Liste des messages
Liste des messages, inserés par oOo, par ordre de date
oOo
(
14/06/2008 07:12)
Eritrereto ...
Matetika hitako eto @ dinika ny misy miteny hoe "misy ny manao tambabe mitsikera ahy, na manakiana ahy"
Ho anao henjehina, nanontany tena aminao ve ianao hoe inona no anton'izany? Ezaho dinihina ao...
suite
répondu par kiadi le 14/06/2008 11:22
oOo
(
14/06/2008 07:11)
Minoa fotsiny ihany!
Fiainana dia fohy, ny fotoana miserana fotsiny. Forony ianao. Ny fahadiovan'ny fo dia varavarana hitondra anao @ Andriamanitra. Mahaiza manantena. Mahaiza mamela. Mahaiza mandinika. Manaova ny soa. Ma...
suite
répondu par prime le 19/06/2008 12:48
oOo
(
14/06/2008 07:03)
Aiza no ahitana fahasambarana maimaimpoana ?
Ho anareo (na ho antsika) mihevitra fa naleo lavitra [b]nozanahina[/b] dia tokony handinika tsara.
Inona no tena tianareo? Hiatrika ilay fahasarotana sa hiforotra rambo ohatran'ny alika rehefa tojo m...
suite
répondu par ygossamer le 11/12/2024 07:21
oOo
(
09/06/2008 14:55)
Filozofia
[center]Le test des 3 passoires[/center]
Ilay fitsapana mikasika ny sivana 3
i Sokraty, tamin'ny Grika taloha, dia nanana hevitra ambony momba ny fahendrena. Nisy olona iray ary nanontany ity filo...
suite
répondu par pseudo38 le 14/06/2008 18:04
