Naruto

1. sitlo ( 14/06/2008 17:34)
Ary toa tsy mitovy ry zareo ny manga sy ny dessin animé? Ilay dessin animé toa tsy misy ady amin'ny akatsuki fa ohatra ny mandingandinganina be izany fotsiny...
novalian'i oOo ny 15/06/2008 13:37
2. xxx ( 14/06/2008 18:09)
sitlo:

Ary toa tsy mitovy ry zareo ny manga sy ny dessin animé? Ilay dessin animé toa tsy misy ady amin'ny akatsuki fa ohatra ny mandingandinganina be izany fotsiny...



azafady fa manga inona kay no tianao lazaina eto? manga esy sa manga vato? akatsuki ve anarana manga vaovao fa otran'ny mbola tsy naheno an'io ny tenanay
3. sitlo ( 14/06/2008 18:14)
manga entitra :-D :-D :-D
4. xxx ( 14/06/2008 18:27)
sitlo:

manga entitra :-D :-D :-D



inon lesy zany mangetitra ry sitlo? so de mangetotra no tin'elah lazaina :-D
5. xxx ( 14/06/2008 18:31)
ary ny bô manga?
6. sitlo ( 14/06/2008 18:36)
zay dia tenenina direkta be, ny olona mba efa nanao kilalaon-teny :°)

rehefa mivarotra bô manga, aza manao hoe: bô eh!! bô eh!! fa mampigadra
:°)
7. xxx ( 14/06/2008 18:36)
xxx:

ary ny bô manga?



anontanio an'i rush :-D :-D :-D
8. sitlo ( 14/06/2008 18:47)
izany ve dia mampihomehy?
9. xxx ( 14/06/2008 18:53)
sitlo:

zay dia tenenina direkta be, ny olona mba efa nanao kilalaon-teny :°)

rehefa mivarotra bô manga, aza manao hoe: bô eh!! bô eh!! fa mampigadra
:°)





lasa mpivarotra saribô ngaha sitlo :-D :-D :-D
10. sitlo ( 14/06/2008 18:58)
mampigadra izany
11. ikotoleta ( 14/06/2008 19:32)
manga entitra
ary ny bô manga?
zay dia tenenina direkta be, ny olona mba efa nanao kilalaon-teny
rehefa mivarotra bô manga, aza manao hoe: bô eh!! bô eh!! fa mampigadra

:arrow: Allez les Bleus 8) :lol: :roll: :twisted: :!: :?: :°) :idea: :-P :-D :/ :^) :{ ;-)
12. oOo ( 15/06/2008 13:37)
sitlo:

Ary toa tsy mitovy ry zareo ny manga sy ny dessin animé? Ilay dessin animé toa tsy misy ady amin'ny akatsuki fa ohatra ny mandingandinganina be izany fotsiny...


Mety misy tsy azoko kely ilay fanontaniana;

Ny fahitako azy dia ny "manga" (fiatson'ny Japoney ny bandes dessinées @ ankapobeny ) lazainao io dia ho an'ny efa + de 10 taona! Mety ho normal amiko raha tsy hitovy ireo satria natokana ho an'ny sarangan'olona ilay izy. Raha i naruto aloha dia somary mavesabesatra ihany ny tantarany @reo kilonga kely, kanefa efa maro koa zalah no mirevy azy fa misy "combat" milay be!

Na za aza gaga fa mbola malaza hatramin'izao Draggon ball Z izay nankafiziko efa t@ mbola mbandy kely (tany ho any @ année 90 tany).

Na dia izany aza mahafaly ahy ihany ny mahita olon-kafa mbola manka fy "dessin animé"! (za efa + 25 ans fa mbola accro! surtout Tom & Jerry!!!)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2652