Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sitlo ( 14/06/2008 17:34)
Naruto
Ary toa tsy mitovy ry zareo ny manga sy ny dessin animé? Ilay dessin animé toa tsy misy ady amin'ny akatsuki fa ohatra ny mandingandinganina be izany fotsiny...... tohiny
novalian'i oOo ny 15/06/2008 13:37
bibidia ( 14/06/2008 16:52)
bandy sy rola mangataka tondro-peo
mba miangavy anareo manan-talenta maba mangataka tondro-peo ny bandy rola hiran'ny lolo sy ny tariny misaotra mialoha... tohiny
minoulavitra ( 14/06/2008 14:18)
Menu
Mbô meo sopapa sakafo malagasy ry reto @ 26 juin a! Misôtra melou daol! ... tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:52
lemenakely ( 14/06/2008 11:34)
JIRAMA 500 milliards de perte?
Mandraky ny efa tsy mahafapo ny qualité de services:déléstages,gréves,lafo....Dia mbola faty antoka 500 milliards no hita ao @ ity orin'asa MONOPOLE izay tsy mamely ity !MAHAGAGA.....Tsy tokony ha... tohiny
novalian'i xxx ny 16/07/2008 17:02
sitlo ( 14/06/2008 08:31)
mipeka base de donnees
Tia hanana ny base de donnees an'ito site ito aho: http://firaketana.org/bins/homePage dia nanao fika hoe fohana amin'ny httrack aloha ny pejy rehetra. Dia avy eo ... Nieritreritra aho hoe mety ila... tohiny
novalian'i sitlo ny 15/06/2008 02:47
xxx ( 14/06/2008 07:26)
sary tsy tafiditra
Inona kay ilay Error 387 fa mba nanmpiditra sary ny tenanay dia notsenain'io oe Error 387 io sy ny hoe tsy tafiditra ao @ toerany ny sary,lazao ny tompon'andraikitra :oops: ... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 16/06/2008 08:26
oOo ( 14/06/2008 07:12)
Eritrereto ...
Matetika hitako eto @ dinika ny misy miteny hoe "misy ny manao tambabe mitsikera ahy, na manakiana ahy" Ho anao henjehina, nanontany tena aminao ve ianao hoe inona no anton'izany? Ezaho dinihina ao... tohiny
novalian'i kiadi ny 14/06/2008 11:22
oOo ( 14/06/2008 07:11)
Minoa fotsiny ihany!
Fiainana dia fohy, ny fotoana miserana fotsiny. Forony ianao. Ny fahadiovan'ny fo dia varavarana hitondra anao @ Andriamanitra. Mahaiza manantena. Mahaiza mamela. Mahaiza mandinika. Manaova ny soa. Ma... tohiny
novalian'i prime ny 19/06/2008 12:48
oOo ( 14/06/2008 07:03)
Aiza no ahitana fahasambarana maimaimpoana ?
Ho anareo (na ho antsika) mihevitra fa naleo lavitra [b]nozanahina[/b] dia tokony handinika tsara. Inona no tena tianareo? Hiatrika ilay fahasarotana sa hiforotra rambo ohatran'ny alika rehefa tojo m... tohiny
novalian'i ygossamer ny 11/12/2024 07:21
sitlo ( 14/06/2008 06:49)
rakibolana malagasy-anglisy
sendra mba hitako tamin'ny google, tamin'ny taona 1885 [url=http://books.google.com/books?id=LTkOAAAAIAAJ&pg=PP9&lpg=PP9&dq=+A+New+Malagasy-English+Dictionary+&source=web&ots=z2qT-mEokX&sig=AQtFuk... tohiny
novalian'i soanja ny 17/01/2009 06:13
sitlo ( 14/06/2008 05:56)
Ny teny malagasy : teny ibeazako, teny ahombiazako
Mba mangataka ny fehi-kevitr'io aho izay mba afaka manoratra. Na raha misy afaka manome rohy dia tsy maninona koa. Tsy ilay sarisary ao amin'ny flirk an. Fa ny fehin'ireo hevitra noresahana tao ami... tohiny
ni81 ( 14/06/2008 05:42)
Dadabe Monta • Herintaona tsy nisotroana toaka
Rehefa tsy nisotro toaka nandritra ny herin-taona ity lahiantitra iray dia nahangona iray tapitrisa ariary. Gaga izahay raha nilazany fa manana ambimbava iray tapitrisa ariary i dadabe Monta noho ny t... tohiny
novalian'i tsimati ny 13/07/2008 08:33
Jeankely ( 14/06/2008 03:39)
Mahita vahaolana @ fisondrobidin'ny Petrole ve ny Mpanohatra
Io resaka io matetika mivoaka satria tsy voafehy ny fisondrotry ny vidin'ny Petrole na ny lasantsy. Ary tsy lainga fa sahirana amin'io resaka io daholo ny Mpitondra @ firenena rehetra izay mitarika fi... tohiny
novalian'i tsoraka ny 18/06/2008 15:29
rajoelina ( 13/06/2008 21:37)
Fanantenana EURO'08 sisa, frantsay ve ho raraka?
Pays Bas [b]6 pts[/b] Roumanie [b]2 pts[/b] [b]France[/b] [b]1 pts[/b] Italie [b]1 pts[/b] Talata ho avy izao: Pays Bas - Roumanie [b]France[/b] - Italie Mila mandresy any Roumanie ny Hol... tohiny
novalian'i Ralay ny 18/06/2008 14:53
niryna ( 13/06/2008 18:21)
Aoka kely aloha hoy ilay akoho saika hovonoiko
Asa hianareo raha efa namono akoho fa izaho dia tena tsy maha latsa-dra akoho izany.Tadidiko ny mamanay foana no mamono ny akoho fa ny tena no miaraka mamoly ny volony.Dia mivavaka kely izy.Raha mba m... tohiny
novalian'i niryna ny 18/06/2008 17:13
manidina ( 13/06/2008 17:48)
divorce any am-piangonana????????????
iaraha mahalala fa tsy voatery ho diavolana mandrakariva ny fiainan'ny mpivady,misy ny olana sns,..eo ny olana azo vahaina misy kosa anefa ny tsy azo ihoarana izay mitarika @ divorce,ka hoy aho manont... tohiny
novalian'i xxx ny 20/06/2008 17:52
ikotoleta ( 13/06/2008 17:28)
Porno Stick
Pronostic Euro 08 :arrow: [b][size=16px][color=blue]CROATIE[/color][/size][/b]... tohiny
novalian'i ainaheri ny 15/06/2008 11:36
azamanadino1 ( 13/06/2008 17:12)
inona no atao hoe fitiavana?
grineste no anarako de misy fanontaniana tena manitikika ny saiko , inona no atao hoe fitiavana? ,taminy fotona tena nitiavanao any lay olontina eo anilanao,inona no zavatra tena nitiavanao azy ary n... tohiny
novalian'i brado ny 08/07/2008 12:57
niryna ( 13/06/2008 16:28)
Tadidiko izany fahiny e,ary hianao koa ve mbola misy kely ??
Inona no fahadalana nataonao fahiny? Ary tany an-tsekoly ahoana? Izaho tena tia ranon'orana ka rehefa avy ny orana dia manala kapa aho ary mandehandeha manitatra dia milalao ranon'orana eny amin'ny r... tohiny
novalian'i niryna ny 13/07/2008 19:32
mpianatra ( 13/06/2008 14:41)
fahasoavanan'Andriamanitra
faly miarahaba atsika rehetra izay mamaky an'ty hafatra ity. avetrany ngamba dia ho atomboko ny resaka.. ny olona dia samy manana ny finoany,samy manana ny fomba fisainany.samy afa iany koa ny fomba... tohiny
novalian'i Lejoba ny 04/08/2008 13:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6328