prophylaxie palu

81. xxx ( 16/06/2008 13:26)
sipagasy> Mme TONY anky le mpamelona androngo eny @ arabe an. Ze androngo safotra hitany eny de novelombelominy daolo. Mpanao asa soa tany antanindrazana fahiny izy. Anisany niady nandringana ny Anophèle tany izy io fahiny raha tsy diso aho . Madama tampom-pahaizana be izay. Vao nanomboka CP1 tonga de nisauty kilasy avy de terminale de nanao ny these de doctorat en medecine avy hatrany. Famonona moka "abatazy des Anophèles" no spesializatioany nataony taoran'ny thesiny. Tsy mikarakara tokatrano mintsy izy fa mamaky bokina medecine foana de manodikondina ankibetongotra

:-D :-D :-D
82. xxx ( 16/06/2008 14:18)
hihihihi! fa iza ary ity xxx ity mba tiko ho vantatra mitsiny....
mbola manao etude na tazomoka izany I TONY :-D
83. ikaretsaka ( 17/06/2008 13:45)
rush, gIe , mme Tony> tsy hitako mihitsy no ilazany hoe HS eto ..f'hita fa palu sy moka no resaka ko resaka sakafo no taterina

ary vonoy @ izay ny voalavo ao anaty kibo fa aza "reanimer-na" intsony! :-D
84. tess ( 17/06/2008 15:34)
:-D :-D :-D :-D
85. xxx ( 17/06/2008 16:40)
Mpamelona tarondro, androngo, volavo.......
Maty aho marina, mbola eo ampamakina bouquin de medecine izao ITONY, zay vo hiditra eto fa efa namaky sy nitazana teto foana.

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
86. ikaretsaka ( 17/06/2008 20:29)
hifangaro ato aby ity raha ity raha izao :-D

velomina aby ka de :D
87. sipagasy ( 18/06/2008 18:41)
hhmmm, mbola fanina ihany aho fa aleoko miandry somama rehefa tsy hisy hanome sopapa kannn
88. diamondra27 ( 18/06/2008 18:58)
sipagasy: fnin we ndry ? c tombe bien fa rikitra zany ny bosa bosa nareo de haindry we iza le somama f ef we izy le mpamelona hono akia a
89. xxx ( 18/06/2008 19:07)
xxx:

sipagasy> Mme TONY anky le mpamelona androngo eny @ arabe an. Ze androngo safotra hitany eny de novelombelominy daolo. Mpanao asa soa tany antanindrazana fahiny izy. Anisany niady nandringana ny Anophèle tany izy io fahiny raha tsy diso aho . Madama tampom-pahaizana be izay. Vao nanomboka CP1 tonga de nisauty kilasy avy de terminale de nanao ny these de doctorat en medecine avy hatrany. Famonona moka "abatazy des Anophèles" no spesializatioany nataony taoran'ny thesiny. Tsy mikarakara tokatrano mintsy izy fa mamaky bokina medecine foana de manodikondina ankibetongotra

:-D :-D :-D




Io anky ny mombamomban'i Mme TONY an
^^ ^^ ^^ :-D :-D :-D
90. xxx ( 18/06/2008 19:19)
velon-taraina atsy amin'ny momba ny serasera i Mme TONY fa nanao xxx....
te hi TONY TONY eo ko!
izao raha mba nanisy fanajàna kely fotsiny dia mba najain'i olona.....
samy sensible amin'ny maha sensible azy ny tsirairay ka dia mba ovao amin'izay ilay firesaka....
tsy manaraka fitsipika angaha.....?????
91. xxx ( 18/06/2008 19:19)
rush:

tsy mamaly tony XXX tony mihitsy aho fa tsy dia tiako loatra ny olona miafina tony!fa ny tiako ambara aminao ry XXX dia tsotra :ny tenatsika efa zatra ny sakafo aty andafy,niova ny toe-tena arak'izany,eo foana no mapisy ny olana,lazaina fa marary kibo noho ny loto, sakafo any dago, io toe-tena io anefa no tsy mifanentana @ intsony @ sakafo any, oh: ny legima rehetra, voankazo any dago dia BIO tanteraka,ny hena indray dia "trop fraiche", vao avy novonoina ny biiby dia eo no eo dia amidy ny henany,tsy ampy zany ny "traitements" otrany ny aty andafy vao hanina,io no mahatonga ny malagasy maro misy olana eo @ "reins", ny sira indray misy "iode" fa (miala tsiny) betement iodé",betsaka loatra ny iode misy anatiny sira ka izany no mahatonga olona tapaka lalandrà sy manana olana @ "circulation sanguine", mazotoa ianao ary soava dia e!



I rush le Mme TONY

kanefa izy no tena mpanao XXX mpampiady olona eto

:? :?
92. diamondra27 ( 18/06/2008 19:22)
fa iza ndray no be fitarainana zany e?



93. xxx ( 18/06/2008 19:28)
jereo ao fa nanao xxx anefa kobo foana i Mme tony e!
momba ny serasera ao

tsoriko anefa fa izy nanompa olona hatrizay ve mba nanaraka fitsipika????mba fanontaniana fotsiny ny ahy......
fantatra foana na miova ps na manao xxx ianao fa ianao dia ianao ihany! ary ny ompa nataonao hatry ny ela izay tsy hadino....
ianao aza mbola tavela ato foana, koa dinika tsy maninona nolazaina fa tsy manaraka fitsipika :-D :-D :-D
sady i madame TONY ihany no nivaralila teo anie e! matoa ataon'ny olona dia ao raha......
94. vahini ( 20/06/2008 08:23)
vahini amin'ny tànana aho kanefa mba manana teny kely fa ela nangina sy nitazana fotsiny ! vaky ny fery ! ela no niandrasana ny fahatongavan'i voaybe sy ny toropony ho tonga saina ka hanaja ny "namana" eto ! satria ny tanjon'i voaibe sy ny toropiny dia ny handrava ny site serasera.org ka ho afapo ianareo , ela nandeferana taminareo ka tairo ary ny fifamaliana , aza matahotra ianao ry webmaster fa halaza be ianao atsy ho atsy , rams karetsaka moa mahay mody manao malefadefaka refa avy mamely ny sasany , ny vehivavy sy ny tar iny mitantara ny fiainany sy ny fahantrany taty madà ....
95. vahini ( 20/06/2008 08:25)
mirehareha ny tafita raha manambady vazaha :-D ny sasany basin'arifito e :-o
96. ikaretsaka ( 20/06/2008 20:12)
gravy indray iznay vahini @ zany tanana nefa mahalala ny fandehany rehetra.... vahiny tokoa ve?
97. xxx ( 20/06/2008 21:06)
vahini:

vahini amin'ny tànana aho kanefa mba manana teny kely fa ela nangina sy nitazana fotsiny ! vaky ny fery ! ela no niandrasana ny fahatongavan'i voaybe sy ny toropony ho tonga saina ka hanaja ny "namana" eto ! satria ny tanjon'i voaibe sy ny toropiny dia ny handrava ny site serasera.org ka ho afapo ianareo , ela nandeferana taminareo ka tairo ary ny fifamaliana , aza matahotra ianao ry webmaster fa halaza be ianao atsy ho atsy , rams karetsaka moa mahay mody manao malefadefaka refa avy mamely ny sasany , ny vehivavy sy ny tar iny mitantara ny fiainany sy ny fahantrany taty madà ....



Itony zany le hoe aviavy otran'ny kapa enti-ndriaka. :-D :-D :-D :-D avy taiza ary hoaiza hono e? ny ondrakondrafana no betsaka
98. xxx ( 20/06/2008 21:07)
ikaretsaka:

gravy indray iznay vahini @ zany tanana nefa mahalala ny fandehany rehetra.... vahiny tokoa ve?





:-D :-D :-D :-D olona otran'ny mamondrongony io koa ve leitsy ry ikaretsaka dia asiana resaka, andao hifirana hiala eto leitsy ry cheri kiaretsaka ah :-D :^) :^) :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3202