Aoka kely aloha hoy ilay akoho saika hovonoiko

41. Koditra ( 16/06/2008 20:19)
niryna:
koditra sy tess no manao kely tsy mba mamindro woa oops

Ny mahakizitina ahy @lé moka nge ry niryna dia efa sady manao ny ataony rizalahy no mbola mimenomenona eny ampototsofinao eny eh. Ny ahy ilay mihaino menomenona mihitsy no tsy voako, na biby io na olona. :lol: :lol:

Niryna> Alefaso aty ndray ary aloha ilay bodofotsiko dia averiko ilay an'niryna e, dia manaova mafana tsara @ alina, @zay mba vorontsiloza ndray no nofisina fa tsy akoho intsony :lol:
42. Koditra ( 16/06/2008 20:29)
endrika01:
Tess>hi hi hi manao zay hampangorintsina anah njy a,hoatran'ny hitako ery izy lay nisandrahaka be tao anaty évier,aiza ary i koditra zay aloha hampangovitina!Hi hi hi

endrika01> ratsy toetra, tsy misy ilàna azy, tsy tiko maizina mihitsy ilay vadin'ny rainjanany io ry reto a, tantarainy @olona ny faiblesse-ko :x :x
Ananako tsongo sofina iray io fa na ho afaka 10 taona aza vao mihaona amiko dia tadidiko foana :-D :-D
43. ari.malala ( 17/06/2008 07:05)
tsy resaka hakanosana no ts nahafatesako ilay akoho fa za mints no ts mahatanty mahtia rà fa tonga d fanina avetrany:?
44. endrika01 ( 17/06/2008 13:17)
Koditra:
endrika01:
Tess>hi hi hi manao zay hampangorintsina anah njy a,hoatran\'ny hitako ery izy lay nisandrahaka be tao anaty évier,aiza ary i koditra zay aloha hampangovitina!Hi hi hi
endrika01> ratsy toetra, tsy misy ilàna azy, tsy tiko maizina mihitsy ilay vadin\'ny rainjanany io ry reto a, tantarainy @olona ny faiblesse-ko :x :x Ananako tsongo sofina iray io fa na ho afaka 10 taona aza vao mihaona amiko dia tadidiko foana :-D :-D
Oadray le gôna a,mapte hamely daka tsita-maso=))=))=))=))mirefodrefotra be ao @fitombenany mintsy iKoditra keliko ity,@zay boramena be tsy tafatombina @seza tsony=))=))=))=))=))aiza tsongoina moa ny sofiko e,de omeko varin\'apango 2 sotro be sy omeko ron\'akoho ,kouny mou ô=))=))=))=))=))
45. endrika01 ( 17/06/2008 13:18)

46. ari.malala ( 18/06/2008 08:28)
fa otran'ny ts azoko alou zany ny maha kely tsy mba mamindro an'i tess sy koditra amin'ilay mamono moka e! avela hanaikitra zany ny moka ve sa hoe aona? d ilay totozy fandrihana hoe mampalaelo kou ts azoko... avela hanimba entana zany ny totozy fa tsy vonoina?:roll:
47. niryna ( 18/06/2008 17:05)
endrika01:

niryna>de nohanindry zareo ve le escargot?Tsy haiko raha efa hitanareo na tsia,nandeha t@fandaharana tao @télé t@ TV5 lay izy!Misy lhl mpitady bibilava any @ dessert,tany Arabie Saoudite le izy,raha tsy diso ny fitadidiako.De iny bibilava vao azony iny!Toa naholany ny lohany tonga de nokorikoriny sy nateliny,tena kiriko be sy nitsangam-bolo aho!De ozizy lay Koreane teo akaikiko,we any Chine ny rà n\'ireny bibilava ireny amidy,raha misotro ny rà an reny hoy izy dia matanjaka be!Mahavita miakatra totohatra anarivony!(...)mampitsangam-bolo!:D

Tena tsy tadidiko intsony aky ny tohiny a,fa tena tsy nahatelina aho ka indry ve tsy lazaina zavatra e.
Angaha moa tsy efa tonga any amintsika ny survivor na ireny olona mipetraka any anaty ala ireny.Izay hitany dia hohaniny avokoa. Ary manta sy mbola velona io an.Dita,valala,lalitra noa dia aoka fotsiny,kadradraka moa ilay ngezabe ireny any amintsika no # 1 .Ny famonoany voalavo,atsoboka ao anaty rano mafana kely fotsiny dia volosany ny dia endasiny.Tsy fantatra fa toa akohokely(antsoy ikaretsaka fa mihinana voalavo hono izy fa tsy akoho oops) matiny eto aho ,sorry ikaretsaka .Mety omeny aza ny menu sy ny recipe izay mitady.
48. niryna ( 18/06/2008 17:10)
Koditra:

Raha azoko tsara zany dia mety ho bizna vao2 ndray ny mamono akoho amam-borona sns.
Mila mahay manakipy maso, manao fo vato, mamono eritreritra, dé mandeha ny bizna. Koditra : mpamono akoho, mpamono vorona, bitro, sns... Antsoy 00261 03278 42525, tsy misy frais fa andra-tsira no solony, 1 bol fotsiny defa ampy :lol:
Kill efa assuré : niryna, tess, endrika01, RATOVOARY, tsiafoi1, ari.malala
concurrent : Tslem, fahamarinana, simpona

an,an, tsy tafiditra aho fa tsy mandeha ny bizna raha izany.Raha mahandro aho dia miditra.
Ratovoary hono vorona ihany no voajedany fa tsy akoho.

:D
raha client dia mahazo tokoa i koditra fa raha kill=mamono indray io dia tsy mahazo
Haive client ity kill ity e,de tena ho bobka tokoa ny mpi-commande raha izany :wink:
49. niryna ( 18/06/2008 17:11)
endrika01:

Koditra:
endrika01:
Tess>hi hi hi manao zay hampangorintsina anah njy a,hoatran\'ny hitako ery izy lay nisandrahaka be tao anaty évier,aiza ary i koditra zay aloha hampangovitina!Hi hi hi
endrika01> ratsy toetra, tsy misy ilàna azy, tsy tiko maizina mihitsy ilay vadin\'ny rainjanany io ry reto a, tantarainy @olona ny faiblesse-ko :x :x Ananako tsongo sofina iray io fa na ho afaka 10 taona aza vao mihaona amiko dia tadidiko foana :-D :-D
Oadray le gôna a,mapte hamely daka tsita-maso=))=))=))=))mirefodrefotra be ao @fitombenany mintsy iKoditra keliko ity,@zay boramena be tsy tafatombina @seza tsony=))=))=))=))=))aiza tsongoina moa ny sofiko e,de omeko varin\'apango 2 sotro be sy omeko ron\'akoho ,kouny mou ô=))=))=))=))=))

:roll: :D :D
50. niryna ( 18/06/2008 17:13)
ari.malala:

fa otran'ny ts azoko alou zany ny maha kely tsy mba mamindro an'i tess sy koditra amin'ilay mamono moka e! avela hanaikitra zany ny moka ve sa hoe aona? d ilay totozy fandrihana hoe mampalaelo kou ts azoko... avela hanimba entana zany ny totozy fa tsy vonoina?:roll:

vazivazy aky io ari-malala a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3371