prophylaxie palu

41. XxxX ( 13/06/2008 19:07)
misaotra @ torohevitra e!

palu ny resaka ato nefa nivadika zavatra hafa :lol: :oops: :twisted: :?: :idea: :!: :arrow: :} 8-) :-D :-D :-D :-D
42. xxx ( 13/06/2008 19:15)
rush:

tsisy ny maha-diso raha manoro ny sasany satria mpamelona ny asan'ny tena,izay tsy mandray ny toro-hevitra dia mamerina any @ nanome, niaraka niady t@ io palu io ny tenany taloha tany mada,misy ny mahavoa io raha vizana ny olona ary rehefa kely ny fiarovana @ tenan'ny olombelona ka soava dia e!


toa rehefa tratrany dia tratrany fa tsy misy izany fiarovana kely sy lehibe izany


:^) ka torohevitra mivoana amin'ny tokony izy ny anao sady ilay itony itony mampiverin-dalana be! :-D :-D :-D :-D lasa toro vohana =)) =)) =))
43. xxx ( 13/06/2008 19:20)
XxxX:

misaotra @ torohevitra e!

palu ny resaka ato nefa nivadika zavatra hafa :lol: :oops: :twisted: :?: :idea: :!: :arrow: :} 8-) :-D :-D :-D :-D


io koa efa joeur kobo efa elaba fa mba jouer hendry foana loha izy hatrizay


=)) =)) =))
44. rush ( 13/06/2008 19:25)
isan'ny resaka fahasalamana no nalefako fa lazaina fa HS,ary ny resaka club, baolina sy ny sisa manao inona?ny voan'ny palu ange ka ireo efa voa, tsy maty mantsy ny atody raha tsy ela, raha mipetraka miaraka@ olona efa voa koa ianao dia mety hifindrany @ alalan'ny moka manikitra io voa io, ka tsaboy izay voa ary tandremana ny gripa, sy ny havizanan'ny tena n ny fihinanana vitamina koa tena ilaina @ io havizanana io!raha hoy ianao oe torovohana dia aleo hiverina aty amiko ny hevitro fa tsy maninona akory ka!
45. xxx ( 13/06/2008 19:35)
ka ianao kosa no nivaralila voalohany teo koa! aiza no tsy ataon'ny olona fiomehezna sy fanalàna azy, mba amboary ny fomba fiteny sy fiseraseràna amin'ny namana amin'ny manaraka fa tsy ny fomba ratsy any atrano any no entina eto .....aiiza kosa no tsy ho sorena ilay tompon'ny dinika.....
itony ah itony....kou raha tsy boazaka aman'ahitra koa atao an'izany, tsy noterena hamaly anefa ianao....milaza ny tsy hamaly koa anefa namaly ihany dia vao maika HS tsy araka ny niandrasan'lilay nanontany ny vali-kevitrao ....
aza manody ny goavy manta :-D :-D :-D :-D :-D :-D
ataovy anatra ho an'ny sisa dia asio fanajàna ihany ny sasany fa tsy izay ao andoha na eo amin'ny molotrao dia apololoitra eto daholo.....

tamin'ny vao nanala cepe sa bepc dia efa nianatra momba ny palu fa tsy vao izao vao mahalala ireo lazainao ireo ny olona fa ny fanotaniany dia ilay resaka
prophylaxie), zavatra hafa no navalinao miaraka amin'ilay fomba fiteny tsy dia misy fanajàna sy hajany loatra, hany ka naveriny any aminao ny hevitra natolotrao, marina ny azy..... ;-)
46. rush ( 14/06/2008 08:59)
ny teny "tony" dia teny malagasy,ra nianatra ianao dia mahalala an'io teny io, entina manolotra izy io, ary ianao no tena ratsy toetra ao antranonao ao, tsy anjaranao ny mitsara ahy fa ny anao jerena tsara sy dinihina tsara aloha vao miteny ny hafa,matoa ianao mampiasa io teny io dia sahaza anao zany io, :lol: :lol: , fanaonao ao antranonao ao!ianao koa moa efa zatra manakiana ra vao rush no manoratra fa tsy misy tsininy akory, tsy tonga amiko akory fa vakiana eto fotsiny!
47. xxx ( 14/06/2008 09:12)
tsy olona no ampiasaina an'ilay itony fa zavatra angamba
fa eto ny hevitry fampiasanao azy dia fanaovana tsinontsinona ilay mpametraka dinika na ny fomba figadona ny fiteny fanoratrao aza dia hita taratra izany fa aza miolakolaka intsony. Mba franche..... :)
tsy fanaonay aloha ny miteny olona hoe itony e! tsy dia mihaja sy tsy manaja loatra ny fahitako azy......raha fomba mendrika ve io dia handeha hanome tsikera anao daholo ny olona eto......ataon'ny olona fiomehezana fotsiny sisa..... ny tena amin'io mba efa olon-dehibe ihany tsy hahay ve handanjalanja ny fomba firesaka :)
tsy misy idiran'ny haratsin-toetra izany fa fanakianana ny fomba tsy mety hatao. :)
tsy izaho ihany no manakiana ny zavatra voasoratrao etona fa ny ankamaroany angamba e! :) ilay fomba fiteninao mihitsy no manindrona ny olona dia kianina amin'izay ianao dia tsy mba miezaka ny hiova na ni s'excuse akory fa ny hanamari-tena foana otran'ny fanao hatramin'izay. :)
Mba mazava aminao amin'izay ve hoe nahoana no nanakiana ny olona?????
48. xxx ( 14/06/2008 09:38)
12. Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-06-2008 08:58:59
Lohateny : Re : prophylaxie palu


Aza mifaningavinga ry anona fa tsy misy ambany saina noho ianona akory eto.
Aza simbaina le sujet, fa ra te hiresaka sira sy iode itony de manokafa sujet manokana

b]Hajao ny olona hanajan'ny olona an'itony[/b]

Aza manao famalina bomaka , avy de mivatratrava @ zavatra tsy anontaniana, hita hoe kely saina be sy mpila ady aman'olona itony rush itony. so de le mpanasa lamba teny @ bassin'isotry ary enao ry rush.



:arrow: :arrow: :arrow: :arrow: Marina be ny azy ko! :P
49. xxx ( 14/06/2008 09:44)
rush:

tsisy ny maha-diso raha manoro ny sasany satria mpamelona ny asan'ny tena,izay tsy mandray ny toro-hevitra dia mamerina any @ nanome, niaraka niady t@ io palu io ny tenany taloha tany mada,misy ny mahavoa io raha vizana ny olona ary rehefa kely ny fiarovana @ tenan'ny olombelona ka soava dia e!





Mpamelona angidina sy volavo tony olona tony
apetaho eto koa ny CV n'itony e
50. xxx ( 14/06/2008 09:50)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
51. xxx ( 14/06/2008 09:52)
29. Mpandefa : rush [ Valio ] 13-06-2008 14:16:24
Lohateny : Re : prophylaxie palu
mahavariana ny mpamaly eto


tsy ny famalinao ve no nahavariana ny olona :?: :-D
52. xxx ( 14/06/2008 10:02)
Mme TONY rush zao le aide soignante kely mpamafa maloto ery @ hopitaly ery de be zesta eto :-D :* :*
53. xxx ( 14/06/2008 10:11)
rush>efa vita ve ny sasalamban'ise teny @ bassin'andavamamba :lol:
54. foudre ( 14/06/2008 10:33)
Efa mba mazava kosa angamba izay ry Mme fiffi...... 8O oupssssss!!!
hay moa efa Mme Gie.....mbola diso ihany , Mme rush kay moa izy ato. ^:^
55. xxx ( 14/06/2008 10:40)
xxx:

Mme TONY rush zao le aide soignante kely mpamafa maloto ery @ hopitaly ery de be zesta eto :-D :* :*



Tandremo fa tsy asa ratsy kosa ny aide soignante an! izaho miasa amin'ny maison de retraite mikarakara be antitra tsy misy maharatsy an'izany...asa fanasoavana en même temps et je gagne ma vie, fière de l'être

:wink:
56. xxx ( 14/06/2008 10:43)
rush:

satria mpamelona ny asan'ny tena,



Zah efa ela no nitady mpamelona, 1volana zao tsy nitira kotokely fa tsy ampy otra, asa na tsy ampy vitamine E na vitamine A, na notsetsafin'ny moka tao anaty pataloha tao hummm, mitady mpamelona ny aty. =)) =)) =)) =))
57. xxx ( 14/06/2008 11:16)
=)) =)) =)) =)) =)) xxx66: sao dia mila nivakin ary loha???? :-D
mino aho fa mitady ho tratran'ny palu enao :-D
58. ni81 ( 14/06/2008 11:16)
Mme TONY rush zao le aide soignante kely mpamafa maloto ery @ hopitaly ery de be zesta eto
Tsy misy asa ratsy kosa e! Toa mitatra lasa lavitra loatra kosa ity dinika ity izany raha ny fahitako azy. 8O
59. xxx ( 14/06/2008 11:42)
ka efa nihitatra hatreny amboalohany ihany ko!
fa ilay hoe asa mpamafa maloto , tsy misy maharatsy an'izany...na ny infirmière koa aza anie mamafa maloto e! ny resaka maloto eto dia hainareo fa (kk sy pp).....TSY asa ratsy izany fa nanao etudes farafaharatsiny 2 ans vao tonga amin'izany toerana izany :)
tsy misy mpikarakara ireny marary ireny raha tsy nisy ny aide soignante sy ny inifirmière.....ARY TENA be mpitady ny olona manana io asa io.....
60. xxx ( 14/06/2008 11:43)
ni81:

Mme TONY rush zao le aide soignante kely mpamafa maloto ery @ hopitaly ery de be zesta eto
Tsy misy asa ratsy kosa e! Toa mitatra lasa lavitra loatra kosa ity dinika ity izany raha ny fahitako azy. 8O





A@ zay izy de manaja olona @ manaraka sady hoan'irush io fa tsy hoanao ny famakiko azy! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3122