Tadidiko izany fahiny e,ary hianao koa ve mbola misy kely ??
1. niryna
(
13/06/2008 16:28)
Inona no fahadalana nataonao fahiny? Ary tany an-tsekoly ahoana?
Izaho tena tia ranon'orana ka rehefa avy ny orana dia manala kapa aho ary mandehandeha manitatra dia milalao ranon'orana eny amin'ny riaka ireny,tsy misy elo amin'io an ary ny kitapo vorotsihy ,mando ny akanjoko rehefa ,avy eo aho marary . :D
Ary ny mpampianatra toa mahafantatra ny ankizy tsy nahavita devoara na tsy nianatra lesona e? toa voatonona foana ireny miafonafona ,miondrikondrika ireny.:roll:
Hianao ve mba efa tsy nianatra lesona ka nivavabavaka mba tsy ho voahadina ? :D

novalian'i niryna ny 13/07/2008 19:32
2. endrika01
(
19/06/2008 18:01)
niryna:Lay ranon orana aloha tena milay e,t@mbola teny @EPP.Zahay faly miroboka ao anaty ny le rano miandrona eo @kianja filalaovana!Lay izy misy bozaka maintso mavana iny ,esorina ny kapa de mitsambikimbikina ao anatin le rano hatreo an-dohalika!Madio be ny faladihan-tongotra,fotsyyy,de le manao siky @tokontany feno lomotra!Hi hi hi tena misosa!:-P
Inona no fahadalana nataonao fahiny? Ary tany an-tsekoly ahoana? Izaho tena tia ranon\'orana ka rehefa avy ny orana dia manala kapa aho ary mandehandeha manitatra dia milalao ranon\'orana eny amin\'ny riaka ireny,tsy misy elo amin\'io an ary ny kitapo vorotsihy ,mando ny akanjoko rehefa ,avy eo aho marary . :D Ary ny mpampianatra toa mahafantatra ny ankizy tsy nahavita devoara na tsy nianatra lesona e? toa voatonona foana ireny miafonafona ,miondrikondrika ireny.:roll: Hianao ve mba efa tsy nianatra lesona ka nivavabavaka mba tsy ho voahadina ? :D
3. RATOVOARY
(
28/06/2008 08:11)
Tsy tadidinareo angah fahiny mbola tsy miverin-kariva rehefa alakamisy iny de tsy tonga de mody fa mbola mandongilana mandehandeha any an-tranon'ny namana any, raha vô tonga ao an-trano nefa de tonga de kapoka no azo. Ny hanina @io mbola tsy hanina fa voky ranomaso.
Ary le mangalatra ny goavy sy paison-dry Masera? :-D :-D :-D
Zahay koa taloha nisy bandy kely zay nipetraka tao @ Mompera de terenay hangalatra "Kominio tsy voahasina" rehefa recreation iny.(Nefa toa tsy mahavoky akory le izy )
Zahay koa aza protestant nefa mangalatra milahatra kominio rehefa zoma vôlou, wainn be fa kobon'i Masera, de rah tonga eo @ tour-nay tonga de tsongo sofina no omeny fa tsy le kôminio :snif: :snif: :snif:
Hadalana daholo zany. Asa atao ahoana ny zanaky ny tena raha mba manao hadalana tahak'ireny? :/ :/ :/

4. niryna
(
02/07/2008 00:25)
endrika01:
niryna:Lay ranon orana aloha tena milay e,t@mbola teny @EPP.Zahay faly miroboka ao anaty ny le rano miandrona eo @kianja filalaovana!Lay izy misy bozaka maintso mavana iny ,esorina ny kapa de mitsambikimbikina ao anatin le rano hatreo an-dohalika!Madio be ny faladihan-tongotra,fotsyyy,de le manao siky @tokontany feno lomotra!Hi hi hi tena misosa!:-P
Inona no fahadalana nataonao fahiny? Ary tany an-tsekoly ahoana? Izaho tena tia ranon\'orana ka rehefa avy ny orana dia manala kapa aho ary mandehandeha manitatra dia milalao ranon\'orana eny amin\'ny riaka ireny,tsy misy elo amin\'io an ary ny kitapo vorotsihy ,mando ny akanjoko rehefa ,avy eo aho marary . :D Ary ny mpampianatra toa mahafantatra ny ankizy tsy nahavita devoara na tsy nianatra lesona e? toa voatonona foana ireny miafonafona ,miondrikondrika ireny.:roll: Hianao ve mba efa tsy nianatra lesona ka nivavabavaka mba tsy ho voahadina ? :D
----------------------------------
ary ilay manao twiste angaha adinon'i endrika a> tena mangataka paraky mihitsy hoy ny ankizy rehefa midina ambany dia ambany izay ny tena mandihy hi,hi
5. niryna
(
02/07/2008 00:31)
RATOVOARY:dia rehefa mody ka matahotra dia asiana bozaka maintso ao ambanin'ny lela ..
Tsy tadidinareo angah fahiny mbola tsy miverin-kariva rehefa alakamisy iny de tsy tonga de mody fa mbola mandongilana mandehandeha any an-tranon'ny namana any, raha vô tonga ao an-trano nefa de tonga de kapoka no azo. Ny hanina @io mbola tsy hanina fa voky ranomaso.
izahay indray tsy nangalatra fa maka goavy alohan'ny andehanana mianatra,ny zandriko indray dia fenoiny menaka ny tongony(nihinana sakafo mafilotra hono izany hi,hi
Ary le mangalatra ny goavy sy paison-dry Masera? :-D :-D :-D
ny anay indray ilay mangalatra ronono nestle mipetraka eo ambony latabatra,tsy ampy roa andro dia maivana ilay izy anaovanay azy.
Zahay koa taloha nisy bandy kely zay nipetraka tao @ Mompera de terenay hangalatra "Kominio tsy voahasina" rehefa recreation iny.(Nefa toa tsy mahavoky akory le izy )
Zahay koa aza protestant nefa mangalatra milahatra kominio rehefa zoma vôlou, wainn be fa kobon'i Masera, de rah tonga eo @ tour-nay tonga de tsongo sofina no omeny fa tsy le kôminio :snif: :snif: :snif:
Hadalanan daholo zany. Asa atao ahoana ny zanaky ny tena raha mba manao hadalana tahak'ireny? :/ :/ :/
Ny boatindrakotro indray feno vola dia maivana be ka fantratro no naka ny volako,ny zokiko lahy,tezitra mafy aho tamin'izay fa nosokiriny tsikelikely tao ilay izy.
:oops:
6. endrika01
(
07/07/2008 19:03)
T@zahay nanao science(zava-boary)t@classe de 6eme,lay asiana mamboly tsaramaso 2herinandro alohany hanaovana lesona.Ny anahy hohaniny akohoko foana ,nefa efa nafenina tao @tafo ny douche,de le gardien mambolimboly eo @ zaridainan-tsekoly,de tonga aloha be zay 3 vavy de hongotanay,ny sasany mamony sady misy voa.De faly ery fa nahazo 17/20,hi hi hi zah ngah tadidiny tsony!Ka ny namboleko vao misy ravina mitsiry de lanin\'ny akoho dôly=))=))=))
7. niryna
(
09/07/2008 00:32)
endrika01:
T@zahay nanao science(zava-boary)t@classe de 6eme,lay asiana mamboly tsaramaso 2herinandro alohany hanaovana lesona.Ny anahy hohaniny akohoko foana ,nefa efa nafenina tao @tafo ny douche,de le gardien mambolimboly eo @ zaridainan-tsekoly,de tonga aloha be zay 3 vavy de hongotanay,ny sasany mamony sady misy voa.De faly ery fa nahazo 17/20,hi hi hi zah ngah tadidiny tsony!Ka ny namboleko vao misy ravina mitsiry de lanin'ny akoho dôly=))=))=))
indry aky mampihomehy a.
=))=))=))
8. dziana
(
11/07/2008 08:14)
Ny ahy indray tadidiko fa refa alina nde hatory de mangala-pihinana mofo de hoanina any ampandriana; de aveo malailay @ le poti-mofo .De tratra satria vendrana fa atsoina i neninay mamafa le izy! =)) =)) =))
De tadidiko ko fa refa milalao le manao fanenjika de esorina ny kapa ;de adino eo: fa ny tena nahaloza azy de i dadanay avy niasa iny no mahita azy;afeniny ary le kapa ;fa tsy mahasahy mody miitsy satria tsy maintsy bedy refa tonga any an-trano :snif: :snif: :-D :-D

9. endrika01
(
11/07/2008 10:23)
De zah koa refa miambina ny mpitabataba tao an-dakilasy de firotsohako @tahona-cyprès le bandy kely miseho ho deba mamoha lay noeuds @ akanjoko!Taloha tsis tablier zany,de robe tsara kely reny dôly no ampanaoviny Mama,de misy noeuds afatotrany tsara be ao afara!:D:D:D de isaky ny manao jery atrika ny maraina ny hariva de sotoniny le bandikely 2 zay,de mirefarefa @tany lay fehikibon akanjo:-D:-D:-D de bedy foana zah refa tonga ao an-trano!De refa zah no mpiambina ny mpitabataba de tsy sahy intsony ry zalahy!De miondrika raha vao mifanena tamiko:-P
10. niryna
(
13/07/2008 19:27)
dziana:=)) an,an ,tsy vendrana izany fa milaza ny marina ,tsy mieritreritra hoe izao no mety ahazo fa mbola zaza bodo e.
Ny ahy indray tadidiko fa refa alina nde hatory de mangala-pihinana mofo de hoanina any ampandriana; de aveo malailay @ le poti-mofo .De tratra satria vendrana fa atsoina i neninay mamafa le izy! =)) =)) =))
=)) dia asiana bozaka maintso kely ao ambanin'ny lela e?
De tadidiko ko fa refa milalao le manao fanenjika de esorina ny kapa ;de adino eo: fa ny tena nahaloza azy de i dadanay avy niasa iny no mahita azy;afeniny ary le kapa ;fa tsy mahasahy mody miitsy satria tsy maintsy bedy refa tonga any an-trano :snif: :snif: :-D :-D
Ny anay variana milalao any izahay dia ny masoandro maty no mampalahelo.Dia hoy ny mamanay hoe anambady ny zanak'ireo olona ireo angamba izy io rehefa lehibe dia tezitra be avy eo maheno an'izany
:D
11. niryna
(
13/07/2008 19:32)
endrika01:
De zah koa refa miambina ny mpitabataba tao an-dakilasy de firotsohako @tahona-cyprès le bandy kely miseho ho deba mamoha lay noeuds @ akanjoko!Taloha tsis tablier zany,de robe tsara kely reny dôly no ampanaoviny Mama,de misy noeuds afatotrany tsara be ao afara!:D:D:D de isaky ny manao jery atrika ny maraina ny hariva de sotoniny le bandikely 2 zay,de mirefarefa @tany lay fehikibon akanjo:-D:-D:-D de bedy foana zah refa tonga ao an-trano!De refa zah no mpiambina ny mpitabataba de tsy sahy intsony ry zalahy!De miondrika raha vao mifanena tamiko:-P
=))
izaho koa izany taloha mahay be dia rehefa variana mihaino lesona tsara iny aho dia torahan'ilay cousin-ko sy ny namany la craie ny lamosiko
:oops: :cry: dia tezitra aho dia nalazako daholo izy rehetra efa ho dimy lahy izy no nanao an'izany ary dia tratran'ny nitondra ray aman-dreny kanjo ny roa tamin'ireo mipetraka tamin'olona ka vao maika grave ny nahazo ary ireo.Tsy sahy intsony taty aoriana fa toa nianatra lesona .
Nampalahelo ahy indray saingyy tena feno la craie ny tao an-damosiko ka iny no nataoko tao an-tsaina betsaka .hi,hi .