny dia satria resaka palu no anontaniana nefa resaka hafa no ataonao.Tsy ny toro-hevitra nomenao momba ny bio sns...sns.... no ratsy akory satria ilaina fantatra daholo zany fa isan'ny fiarovana .Rariny raha ataon'olona HS ianao satria izay no zava-mitranga.(l)
24. xxx ( 13/06/2008 14:30)
sady ny palu any am tany mafàna otran'ny madà tsy ho faty na hoviana fa misy foana io.....kou raha tsy hoe inona izy ity kou tsy dia misy intsony hono :-D :-D :-D :-D :-D
25. foudre ( 13/06/2008 14:33)
i gie ihany no rush e! :lol: dia ilay be fitiavana taloha , tsy miova mihintsy....
isy manao tsinontsinona indray no avo vava , itony ah itony :lol:
26. diamondra27 ( 13/06/2008 14:40)
ny palu tompoko de avy amin ny moka raha tsy diso aho


ny moka dia hita amin ny toerana miangon drano surtout any dago

na de ao tana aza de misy moka fa tsy misy an zany we any am cote ihany

de le ramatoa atao we anophele iny no tena matonga io palu io fa misuce le sang be le sipakely
:-D :-D
27. foudre ( 13/06/2008 14:42)
[quote=rush]
tsy mamaly tony XXX tony mihitsy aho fa tsy dia tiako loatra
:lol:


11. Mpandefa : Gie [ Valio ] 12-06-2008 22:04:33
Lohateny : Re : ny vehivavy --- kely loha

itony xxx itony ve mba mahay midinika sa maninona eh ?



milaza tsy tia xxx anefa io indrindra no mpanao azy, koa raha tsy misy paiso eo koa tsy hahalala ny fomba fomba n'itony rehetra.....
:-D :-D

tsy ireo ihany no hamantarana anao fa be dia be! mba ovao ny fomba fomba ny firesaka sy ny fiteny ampiasaina, raha tia hi jouer rôle james band girl fa kobo be mihintsy.....:-D tsy mifidy fomba fiteny amin'ny namana mandratra ny hafa...any rehetra any ka hatraty....ianao masika fiteny sy misendoatra amin'ny tsy antony indray no milaza fa tsy mahay mi forum ny hafa....:-D
28. ari.malala ( 13/06/2008 14:45)
misy wa ny oul d mirediredy am ts antony mitns!!! ita fa palu dool zao no mahazo ny oul aty amzao fotoana izao ary za zao no vao avy voa tam herinandro teo!! tsisy tsony ah tsisy tsony! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D fa ririnina oviana hono ritony ry rush no taty e! mahalala fa tsisy palu aty refa ririnina? fa nga ny aretina mifidy saisin hoe refa saison izao iany no hipongatra? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D aza miteniteny fona refa ts mahalala fa mamenatra!!! manjary ataon'ny oul fimehezana k mampalaelo :-D :-D :-D :-D

foudre, hihihihihi, zany an ;) oz Karinah zay hoe tady ho koboko enao zany Madame ;) :-D :-D :-D
29. foudre ( 13/06/2008 14:51)
ka efa ela no kobo e! mahay mi jouer film be anefa kobo foana :wink:
30. diamondra27 ( 13/06/2008 15:19)
arimalala de nanao aona toko aloha le fasalamandry e

de lazao anay le karazana palu nahazo andry

za nge gaga we refa ririnina de tsisy palu tsony , hanky va re
31. foudre ( 13/06/2008 15:34)
aza mba voafitaka ihany ho aho .....MISY DIA MITENINTENY FOANA mihintsy :-D :-D :-D :-D izaho izao aza no efa saika matin'i palu, tanà izaho no mipetraka, fa tsy any amin'ny la cote.
32. fahamarinana ( 13/06/2008 16:26)
:arrow: ari. :mirary soa aky a dia ho salama tsara..sao dia tsy palu aza ny andry fa tsy misy anie hono any dago :wink: :-* (l)
33. xxx ( 13/06/2008 17:34)
xxx:

rush:

mahavariana ny mpamaly eto, ho tadidinao ry XXX zay nolazaiko fa fanampiana anao ela tsy nadalo tany mada no nilazako ireo,anisan'ny fitandremana tokony atao ireo ka refa tsy azoazonao avereno aty amiko, ikaretsaka moa tsy magaga ra milaza ahy ho mpanao HS, izy no tena tandremana fa mpanao angaredona eto @ serasera,tohizo fa sahaza anao io,ny palu tsy dia misy intsony any mada,indrindra zao ririnina zao,nefa manatona ny dokoteranao alohany andehananao, na vao tonga ianao dia manatona mpitsabo oe matahotra sao voa, kofona b koa XXX fa ianao no mahatsiaro ambany saina ngamba, toro-hevitra no nomena ka ny saina no naninona?




tsy mila ny torohevitr'itony olona itony intsony e! mandana misavir vol eny isotry eny mitady legima bio sy viande fraiche . Aza mamingavinga olona kalatonaka ity.
Manokafa lohahevitra iray de ao ikalatonka mamingavinga olona sy miresaka legima bio. Ary aza miseho milay. Matoa ikalatonaka manao TONY TONY olona de tsy misy saina avereno vakiana ny zavatra nosoratan'ikalatonaka. Tsy votery mamaly akory ikalatonaka, mirush rush amintsy antony, mandana mikisaka any fa manirikiry efa oe tsy mila mamaly ka mbola miraikitra tahakin'ny dita tony. Tsy mahalala tsy tina izany


:{ :{ :-P







:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D fitenin'andrina ve zany sa fitenin'i bômaka
ilay hoe itony itony
mampiomé mitsy ity xxx ity :-D
34. xxx ( 13/06/2008 17:39)
rush:

ikaretsaka moa tsy magaga ra milaza ahy ho mpanao HS, izy no tena tandremana fa mpanao angaredona eto @ serasera,



izao angaredona sy tambabe izao foana no tsy afaka ambavan'i rush sy xxx refhefa miafina ary i gie io , anefa rehefa tsy mahay mihaina otran'ny orona dia lasa ho azy ny tambabe iray trano

:-D :-D :-D :-D
tambabe ny filazan'ny club nareo na clan nareo azy fa ta hanao aminy eo!
aiza lay club sy clan????? :-D :-D :-D
35. diamondra27 ( 13/06/2008 17:47)
nga koa misy club de rencontre zany ato e sa club inon ndray zao :lol:
36. xxx ( 13/06/2008 18:04)
ka moa tsy ireo ihany no mivaky barara isaky ny mihetsika hoe ny club nareo sy ny clan nareo! nampatsiaro ahy tapoka amlay hoe club M mpanao bolina taloha :-D :-D
isaky ny mihetsika dia hoe raikitra indray ny tambabe! anefa raha izay tokoa ny fandraisany azy izy koa mba anisan'ny satria jereo fotsiny ilay dinika orona momba ny vehivavy kely saina atsy :-D mba manao tambabe ao koa anie e! :-D
izay ilay ataoko hoe fataro aloha ny ataonao alohan'ny hanoitra bontolo ny namana iray manimpy hevitra...
fa hay ny zvtr hataonao tsy hainao akory hoe ahoana.....
37. xxx ( 13/06/2008 18:18)
mivoaha tao elah ry karetsaka an misy sipa te hisavilivily amin'elah io avy eo nareo miaraka manasa lamba eny andavamamba sady mihinana gacholet sy pioré de lagima bio misy totomboandro nasina sira sans iode mba tsy ha napaka lalanja :-D :-D :-D :-D
38. diamondra27 ( 13/06/2008 18:18)
xxx tsy aleo ve akia FB cosfap a ttoy zay i club M

fb COSFAP= FE BEN NY COSFAPY

FA CLUB m = CLUB NI Madame :lol:

de mahay mampiditra bol tsara ve akia sa tsy mahita but ny joueur e
39. xxx ( 13/06/2008 18:23)
joueur mora kobo daholo ko! asa izany na mandàka vilana de ivlean'ny filet foana ny baolina :-D
40. rush ( 13/06/2008 18:58)
tsisy ny maha-diso raha manoro ny sasany satria mpamelona ny asan'ny tena,izay tsy mandray ny toro-hevitra dia mamerina any @ nanome, niaraka niady t@ io palu io ny tenany taloha tany mada,misy ny mahavoa io raha vizana ny olona ary rehefa kely ny fiarovana @ tenan'ny olombelona ka soava dia e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5062