JIRAMA 500 milliards de perte?
1. lemenakely
(
14/06/2008 11:34)
Mandraky ny efa tsy mahafapo ny qualité de services:déléstages,gréves,lafo....Dia mbola faty antoka 500 milliards no hita ao @ ity orin'asa MONOPOLE izay tsy mamely ity !MAHAGAGA.....Tsy tokony hanao appel d'offres ve ny fanjakàna na asiana concurents na privatiséna ny orin asa JIRAMA izay be gabo raraka sy halatra!
répondu par xxx le 16/07/2008 17:02
2. xxx
(
14/06/2008 11:45)
ka tsy efa privé ve ny jirama e! toa efa hoe allemand no mitàna azy.sa???????
3. patrick2002
(
14/06/2008 16:10)
non allemand no DG ,karamainy fanjakana malagasy ,fa tsy mbola privé io kah.
5. endrika01
(
18/06/2008 06:01)
lemenakely:Zah koa aza mba manotany tena.Ny jiro eo @tanana zahay no nividy Ampoule,lamp fa tsy ny Jirama,
Mandraky ny efa tsy mahafapo ny qualité de services:déléstages,gréves,lafo....Dia mbola faty antoka 500 milliards no hita ao @ ity orin\'asa MONOPOLE izay tsy mamely ity !MAHAGAGA.....Tsy tokony hanao appel d\'offres ve ny fanjakàna na asiana concurents na privatiséna ny orin asa JIRAMA izay be gabo raraka sy halatra!
6. xxx
(
16/07/2008 17:02)
:arrow: copteur aza hono zareo tsy misy ka ionona no azo atao amin'izany tena tsy rariny ny ataon-zareo,fototrin ny fahorian-tsika gasy izay efa mitolona andro aman'alina e,tsy rariny zareo a :!:
