Aoka kely aloha hoy ilay akoho saika hovonoiko

1. niryna ( 13/06/2008 18:21)
Asa hianareo raha efa namono akoho fa izaho dia tena tsy maha latsa-dra akoho izany.Tadidiko ny mamanay foana no mamono ny akoho fa ny tena no miaraka mamoly ny volony.Dia mivavaka kely izy.Raha mba maka voangory vao maraina aza izahay ka feno ny tavoahangy ary hoentina mody dia asain'i dadanay averina fa lazainy hoe zavatra manan'aina toa anay ihany ilay valala.

Taty aoriana aho ,indray mandeha monja io tao anatin'ny androm-piainako an.Nalaiko ny lovia ,niaraka ny antsy maranitra dia nampidinoko sady notsindrin'ny tongotra angamba ilay akoho fa tena tsy tadidiko intsony,dia iny hono aho fa andeha andidy ilay tendany :roll: :roll: :twisted:
Tsy vitako ilay izy fa nantsoiko ny vadiko hamono azy :oops: 8O sady nakipiko ny masoko tamin'io an.

:D dia nanonofy aho omaly a,de iny hono aho naka akoho de andeha hovonoiko hono ilay izy de nesoriko daholo hono ny volon-dohany,de tamy hono aho niaraka ny antsy ngodabe de napidiniko hono ny lohany dia niakatra kely hono ny lohan'ilay akoho sady niteny hono izy hoe "aoka kely aloha " :D :D de navelako nandeha ilay akoho tsy nisy volo intsony ny lohany :D =)) fa tsy novonoiko :^)
hianao koa ve mba misy zavatra tsy vitanao toa izany ?
novalian'i niryna ny 18/06/2008 17:13
2. endrika01 ( 13/06/2008 21:39)
Saika nitovy isika sy niryna.Zah ndray sady voalohany no farany angamba fa vao in-1 mande aho no namono akoho,akohoko lay izy,akoholahy mpiady,sady nandresy foana.Lay dokotera teo am-pitanay no mpitondra azy!Nanjonitra lay izy! De ozizy mama we,mamanà rano,aleo hovonoina toy izay maty hoazy ao. De zah no nasiany nanapaka ny lohany mba tsy halahelo be loatra!Zah @io voton\'alahelo fa tsy manana akoho mpiady tsony!Mandresy foana ny akohoko,lay dokotera no mahazo ny vola! De tapaka ny lohany,de navela teo ambony sahafa,afaka atsasakadiny na mahery kely de nafana tsara ny rano,de novolosana,de izy efa madio be iny,nandeh namindra(hoavy ndray zao i xxx we i endrika01,...Tena marina ary mystery tamiko lay zvt niseho io takariva io)rah olona no itantarana an\'io d lazainy fa milaza tsaho fa ny tanako izao no nanapaka,ny namolo,ny masoko izao no nahita,i mamako no nibata azy,fa izaho lasa nifokofoko nitomany tao anaty bodofotsy,tsy nety nisakafo aho io alina io,fa mbola nalahelo mafy ny akohoko tsy foiko!Zay tsy nahita aloha dia tsy ihino mintsy, misitery zay tamiko!Fatako fa tsy nahafoy ahy ny akohoko!Tsy rediredy velively fa tantara marina!:snif::snif::snif:
3. pissoa ( 13/06/2008 22:11)
:-D :-D :-D :-D :-D
4. niryna ( 13/06/2008 23:04)
niryna:

Asa hianareo raha efa namono akoho fa izaho dia tena tsy maha latsa-dra akoho izany.Tadidiko ny mamanay foana no mamono ny akoho fa ny tena no miaraka mamoly ny volony.Dia mivavaka kely izy.Raha mba maka voangory vao maraina aza izahay ka feno ny tavoahangy ary hoentina mody dia asain'i dadanay averina fa lazainy hoe zavatra manan'aina toa anay ihany ilay valala.

fanitsiana kely .Valala no nangoninay vao maraina , dia averina any anaty bozaka nakana azy indrayny ,voangory amin'ny alina i ndry no alaina eny amin'ny hazo sapin,ary rehefa hoe andrahoina ilay izy dia tsy te ihinana ny tena fa malahelo sady tsy tiako ilay voangory fotsy vody fa toa :roll: :D
5. niryna ( 13/06/2008 23:07)
endrika01:

Saika nitovy isika sy niryna.Zah ndray sady voalohany no farany angamba fa vao in-1 mande aho no namono akoho,akohoko lay izy,akoholahy mpiady,sady nandresy foana.Lay dokotera teo am-pitanay no mpitondra azy!Nanjonitra lay izy!
ka endrika aza izany nahavita namono kou.


De ozizy mama we,mamanà rano,aleo hovonoina toy izay maty hoazy ao. De zah no nasiany nanapaka ny lohany mba tsy halahelo be loatra!Zah @io voton\'alahelo fa tsy manana akoho mpiady tsony!Mandresy foana ny akohoko,lay dokotera no mahazo ny vola! De tapaka ny lohany,de navela teo ambony sahafa,afaka atsasakadiny na mahery kely de nafana tsara ny rano,de novolosana,de izy efa madio be iny,nandeh namindra(hoavy ndray zao i xxx we i endrika01,..

endrika a ,efa voatsovaky ny rano mafana ve ?

.Tena marina ary mystery tamiko lay zvt niseho io takariva io)rah olona no itantarana an\'io d lazainy fa milaza tsaho fa ny tanako izao no nanapaka,ny namolo,ny masoko izao no nahita,i mamako no nibata azy,fa izaho lasa nifokofoko nitomany tao anaty bodofotsy,tsy nety nisakafo aho io alina io,fa mbola nalahelo mafy ny akohoko tsy foiko!Zay tsy nahita aloha dia tsy ihino mintsy, misitery zay tamiko!Fatako fa tsy nahafoy ahy ny akohoko!Tsy rediredy velively fa tantara marina!:snif::snif::snif:

betsaka ny zavatra misitery ka.

6. tslem ( 14/06/2008 06:44)
Zah ndray dia talentako io fa saingy aty reto zah tsy mahita akoho vonoina sy volosana tsony a :(

Raha mba maka voangory vao maraina aza izahay ka feno ny tavoahangy ary hoentina mody dia asain'i dadanay averina fa lazainy hoe zavatra manan'aina toa anay ihany ilay valala.


voangory ihany ngah moa no valala ?

7. fahamarinana ( 14/06/2008 07:45)
endrika01:
afaka atsasakadiny na mahery kely de nafana tsara ny rano,de novolosana,de izy efa madio be iny,nandeh namindra


niryna:
endrika a ,efa voatsovaky ny rano mafana ve ?


:arrow: ny any endrika angamba tondrahana rano mafana 1 tanana rehefa mamoly akoho,ny fanao manko atsoboka ao anaty rano mangotraka ka na ny tanana aza may ndraindray,maika akoho... :-D :-D ié,tsy xxx irery fa na zà aza dia tapa-tsinay...incroyable mais vrai zany tokoa an.. :-P

tslem:
saingy aty reto zah tsy mahita akoho vonoina sy volosana tsony a

:arrow: tslem ,aty aminay mbola mahita betsaka satria rehefa misy fotoana dia mivarotra ireny akoho efa tsy manatody firy ireny intsony ry zareo mpiompy,sady mora fa mila manana congel goavana.Aty aminay koa ambanivolo moa.
Fa ny olana dia naika tsy nihinana ilay zanako nony nahita ny famonoana azy fa izao efa tsy olana tsony :hainy tsara ny manavaka ny tsirony aza!!!!.Za ndray dia homana soa aman-tsara :ny zava-boary efa natao nisy hoanina hiveloman'ny sasany,misy natao hihinana ny sasany koa,izay ilay equilibre eo amin'ny zava-boary sy manan'aina fa rahatoa ka tsy hifampihinana sns...sns...dia hivelona amin'ny inona hoy nareo ? Na ireny legumes ireny koa anie miaina e. Sa ? (l)
8. Simpona ( 14/06/2008 07:59)
Ny ahy aloha ny mamono akoho vittako ihany fa ny mamono bitro no tsy mety vitako miits. Efa nanandrana aho idray mandeha fasady nikapoka za no matahotra de tsy matsy le izy, nampalaahelo le iz tam zay fa za no zokiny indrindra tao de tsy nisy nahafaty azy izahay fa niantdry olondehibe :cry: :cry:

Aty aoriana za vao misy miteny hoe atsongoloka hono refa kapohina,
Za otrn'tsy sahy hamerina tsony kle :( :(
9. RATOVOARY ( 14/06/2008 08:02)
Ny ahy le :-D =)) LE MAMONO VORONA NO TENA HAIKO,



:-D :-D :-D :-D =)) =)) =))
10. tess ( 14/06/2008 08:05)
ny ahy mamono lalitra sy vitsika no tena talentako.... :°)
11. RATOVOARY ( 14/06/2008 08:08)
Ary iza moa le nianatra MAMONO LOLO iny le? :-D :-D :-D :-D :-D
12. tess ( 14/06/2008 08:31)
mamono dinta kou talentako....REHEFA avy orana mando lava iny ny bozaka dia indreny fa mivoaka dool izy rehetra beurkkkk! tondé de rakofako sira bdb dia levona toy ny tsy teo, zà tia mamono biby biby kely ireny.....
biby be ihany no tsy haiko mamono
13. niryna ( 14/06/2008 17:11)
niryna:

Asa hianareo raha efa namono akoho fa izaho dia tena tsy maha latsa-dra akoho izany.Tadidiko ny mamanay foana no mamono ny akoho fa ny tena no miaraka mamoly ny volony.Dia mivavaka kely izy.Raha mba maka voangory vao maraina aza izahay ka feno ny tavoahangy ary hoentina mody dia asain'i dadanay averina fa lazainy hoe zavatra manan'aina toa anay ihany ilay valala.

niryna:

fanitsiana kely .Valala no nangoninay vao maraina , dia averina any anaty bozaka nakana azy indrayny ,voangory amin'ny alina indray no alaina eny amin'ny hazo sapin,ary rehefa hoe andrahoina ilay izy dia tsy te ihinana ny tena fa malahelo sady tsy tiako ilay voangory fotsy vody fa toa


tslem:
.


voangory ihany ngah moa no valala ?


=)) =)) io efa nahitsiko io re ry tslem a :-* :D :D
14. niryna ( 14/06/2008 17:18)
fahamarinana:

endrika01:
afaka atsasakadiny na mahery kely de nafana tsara ny rano,de novolosana,de izy efa madio be iny,nandeh namindra


niryna:
endrika a ,efa voatsovaky ny rano mafana ve ?


:arrow: ny any endrika angamba tondrahana rano mafana 1 tanana rehefa mamoly akoho,ny fanao manko atsoboka ao anaty rano mangotraka ka na ny tanana aza may ndraindray,maika akoho... :-D :-D ié,tsy xxx irery fa na zà aza dia tapa-tsinay...incroyable mais vrai zany tokoa an.. :-P

fahamarinana ka izany no mahatonga ahy nanontany anie e .

tslem:
saingy aty reto zah tsy mahita akoho vonoina sy volosana tsony a
fahamarinana:

:arrow: tslem ,aty aminay mbola mahita betsaka satria rehefa misy fotoana dia mivarotra ireny akoho efa tsy manatody firy ireny intsony ry zareo mpiompy,sady mora fa mila manana congel goavana.Aty aminay koa ambanivolo moa.
misy ihany koa aty aminay fa saingy toa miongotra daholo ny volony ary tsy dia betsaka ny mivarotra azy aloha.
fahamarinana a marina tokoa fa natao ohanina daholo ny zavatra rehetra fa izaho woa tsy mahavono.Mamoly sy mihinana no aiko fa mitady olona hanapaka ny tendankeliny aho.Kanosa loatra angamba o. sa malahelo biby ?
mamono biby tsy mahafaty ka hifoteran'ny rambony eo tokoa angamba aho o
:D dia tsy nanomono intsony aho ary tsy hanomo intsony no sady tsy misy ho vonoina no tsy ho vonoiko koa raha mahita aza aho hi,hi,hi :D
15. niryna ( 14/06/2008 17:23)
Simpona:

Ny ahy aloha ny mamono akoho vittako ihany fa ny mamono bitro no tsy mety vitako miits. Efa nanandrana aho idray mandeha fasady nikapoka za no matahotra de tsy matsy le izy, nampalaahelo le iz tam zay fa za no zokiny indrindra tao de tsy nisy nahafaty azy izahay fa niantdry olondehibe :cry: :cry:

Aty aoriana za vao misy miteny hoe atsongoloka hono refa kapohina,
Za otrn'tsy sahy hamerina tsony kle :( :(



=)) =)) i =)) izany anie woa e .Tsy vitako ilay izy ka fa nampihomehy ahy ilay nofiko nitsangana kely ny lohany dia niteny woe andraso kely aloha,toa ny vadiko angamba no nomeko ilay antsibe raha tsy diso ny fitadidiako fa dia navela fotsiny teo ilay akoho fa tsy novonoina ka. ;-)
16. niryna ( 14/06/2008 17:25)
RATOVOARY:

Ny ahy le :-D =)) LE MAMONO VORONA NO TENA HAIKO,



:-D :-D :-D :-D =)) =)) =))


de rehefa mahita akoho hovoina izany aho dia antsoiko i Ratovoary an
17. niryna ( 14/06/2008 17:27)
tess:

ny ahy mamono lalitra sy vitsika no tena talentako.... :°)


de mitovy isika sy tess fa mahazo moka misidina sy lalitra misidina koa aho fa aty tsy dia mahita vitsika izany raha tsy indraindray angamba . Misy voalavo ihany tsy indraindray tadiavina fa toa izy indray no mijerijery ny tena
:D
18. niryna ( 14/06/2008 17:33)
tess:

mamono dinta kou talentako....REHEFA avy orana mando lava iny ny bozaka dia indreny fa mivoaka dool izy rehetra beurkkkk! tondé de rakofako sira bdb dia levona toy ny tsy teo, zà tia mamono biby biby kely ireny.....
biby be ihany no tsy haiko mamono

=)) =)) hay tess manao kely tsy mb'a mamindro k'ty
Ireny dinta ireny no tena zavatra tsy tiako mihitsy taloha.Toerana mandomando no misy azy (dita sy dinta ? ) ilay maramara ireny sady ngezabe dia rehefa mahazo hamandoana izy dia mivadika lavalava toy ny kakana .Tena marikoriko ahy ny mijery azy,dia hoy ilay nenitoanay hoe asio sira de nasiko tokoa de niraikitra ,nikainkona kely de maty iii
19. endrika01 ( 14/06/2008 20:06)
Niryna,fahamarinana>natsoboko tao anaty rano indray misaika iny de novolosako,fa tena lasa niresaka ny ampitson\'io,de nanao kôtizasiô le dokotera sy ny mpampiady akoho namany d nividy akolahy zefa be zay ho\'ahy.Tsy tiko noho ilay tena anahy.Hatr@zao,rah vao we akoho no laoka ka misy rano rony,de tsy mikasika mintsy aho!Fa raha ritra na endasina ka tsy hitako ny hamonoana azy d mihinana aho!Ny trondro ndray d tena tiko!Fa andrasako ihinana dôly aloha ny ao @le trano vao mihinana ah,hi hi hi toa we nisy trondro niteny hono,d we avereno any @nakanareo ahy aho,d we maty we le rangahy nihinana!...Tsy haiko na marina lay izy na tsia,fa zah aloha mailo ihany:-P(hita mints we tena kanosa velona sady katahotra zah)
20. Koditra ( 15/06/2008 13:52)
Za aloha ny resaka akoho amamborona raha mbola azoko hatao ny tsy mamono dia tsy manao, refa tsy misy olona afa azo anilahana dia tsy maintsy manao ihany na dia marikoditra sy be sentimaka aza. Fa tsy hananako antra kosa ny moka, isanandro aho, alohan'ny hatoriana dia tsy maintsy mahafaty 2 na 3 vao afa-po na dia matory ao anaty lay aza. =)) =)) =))

niryna a, momba ilay nofinao, nga moa mbola ririnina any aminareo any zao ? :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1547