Aoka kely aloha hoy ilay akoho saika hovonoiko
21. tess
(
15/06/2008 14:33)
niryna:
tess:
ny ahy mamono lalitra sy vitsika no tena talentako.... :°)
Misy voalavo ihany tsy indraindray tadiavina fa toa izy indray no mijerijery ny tena
:D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
22. tess
(
15/06/2008 14:35)
ny totozy aky fandrihana ah! ny volavo kosa alou dia toerana efa tena be loto be angamba vao ahitàna an'ireny volavo ireny fa totozy angamba ny tindry lazaina....fandrihana am fromazy kely ireny fa ketoka tsaratsara mitsy ny lohany fay tsara avy eo :-D :-D :-D
any dago tian'ny gajajaka fa zà matahotra an'ireny fa nisy cousine-ko izay natroy tam alina dia nidiran'ireny ny sofiny :{ :{ :{ :{

23. tess
(
15/06/2008 14:41)
Fa zà wa omaly nividy pouple na orita be ireny, nifintina ery izy tanaty ambalazy, fa nony hoe handeha ho dioviko anaty évier misy rano fanasàna vilia io dia lasa ngodabe mitsy lay izy fa sady nalemilemy be no otran'ny velona tampoka fa nihoraka kiriko be zà nandeha nitsoka nitsangam-bolo sy ny nioron-koditra ......vao sambako mantsy, efa nijery re-7 tsara ery zà tam net hoe ho ataoko otran'izao io fa hafilotra tsara....
ni abandona zà knou! de iza anefa no hanao azy fa de nasaiko nataon'i rams tanaty casserole missy rano de noketrehiko avy hatrany nandritra ny 1h fa izay vao mba enjana be lay izy hihihihih
avy teo vao nidioviko de tsy nampatahotra tsony :-D
fa nony vita kosa alou de natsiro be an! :-P

24. endrika01
(
15/06/2008 18:55)
Tess>hi hi hi manao zay hampangorintsina anah njy a,hoatran\'ny hitako ery izy lay nisandrahaka be tao anaty évier=))=))=))aiza ary i koditra zay aloha hampangovitina!Hi hi hi:-P
25. tess
(
15/06/2008 19:09)
brrrrrrrrr :{ tena nisandrahaka lasa ngedabe mitsy wa! de lay ratsany bedb brrrrrr :{ :{ :{ sady malemilemy be otran'ny oe velona , tena ni sôty nitsoaka be mahitsy né zà e! :-D sady nikika be
26. RATOVOARY
(
16/06/2008 06:03)
niryna:
de rehefa mahita akoho hovoina izany aho dia antsoiko i Ratovoary an
Efa hoe : LE MAMONO VORONA NO HAIKO ka mbola inn ndray?????
27. ari.malala
(
16/06/2008 11:37)
za ts mahafaty akoho! ndremande za nasaina namono akoho, d ts haiko na tsy mbola tapitra tsara ngamba ny ain'ilay akoho no notobasako rano mangotraka fa nikopaka le izy d na za aza may sady natahotra be d lasa nitsoaka d ts nahasahy namono akoho tsny taorian'izay! mamanay no namarana ilay izy teo fa ny filazany d ts tapitra tsara ny ainy no notondrahako rano le izy:?
tess za avy nomangorintsina amty filazandry anazy hoe nisandrahaka lasa otran'ny velona ndrekaky oooo:? :{ :{ :{ :{

28. tsiafoi1
(
16/06/2008 15:13)
Gaigaigay, aza hitako zany!
Za aloa tsy mahafaty akoho na trondro velona hatramin'izao e...
Nisy fotoana izahay nipetraka teny @'ny faritr'Ambomahitsy iny, de misy toerana famonoana omby zay tao ampita andrefan'ny tranonay. De sendra nivoaka maraina be za, ary nandalo ilay toerana. Roasin-dreo ireo omby de miraparapa miditra @'ilay vala, avy de miatonta eo ambony lohany ny vy be miantona @'ny cable ery ambony. Rehefa torana mitsirara indray ilay omby de tonga de trobaran'ilay mpamono omby amin'ny antsy ny tendan'ilay omby zay mbola tsy maty tsara... Tena zany we crime mihitsy e! Fa tsy te hierika hihinan-kena intsony enao raha mahita an'izany....

29. tsiafoi1
(
16/06/2008 15:18)

30. niryna
(
16/06/2008 15:32)
endrika01:
Niryna,fahamarinana>natsoboko tao anaty rano indray misaika iny de novolosako,fa tena lasa niresaka ny ampitson\'io,de nanao kôtizasiô le dokotera sy ny mpampiady akoho namany d nividy akolahy zefa be zay ho\'ahy.Tsy tiko noho ilay tena anahy.Hatr@zao,rah vao we akoho no laoka ka misy rano rony,de tsy mikasika mintsy aho!Fa raha ritra na endasina ka tsy hitako ny hamonoana azy d mihinana aho!Ny trondro ndray d tena tiko!Fa andrasako ihinana dôly aloha ny ao @le trano vao mihinana ah,hi hi hi toa we nisy trondro niteny hono,d we avereno any @nakanareo ahy aho,d we maty we le rangahy nihinana!...Tsy haiko na marina lay izy na tsia,fa zah aloha mailo ihany:-P(hita mints we tena kanosa velona sady katahotra zah)
=)) =)) aza hitako aza mahita ahy aky izany endrika a.
Tena marina io ka fa ilay izy hoe efa voavoly ve ny hoditra no nahalasa saina ahy.
Misy olona izay mpivarotra omby ry zareo hono ary dia tena mbola velona tokoa ilay omby na kisoa na osy izay efa voadidy ny lohany .Mbola mihitsika hoy izy na mitsipaka ny tongony mandaka hi,hi
Tsy efa naheno olona namoaka loha teny amin'ny arabe hianareo dia nipahon'ny camion tery ary dia mbola afaka miteniteny elabe ilay loha mipitika ery lavitra ery ? na ny voan'ny accident koa toa io
31. niryna
(
16/06/2008 15:42)
Simpona:
Ny ahy aloha ny mamono akoho vittako ihany fa ny mamono bitro no tsy mety vitako miits. Efa nanandrana aho idray mandeha fasady nikapoka za no matahotra de tsy matsy le izy, nampalaahelo le iz tam zay fa za no zokiny indrindra tao de tsy nisy nahafaty azy izahay fa niantdry olondehibe :cry: :cry:
Aty aoriana za vao misy miteny hoe atsongoloka hono refa kapohina,
Za otrn'tsy sahy hamerina tsony kle :( :(
=))
HS kely .Indraindray koa aho dia misy zavatra tiako na tsy tiako,indraindray io .Bitro izany raha masaka angamba ka tsy tenenina dia mety tsy maninona na dia woe asiana dovay moa izy izay ? mety ilay fofony angamba na izy mahia kely ny kibony asa aloha fa tsy fantatro na izy kilavalava toy ny akoho na vorona , indraindray aho tena tsy tafateliko ilay izy k'ty.
Nisy nanome escargot aho fa dia niala satroka aho fa angamba ny saiko no voa mieritrerita an'ilay izy mikisakisaka, asa aloha fa tena tsy voateliko ,dia tsy nihinana aho fa vary maina fotsiny no nohaniko hi,hi :wink:
32. niryna
(
16/06/2008 15:50)
Koditra:
Za aloha ny resaka akoho amamborona raha mbola azoko hatao ny tsy mamono dia tsy manao, .
hay koditra kanosa k'ty.andraso fa averiko aminao ihany ny bodofotsinao nindramiko sao misy mitranga toy itony ka tsy misy bodofotsy hisitrihana hiafenana :roll: :D :D
dia io illay woe izay sahy maty ihany no mifono lambamena ka . tsy maintsy manao na tiana na tsy tiana na ho fifaliana na ho fahoriana hi,hi,
refa tsy misy olona afa azo anilahana dia tsy maintsy manao ihany na dia marikoditra sy be sentimaka aza
Fa tsy hananako antra kosa ny moka, isanandro aho, alohan'ny hatoriana dia tsy maintsy mahafaty 2 na 3 vao afa-po na dia matory ao anaty lay aza. =)) =)) =))koditra sy tess no manao kely tsy mba mamindro woa oops :D :D
niryna a, momba ilay nofinao, nga moa mbola ririnina any aminareo any zao ? :lol: :lol:ka ilay bodofotsy mbola tsy voasasa ka nangatsiaka aho. Mandeha be ny AC (air conditionnair ) inona no filaza an'io amin'ny teny gasy hi,hi
:roll: sady angaha miandry ririnina ihany vao manofy . :wink:
33. niryna
(
16/06/2008 15:55)
tess:
niryna:
tess:
ny ahy mamono lalitra sy vitsika no tena talentako.... :°)
Misy voalavo ihany tsy indraindray tadiavina fa toa izy indray no mijerijery ny tena
:D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
-----------------------------------------------------
totozy kely kay ilay izy tess a,tsy misy voalavo tafidi'tra ny trano tokoa ka.
eny amin'ny metro maloto sy feno fako no tena misy voalavo ngodalanina be sady tsy matahotra olona
:roll: ngeza ,kely sisa dia mitovy ny bitro :roll: :D
34. niryna
(
16/06/2008 16:02)
tess:
ny totozy aky fandrihana ah! ny volavo kosa alou dia toerana efa tena be loto be angamba vao ahitàna an'ireny volavo ireny fa totozy angamba ny tindry lazaina....fandrihana am fromazy kely ireny fa ketoka tsaratsara mitsy ny lohany fay tsara avy eo :-D :-D :-D
any dago tian'ny gajajaka fa zà matahotra an'ireny fa nisy cousine-ko izay natroy tam alina dia nidiran'ireny ny sofiny :{ :{ :{ :{
marina aky izany a,fa mampalahelo aky mijery azy voaketoky ny fandrika ny lahany a
:D :D
inona izany gajajaka? hay kadradraka vao fantatro .
Tena miditra ny sofina tokoa ireny fa izaho efa nahita olona nidiran'izy ireny dia nipelipelika nikapokapoka ny sofiny izy.Izaho amin'io maty ny fihomehezana,tsipakin'ny hehy.Tezitra be izy vao tonga saina aho fa tena marina ilay izy ,dia norarahako alcohol angamba izy izay fa tsy tadidiko intsony dia nasiako navadiny ny sofiny fa mbola tsy nivoaka ilay motana.Farany sempotr'ilay alcohol amgamba dia nivoaka moramora :lol:
35. niryna
(
16/06/2008 16:05)
tess:
Fa zà wa omaly nividy pouple na orita be ireny, nifintina ery izy tanaty ambalazy, fa nony hoe handeha ho dioviko anaty évier misy rano fanasàna vilia io dia lasa ngodabe mitsy lay izy fa sady nalemilemy be no otran'ny velona tampoka fa nihoraka kiriko be zà nandeha nitsoka nitsangam-bolo sy ny nioron-koditra ......vao sambako mantsy, efa nijery re-7 tsara ery zà tam net hoe ho ataoko otran'izao io fa hafilotra tsara....
ni abandona zà knou! de iza anefa no hanao azy fa de nasaiko nataon'i rams tanaty casserole missy rano de noketrehiko avy hatrany nandritra ny 1h fa izay vao mba enjana be lay izy hihihihih
avy teo vao nidioviko de tsy nampatahotra tsony :-D
fa nony vita kosa alou de natsiro be an! :-P
=)) =)) mety mieritreritra ilay akoho tapa-doha nandeha angamba indry k'ty =))
36. niryna
(
16/06/2008 16:11)
endrika01:
Tess>hi hi hi manao zay hampangorintsina anah njy a,hoatran\'ny hitako ery izy lay nisandrahaka be tao anaty évier=))=))=))aiza ary i koditra zay aloha hampangovitina!Hi hi hi:-P
hi,hi, efa woe nieritreritra ilay akoho efa tapa -doha nandehandeha izy.
tess miteny hoe lasa ngezabe ilay orita rehefa nesorina tao anaty plastika !
Aty aminay tokoa anie misy kilalaon'ny ankizy izay e .Zavatra kely toy ny 1/3 ny akihibe ilay izy(sarina biby izay tianao ) dia atao ao anaty rano mandritra ny indray alina ary rehefa maraina ilay izy lasa mitombo lehibe toy ny antsasany singa ireny. Dia rehefa ariana indray ilay rano dia mikainkona kely ratsy tarehy ilay izy dia asiana rano indray dia miverina.
Toa tsy namidy intsony ilay izy satria mety hohanin'ny ankizikely ary hibotsina ao anaty tsinainy ao.
37. niryna
(
16/06/2008 16:14)
ari.malala:
za ts mahafaty akoho! ndremande za nasaina namono akoho, d ts haiko na tsy mbola tapitra tsara ngamba ny ain'ilay akoho no notobasako rano mangotraka fa nikopaka le izy d na za aza may sady natahotra be d lasa nitsoaka d ts nahasahy namono akoho tsny taorian'izay! mamanay no namarana ilay izy teo fa ny filazany d ts tapitra tsara ny ainy no notondrahako rano le izy:?
tess za avy nomangorintsina amty filazandry anazy hoe nisandrahaka lasa otran'ny velona ndrekaky oooo:? :{ :{ :{ :{
hitoko ,zaho koa aky kanosa an ,sady toa mampalahelo ahy angamba,toa ho faty ny hanohanana angamba raha izany mitohy e . Na misy biby kely sendra tafiditra ny tranonay aza dia averiko any ivelany fa mampalahelo ahy hi,hi
38. niryna
(
16/06/2008 17:09)
tsiafoi1:
Gaigaigay, aza hitako zany!
Za aloa tsy mahafaty akoho na trondro velona hatramin'izao e...
Nisy fotoana izahay nipetraka teny @'ny faritr'Ambomahitsy iny, de misy toerana famonoana omby zay tao ampita andrefan'ny tranonay. De sendra nivoaka maraina be za, ary nandalo ilay toerana. Roasin-dreo ireo omby de miraparapa miditra @'ilay vala, avy de miatonta eo ambony lohany ny vy be miantona @'ny cable ery ambony. Rehefa torana mitsirara indray ilay omby de tonga de trobaran'ilay mpamono omby amin'ny antsy ny tendan'ilay omby zay mbola tsy maty tsara... Tena zany we crime mihitsy e! Fa tsy te hierika hihinan-kena intsony enao raha mahita an'izany....
:cry: :cry:
39. endrika01
(
16/06/2008 18:09)
niryna>de nohanindry zareo ve le escargot?Tsy haiko raha efa hitanareo na tsia,nandeha t@fandaharana tao @télé t@ TV5 lay izy!Misy lhl mpitady bibilava any @ dessert,tany Arabie Saoudite le izy,raha tsy diso ny fitadidiako.De iny bibilava vao azony iny!Toa naholany ny lohany tonga de nokorikoriny sy nateliny,tena kiriko be sy nitsangam-bolo aho!De ozizy lay Koreane teo akaikiko,we any Chine ny rà n\'ireny bibilava ireny amidy,raha misotro ny rà an reny hoy izy dia matanjaka be!Mahavita miakatra totohatra anarivony!(...)mampitsangam-bolo!:D
40. Koditra
(
16/06/2008 19:59)
Raha azoko tsara zany dia mety ho bizna vao2 ndray ny mamono akoho amam-borona sns.
Mila mahay manakipy maso, manao fo vato, mamono eritreritra, dé mandeha ny bizna. Koditra : mpamono akoho, mpamono vorona, bitro, sns... Antsoy 00261 03278 42525, tsy misy frais fa andra-tsira no solony, 1 bol fotsiny defa ampy :lol:
Kill efa assuré : niryna, tess, endrika01, RATOVOARY, tsiafoi1, ari.malala
concurrent : Tslem, fahamarinana, simpona