Minoa fotsiny ihany!

1. oOo ( 14/06/2008 07:11)
Fiainana dia fohy, ny fotoana miserana fotsiny. Forony ianao. Ny fahadiovan'ny fo dia varavarana hitondra anao @ Andriamanitra. Mahaiza manantena. Mahaiza mamela. Mahaiza mandinika. Manaova ny soa. Mahaiza mizara. Mahaiza mihaino. Mitadiava. Fantaro ianao.
novalian'i prime ny 19/06/2008 12:48
2. Gie ( 14/06/2008 07:29)
oOo:

Fiainana dia fohy, ny fotoana miserana fotsiny. Forony ianao. Ny fahadiovan'ny fo dia varavarana hitondra anao @ Andriamanitra. Mahaiza manantena. Mahaiza mamela. Mahaiza mandinika. Manaova ny soa. Mahaiza mizara. Mahaiza mihaino. Mitadiava. Fantaro ianao.
misaotra anao t@ fahampatsihavina !


3. niryna ( 14/06/2008 19:51)
[quote=oOo]
Ny fahadiovan'ny fo dia varavarana hitondra anao @ Andriamanitra. Mahaiza manantena. Mahaiza mamela. Mahaiza mandinika. Manaova ny soa. Mahaiza mizara./quote]
=D> miombokevitra
Fa ny vokatry ny Fanahy
kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,
23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.Gal 5
4. BALBINE ( 15/06/2008 09:31)
Oui, on est tous oubliger de prier car C debut de la fin d temps.Aza miantehitra @ herin'ny tena fa mivavaha eh .Oh la la yes :lol:
5. pissoa ( 15/06/2008 11:14)
Ahoana zany hoe forony ianao ? :oops: :oops: :oops:

Forony ianao.
6. yonikafopl ( 15/06/2008 11:15)
on est tous oubliger de prier


NON c pas obligatoire
7. fijo ( 15/06/2008 19:36)
za mba gaga ry yonika,io obliger i wa esory fa aza zatra teritery izany.
8. ikaretsaka ( 16/06/2008 00:27)
niryna namaly an'i oOo:


Ny fahadiovan'ny fo dia varavarana hitondra anao @ Andriamanitra. Mahaiza manantena. Mahaiza mamela. Mahaiza mandinika. Manaova ny soa. Mahaiza mizara.

=D> miombokevitra
Fa ny vokatry ny Fanahy
kosa . . .


dia mba lasa ny eritreritro hoe .. amin'ny olona ahoana no tsy mahay manavaka ny fo (heart) @ fanahy (soul)
sa efa fahazarana le fo no resaka dia fanahy no lazaina?
ohatran'ny hoe ny kafe no resaka koa ny taoka no velabelarina?


9. ari.malala ( 16/06/2008 14:23)
:-D :-D :-D
10. fijo ( 18/06/2008 21:37)
aoka letsy moa fa tsssss mba entim-po izy e,de nihainga ny fanahiny.
11. ari.malala ( 19/06/2008 06:38)
:-D :-D :-D :-D :-D
12. fahamarinana ( 19/06/2008 07:11)
:arrow: :-D :-D tinapaka ity tinaiko...ohatrany hoe cafe calvin zany,izay moa lay café sotroana any ambanivohitra ireny,asiana toaka kely ,
HS be fa miala tsiny,ika : tena mpihomehy ndraindray amin'ilay valiteny an... (l)
13. prime ( 19/06/2008 12:48)
Mila fanampim-panazavàna toa an\'i pissoa... :)

Forony ianao
:?: :?: :?:
Fantaro ianao
:?: :?: :?:

Misaotra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0678