fahasoavanan'Andriamanitra

1. mpianatra ( 13/06/2008 14:41)
faly miarahaba atsika rehetra izay mamaky an'ty hafatra ity.
avetrany ngamba dia ho atomboko ny resaka..
ny olona dia samy manana ny finoany,samy manana ny fomba fisainany.samy afa iany koa ny fomba nitaizana sy ny toetra ary ny fomba fomba.
ka zay no antony nahatonga ana anoratra an'ity hafatra ty,zany hoe lay fieritreretako azy...ny sujet atsika dia ny hoe fahasoavan'Andriamanitra.
amiko,zany fahasoavan'Andriamanitra zany dia zavatra iainanao,ary matetika tsy ainao ny manambara azy,ary io no tena fahasoavana lhibe indrindra.
zany hoe tsy ny hatsarana sy ny fanana-karena no tiako lazaina,na koa ny filana aranofy,na dia anisany zavatra tsara aza reny,fa raha tsis ny fahasoan'Andriamanitra dia tsy misy dikany...ny harena oatra...misy manana vola be saingy tsy mahatsapa fahasoavana...mila zavatra afa..misy nefa manana vola kely dia kely saingy faly lalan-dava..dia eo lay hoe mahay mionina @ fananany izy..iny lay fahasoavana....otran'zany koa lay firaisana aranofo,raha ataonao @ vady mariazinao ary nekenao,ary mahay mionina aminazy hirery ianao dia ahatsiaro sambatra.....misy ndray maro maso tsy teneniko hoe tia revy satry ny pourcentage ny sexualite @ olona dia mitovy,saingy ny sasany no tsy mahay mionina @zay ananany,dia lasa manompo sex sy tratran'blm maro samy afa.
de otran'zany amiko ny fiainana rhetra...sy ny fahasoavan'Andriamanitra...ianao manao zay mety,dia lay hazonao t@ fara herinao no akanao tsirony sy atsarainay....dia zay no farany asambarana eto an-tany....ny any amparadisa moa samy manana ny imagination-ny..arakarak'ilay finoana misy anao.
de raha misy aminao lay fiononana sy fanatsarana ny zavatra o amplatananao dia otrany faly lalan-dava enao...tsiky vraiment... fa tsy fiantsarambelatsia,lasa otrany ho tsis olona sambatra akotranao eto an-tany..
adinoko...ny fanampin'reo koa lay tsy fidirana ny fiainan'olona...sy ny fahaizanao miara miaina amin'ny mpiarabelona...cool zany e..hhehhehehe
tsy lay cool hoe zay te hiresaka miresaka a....satry misy ny sasany ataony zay hidirany aminao mba animbany ny asambaranao...fa refa ainao ny miresaka aminy dia zay...hoe salut salut vaovao maresaka sns..tsy mifampiditra trano isan'andro,fa hoe ndray ndray tsy b resaka ..sns...
lava be e..zay zany...aona @zay ny fahasoavan'Andriamanitra arak'izay hevitrao mpamaky?
za tsy miresaka finoana a....lay hevitrao manokana...zay no tsy nanoratako ny fahasoavan'Andriamanitra @ finoako..za musulman...fa ny hevitrao manokana raha anoratra.
bya bay ndray zany
novalian'i Lejoba ny 04/08/2008 13:39
2. Lejoba ( 04/08/2008 13:39)
Sô tsy mitovy le Andriamanitra ivavahantsika. Maninona ato ity, antson'ny fo ve izao sa tianao hoporofoina aminao fa misy tokoa ny fahasoavan'Andriamanitra.
Iza aloha no antsoin'ilay fonao eh? :!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1002